<-
->

1Sm / 1Sam 10:11 And it came to pass, when all that knew him beforetime saw that, behold, he prophesied among the prophets, then the people said one to another, What is this that is come unto the son of Kish? Is Saul also among the prophets? Ary nony hitan' izay rehetra nahalala azy hatramin' ny taloha fa, indro, maminany eo amin' ny mpaminany izy, dia nifampilaza ny olona ka nanao hoe: Inona izao tonga amin' ny zanak' i Kisy izao? Saoly koa va mba isan' ny mpaminany? Nony hitan' izay rehetra nahalala azy taloha fa niara-naminany tamin' ireo mpaminany koa izy, dia nifampilaza ireo olon-drehetra ireo hoe: Fa naninona ity zanak' i Kisy? Mba isan' ny mpaminany koa va Saola? Lorsque ceux qui le connaissaient de longue date virent qu' il prophétisait avec les prophètes, les gens se dirent l' un à l' autre : " Qu' est-il arrivé au fils de Qish ? Saül est-il aussi parmi les prophètes ? "