<-
->

Mts / Mpits 18:16 And the six hundred men appointed with their weapons of war, which were of the children of Dan, stood by the entering of the gate. Ary ny enin-jato lahy efa voaomana tamin' ny fiadiany, izay avy tamin' ny taranak' i Dana, dia nijanona teo anoloan' ny vavahady. fa izy enin-jato lahy, samy vonom-piadiana fanao an' ady avy amin' ny fokon í Dana, nijanona teo anoloan' ny vavahady. Pendant que les six cents hommes des Danites, équipés pour la guerre, se tenaient sur le seuil de la porte,