<-
->

1Sm / 1Sam 21:1 Then came David to Nob to Ahimelech the priest: and Ahimelech was afraid at the meeting of David, and said unto him, Why art thou alone, and no man with thee? Dia nitsangana Davida ka lasa; fa Jonatana kosa nankany an-tanàna. Koa Davida moa nitsangana dia lasa nandeha, fa Jonatasy kosa niditra nankany an-tanàna. David se leva et partit, et Jonathan rentra en ville.
1Sm / 1Sam 21:2 And David said unto Ahimelech the priest, The king hath commanded me a business, and hath said unto me, Let no man know any thing of the business whereabout I send thee, and what I have commanded thee: and I have appointed my servants to such and such a place. Ary Davida tonga tany Noba, tany amin' i Ahimeleka mpisorona; ary toran-kovitra Ahimeleka, raha nihaona tamin' i Davida, ka nanao taminy hoe: Nahoana no mandeha irery ianao, fa tsy misy manaraka anao? Lasa nankany Nobe amin' i Akimeleka mpisorona Davida ka taitra mafy Akimeleka nitsena an' i Davida nanao taminy hoe: Nahoana ity hianao no honjohonjonao irery, fa tsy misy miaraka aminao? David arriva à Nob chez le prêtre Ahimélek. Celui-ci vint en tremblant au-devant de David et lui demanda : " Pourquoi es-tu seul et n' y a-t-il personne avec toi ? "
1Sm / 1Sam 21:3 Now therefore what is under thine hand? give me five loaves of bread in mine hand, or what there is present. Dia hoy Davida tamin' i Ahimeleka mpisorona: Ny mpanjaka efa nanome raharaha ahy, ka hoy izy tamiko: Aoka tsy ho fantatr' olona ny raharaha nanirahako sy nandidiako anao; ka dia nasaiko nankary ny zatovoko. Dia hoy ny navalin' i Davida tamin' i Akimeleka mpisorona: Nomen' ny mpanjaka didy aho, nataony hoe; Aoka tsy hisy olona hahalala ny raharaha anirahako anao, sy nanomezako didy anao. Ka nomeko fotoana any ananona any ny olona momba ahy. David répondit au prêtre Ahimélek : " Le roi m' a donné un ordre et m' a dit : "Que personne ne sache la mission dont je te charge et l' ordre que je te donne! " Quant à mes hommes, je leur ai donné rendez-vous à tel endroit.
1Sm / 1Sam 21:4 And the priest answered David, and said, There is no common bread under mine hand, but there is hallowed bread; if the young men have kept themselves at least from women. Koa inona no misy ato aminao? Omeo mofo dimy aho ho etý an-tanako, na izay misy. Ary amin' izao kosa inona no vonona eo am-pelatànanao izao? Omeo mofo dimy aho eto an-tànako na izay sendra hita. Maintenant, si tu as sous la main cinq pains, donne-les-moi, ou ce qui se trouvera. "
1Sm / 1Sam 21:5 And David answered the priest, and said unto him, Of a truth women have been kept from us about these three days, since I came out, and the vessels of the young men are holy, and the bread is in a manner common, yea, though it were sanctified this day in the vessel. Ary ny mpisorona namaly an' i Davida hoe: Tsy misy mofo fihinana ato amiko, fa mofo masina ihany no ato, ka raha mba nifady vehivavy ahay mantsy ny zatovo. Ary hoy ity mpisorona namaly an' i Davida hoe: Tsy misy mofo fihinana eto amiko, mofo voahasina no misy; tsy maintsy ho nifady vehivavy ahay anefa ny olona. Le prêtre répondit : " Je n' ai pas de pain ordinaire sous la main, il n' y a que du pain consacré - pourvu que tes hommes se soient gardés de rapport avec les femmes. "
1Sm / 1Sam 21:6 So the priest gave him hallowed bread: for there was no bread there but the shewbread, that was taken from before the Lord, to put hot bread in the day when it was taken away. Ary Davida namaly ny mpisorona ka nanao taminy hoe: Eny, fa hatramin' ny hateloana efa tsy niara-nitoetra tamim-behivavy rahateo izahay; ary tamin' izaho niainga dia masina ny fanaky ny zatovo; ary na dia tsy masina aza ny lalana, dia hohamasinina anio izy noho ny fanaka. Ka hoy Davida namaly ny mpisorona nanao hoe: Hatramin' ny nandehanako hateloana izay no efa nifady vehivavy izahay, sady masina koa ny kapaoky ny olona miaraka amiko, ka na tsy masina aza ny dia, ny amin' ny momba ny kapaoka kosa dia voahasina. David répondit au prêtre : " Bien sûr, les femmes nous ont été interdites, comme toujours quand je pars en campagne, et les choses des hommes sont en état de pureté. C' est un voyage profane, mais vraiment aujourd' hui ils sont en état de pureté quant à la chose. "
1Sm / 1Sam 21:7 Now a certain man of the servants of Saul was there that day, detained before the Lord; and his name was Doeg, an Edomite, the chiefest of the herdmen that belonged to Saul. Ary ny mpisorona nanome azy mofo masina; fa tsy nisy mofo teo, afa-tsy ny mofo aseho, izay nalainy teo anatrehan' i Jehovah, mba hasiana mofo mafana tamin' ny andro nanesorana azy. Dia nomen' ny mpisorona mofo voahasina izy, fa tsy nisy mofo hafa teo afa-tsy ny mofo aseho, izay efa nesorina teo anoloan' ny Tompo mba hosoloana ny mofo mafana amin' ny fotoana fanesorana azy. Alors le prêtre lui donna ce qui avait été consacré, car il n' y avait pas d' autre pain que le pain d' oblation, celui qu' on retire de devant Yahvé pour le remplacer par du pain chaud, quand on le prend.
1Sm / 1Sam 21:8 And David said unto Ahimelech, And is there not here under thine hand spear or sword? for I have neither brought my sword nor my weapons with me, because the king' s business required haste. (Nefa nisy anankiray tamin' ny mpanompon' i Saoly teo tamin' izany andro izany, voahazona teo anatrehan' i Jehovah, Doega Edomita no anarany; lehiben' ny mpiandrin' i Saoly izy.) Tao indrindra ny lehilahy anankiray amin' ny mpanompon' i Saola tamin' izay andro izay, fa voahazona teo anatrehan' ny Tompo; Doega Edomita no anarany, ary lehiben' ny mpiandry ny ondrin' i Saola izy. Or, ce jour même, se trouvait là un des serviteurs de Saül, retenu devant Yahvé; il se nommait Doèg l'Édomite et était le plus robuste des bergers de Saül.
1Sm / 1Sam 21:9 And the priest said, The sword of Goliath the Philistine, whom thou slewest in the valley of Elah, behold, it is here wrapped in a cloth behind the ephod: if thou wilt take that, take it: for there is no other save that here. And David said, There is none like that; give it me. Ary hoy Davida tamin' i Ahimeleka: Tsy misy lefona na sabatra va eto aminao? fa izaho tsy nitondra ny sabatro na ny fiadiako etý amiko, satria nahamaika ny raharahan' ny mpanjaka. Ary hoy Davida tamin' i Akimeleka: Tsy misy lefina na sabatra va ato aminao? Fa tsy naharay ny sabatro na ny fiadiana ho entiko akory aho fa maika ny raharaha nandidian' ny mpanjaka ahy. David dit à Ahimélek : " Et n' y a-t-il pas ici sous ta main une lance ou une épée ? Je n' ai pris avec moi ni mon épée ni mes armes, tant l' affaire du roi était urgente. "
1Sm / 1Sam 21:10 And David arose and fled that day for fear of Saul, and went to Achish the king of Gath. Fa hoy ny mpisorona: Ny sabatr' i Goliata Filistina, ilay novonoinao tao amin' ny lohasaha Elaha, indro, fa mifono lamba ao ivohon' ny efoda izy; ka raha iny no ho entinao, dia ento; fa tsy misy afa-tsy iny eto. Ary hoy Davida: Tsy misy tahaka iny, fa omeo ahy. Dia hoy ny navalin' ny mpisorona: Ny sabatr' i Goliata, ilay Filistina, izay novonoinao tao amin' ny lohasahan' ny Terebinta no ao, indro mifono ny lamba kapaoty ao ivohon' ny efoda ao izy. Ka raha tianao hoentina iny, dia ento, fa tsy misy afa-tsy iny eto. Ary hoy Davida: Tsy misy hoatra an' iny ka omeo ahy iny. Le prêtre répondit : " L'épée de Goliath le Philistin, que tu as abattu dans la vallée du Térébinthe, est là, enveloppée dans un manteau derrière l'éphod. Si tu veux, prends-la, il n' y en a pas d' autre ici. " David répondit : " Elle n' a pas sa pareille, donne-la moi. "
1Sm / 1Sam 21:11 And the servants of Achish said unto him, Is not this David the king of the land? did they not sing one to another of him in dances, saying, Saul hath slain his thousands, and David his ten thousands? Ary Davida niainga nandositra tamin' izany andro izany mba tsy ho azon' i Saoly, dia nankany amin' i Akisy, mpanjakan' i Gata. Nitsangana Davida ary androtr' izay ihany dia nandositra lavitra an' i Saola, ka tany amin' i Akisa mpanjakan' i Geta no nalehany. David se leva et s' enfuit ce jour-là loin de Saül et il arriva chez Akish, roi de Gat.
1Sm / 1Sam 21:12 And David laid up these words in his heart, and was sore afraid of Achish the king of Gath. Ary hoy ny mpanompon' i Akisy taminy: Tsy ity moa no Davida, mpanjakan' ny tany? Tsy izy va no nandihizany sy nifampihirany hoe: Saoly nahafaty arivoarivo, Fa Davida nahafaty alinalina? Ary hoy ny mpanompon' i Akisa taminy: Tsy io va no Davida, mpanjakan' ny tany? Tsy io va no nanaovana hira arahim-pandihizana hoe: Arivoarivo no matin' i Saola, Ary alinalina no matin' i Davida? Mais les serviteurs d' Akish dirent à celui-ci : " Est-ce que ce n' est pas David, le roi du pays ? N' est-ce pas pour celui-là qu' on chantait dans les danses : "Saül a tué ses milliers, et David ses myriades" ? "
1Sm / 1Sam 21:13 And he changed his behaviour before them, and feigned himself mad in their hands, and scrabbled on the doors of the gate, and let his spittle fall down upon his beard. Ary dia nalatsak' i Davida tao am-pony izany teny izany, ka natahotra an' i Akisy, mpanjakan' i Gata, indrindra izy. Nieritreritra ny amin' izany teny izany Davida, ka raiki-tahotra mafy an' i Akisa mpanjakan' i Geta. David réfléchit sur ces paroles et il eut très peur d' Akish, roi de Gat.
1Sm / 1Sam 21:14 Then said Achish unto his servants, Lo, ye see the man is mad: wherefore then have ye brought him to me? Dia nody adala teo anatrehany izy ka nanao tahaka ny olona very saina teo aminy, fa nanoratsoratra teo amin' ny lela-vavahady izy, sady navelany hitsororoka tamin' ny somony ny iviny. Dia nody adala teo anatrehan' izy ireo sy niseho ho very saina teo am-pelatànany izy: noveleziny, nataony langoraona ny lela vavahady; ary navelany hitsororoka amin' ny somony ny ranon' iviny. Alors, il fit l' insensé sous leurs yeux et il simula la démence entre leurs mains : il tambourinait sur les battants de la porte et laissait sa salive couler sur sa barbe.
1Sm / 1Sam 21:15 Have I need of mad men, that ye have brought this fellow to play the mad man in my presence? shall this fellow come into my house? Ary hoy Akisy tamin' ny mpanompony: He! hitanareo fa very saina io lehilahy io, ka nahoana no nentinareo etý amiko izy? Izaho moa mitady olona very saina, no nitondranareo ity olona very saina ity mba hanondrana eto anatrehako? Moa hiditra ato an-tranoko va ilehio? Ka hoy Akisa tamin' ny mpanompony: Hitanareo fa adala io lehilahy io, ka ahoana no nitondranareo azy aty amiko? Akish dit à ses serviteurs : " Vous voyez bien que c' est un fou! Pourquoi me l' amenez-vous ?
1Sm / 1Sam 21:16 Tsy ampy olona adala ato amiko angaha no itondranareo an' io, hanondrana eto anatrehako? Io ve dia tokony hiditra izay tranoko akory? Est-ce que je manque de fous, que vous m' ameniez celui-ci pour m' ennuyer avec ses folies ? Va-t-il entrer dans ma maison ? "

<-
->