<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 21:12 | And they found among the inhabitants of |
Ary nahita zazavavy virijina efa-jato tsy mbola nahalala lahy teo amin' ny mponina tany Jabesi-gileada izy ka nitondra ireo ho any an-toby tany Silo any amin' ny tany Kanana. | Dia nahita zazavavy virjiny efa-jato tsy mbola nahalala lahy fa tsy nandry tamin-dehilahy izy ireo, teo amin' ny mponina any Jabesy, any Galaada, ka nentiny nankany an-toby tany Silao izay any amin' ny tany Kanaana. | Parmi les habitants de |