<-
->

1Sm / 1Sam 23:1 Then they told David, saying, Behold, the Philistines fight against Keilah, and they rob the threshingfloors. Ary nisy nanambara tamin' i Davida hoe: Indro, ny Filistina mamely an' i Keila ka mamabo ny ao amin' ny famoloana. Ary nisy olona tonga nilaza tamin' i Davida hoe: Indreo ny Filistina mamely an' i Keilà, sady mamabo eny am-pamoloana. On apporta cette nouvelle à David : " Les Philistins assiègent Qéïla et pillent les aires. "
1Sm / 1Sam 23:2 Therefore David enquired of the Lord, saying, Shall I go and smite these Philistines? And the Lord said unto David, Go, and smite the Philistines, and save Keilah. Ary Davida nanontany tamin' i Jehovah hoe: Handeha hamely izao Filistina izao va aho? Ary hoy Jehovah tamin' i Davida: Mandehana, asio ny Filistina, ka vonjeo Keila. Dia nanontany an' ny Tompo Davida nanao hoe: Handeha hamely izao Filistina izao va aho? Ary hoy ny navalin' ny Tompo an' i Davida: Mandehana fa handresy ny Filistina hianao sy hanafaka an' i Keilà. David consulta Yahvé : " Dois-je partir et battrai-je les Philistins ? " Yahvé répondit : " Va, tu battras les Philistins et tu délivreras Qéïla. "
1Sm / 1Sam 23:3 And David' s men said unto him, Behold, we be afraid here in Judah: how much more then if we come to Keilah against the armies of the Philistines? Ary hoy ny olon' i Davida taminy: He! atý Joda aza isika matahotra, koa mainka raha mankany Keila hiady amin' ny miaramilan' ny Filistina? Hoy anefa ny olon' i Davida taminy: Indro fa aty Jodà aza isika ity matahotra, ka mainka izany hoe ho any Keilà hiady amin' ny miaramilan' ny Filistina! Cependant les hommes de David lui dirent : " Ici, en Juda, nous avons déjà à craindre; combien plus si nous allons à Qéïla contre les troupes philistines! "
1Sm / 1Sam 23:4 Then David enquired of the Lord yet again. And the Lord answered him and said, Arise, go down to Keilah; for I will deliver the Philistines into thine hand. Dia nanontany tamin' i Jehovah indray Davida. Ary Jehovah namaly azy hoe: Miaingà, midìna hankany Keila, fa Izaho no hanolotra ny Filistina ho eo an-tananao. Dia nanontany an' ny Tompo indray Davida, ka hoy Iaveh namaly azy: Mitsangàna hianao, midìna any Keilà, fa hatolotro eo an-tànanao ny Filistina. David consulta encore une fois Yahvé, et Yahvé répondit : " Pars! Descend à Qéïla, car je livre les Philistins entre tes mains. "
1Sm / 1Sam 23:5 So David and his men went to Keilah, and fought with the Philistines, and brought away their cattle, and smote them with a great slaughter. So David saved the inhabitants of Keilah. Dia lasa Davida sy ny olony nankany Keila ary niady tamin' ny Filistina ka namabo ny ombiny sady nahafaty olona be dia be. Ary dia voavonjin' i Davida ny mponina tao Keila. Dia nandeha Davida nankany Keilà niaraka tamin' ny olona momba azy, ka niady tamin' ny Filistina. Nahorony ny biby fiompiny, ary nandresy azy mafy dia mafy izy. Izany no namonjeny ny mponina tao Keilà. David alla donc à Qéïla avec ses hommes, il attaqua les Philistins, enleva leurs troupeaux et leur infligea une grande défaite. Ainsi David délivra les habitants de Qéïla. -
1Sm / 1Sam 23:6 And it came to pass, when Abiathar the son of Ahimelech fled to David to Keilah, that he came down with an ephod in his hand. Ary raha nandositra nankany amin' i Davida tany Keila Abiatara, zanak' i Ahimeleka, dia nitondra efoda teny an-tànany izy. Fony Abiatara zanak' i Akimeleka nandositra tany amin' i Davida any Keilà dia nidina izy nitondra ny efoda eo an-tànany. Lorsque Ébyatar, fils d' Ahimélek, se réfugia auprès de David, il descendit à Qéïla, ayant en main l'éphod.
1Sm / 1Sam 23:7 And it was told Saul that David was come to Keilah. And Saul said, God hath delivered him into mine hand; for he is shut in, by entering into a town that hath gates and bars. Ary nambara tamin' i Saoly fa tonga tao Keila Davida. Dia hoy Saoly: Andriamanitra efa nanolotra azy ho eo an-tanako, satria efa voahidy izy izao noho ny nidirany amin' ny tanàna misy vavahady mihidy. Nisy nilaza tamin' i Saola fa hoe nankany Keilà Davida, ka hoy Saola hoe: Natolotr' Andriamanitra eo an-tànako izy, fa nanao izay mahatafahidy azy izy nankany amin' ny tanàna misy vavahady sy hidiny. Quand on rapporta à Saül que David était entré à Qéïla, il dit : " Dieu l' a livré en mon pouvoir, car il s' est pris au piège en entrant dans une ville à portes et à verrous! "
1Sm / 1Sam 23:8 And Saul called all the people together to war, to go down to Keilah, to besiege David and his men. Ary Saoly namory ny olona rehetra hidina hankany Keila hanafika ka hanao fahirano an' i Davida sy ny olony. Ka nantsoin' i Saola ny olona rehetra hiantafika hidina any Keilà sy hanao fahirano an' i Davida sy ny olony. Saül appela tout le peuple aux armes pour descendre à Qéïla et bloquer David et ses hommes.
1Sm / 1Sam 23:9 And David knew that Saul secretly practised mischief against him; and he said to Abiathar the priest, Bring hither the ephod. Ary fantatr' i Davida fa Saoly namorona sain-dratsy hamelezana azy; dia hoy izy tamin' i Abiatara mpisorona: Ento etý ny efoda. Fa rahefa fantratr' i Davida kosa fa niomana hanisy ratsy azy Saola, dia hoy izy tamin' i Abiatara mpisorona: Ento aty ny efoda. Quand David sut que c'était contre lui que Saül forgeait de mauvais desseins, il dit au prêtre Ébyatar : " Apporte l'éphod. "
1Sm / 1Sam 23:10 Then said David, O Lord God of Israel, thy servant hath certainly heard that Saul seeketh to come to Keilah, to destroy the city for my sake. Dia hoy Davida: Ry Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely ô, efa ren' ny mpanomponao tokoa fa Saoly mitady hankatý Keila mba handrava ny tanana noho ny amiko. Dia hoy Davida: Ry Iaveh Andriamanitr' Israely ô, nandre ny mpanomponao fa mioman-ko avy aty Keilà Saola mba handrava ny tanàna noho ny amiko. David dit : " Yahvé, Dieu d' Israël, ton serviteur a entendu dire que Saül se préparait à venir à Qéïla pour détruire la ville à cause de moi.
1Sm / 1Sam 23:11 Will the men of Keilah deliver me up into his hand? will Saul come down, as thy servant hath heard? O Lord God of Israel, I beseech thee, tell thy servant. And the Lord said, He will come down. Ka moa ny mponina etý Keila hanolotra ahy ho eo an-tànany va? Hidina etý va Saoly toy ny efa ren' ny mpanomponao? Ry Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely ô, mifona aminao aho, ambarao amin' ny mpanomponao. Ary hoy Jehovah: Hidina izy. Ka moa hatolotry ny mponina eto Keilà eo an-tànany va aho? Ary moa hidina va Saola araka ny ren' ny mpanomponao? Ho sitrakao anie ny hanambara izany amin' ny mpanomponao, ry Iaveh Andriamanitr' Israely! Dia hoy Iaveh namaly: Hidina izy. Saül descendra-t-il, comme ton serviteur l' a appris ? Yahvé, Dieu d' Israël, veuille informer ton serviteur! " Yahvé répondit : " Il descendra. "
1Sm / 1Sam 23:12 Then said David, Will the men of Keilah deliver me and my men into the hand of Saul? And the Lord said, They will deliver thee up. Dia hoy Davida: Ny mponina etý Keila hanolotra ahy sy ny oloko ho eo an-tànan' i Saoly va? Ary hoy Jehovah Hanolotra anao izy. Ary hoy Davida: Moa hatolotry ny mponina eto Keilà eo an-tànan' i Saola va aho sy ny oloko? Ka hoy Iaveh: Hatolony azy hianao. David demanda : " Les notables de Qéïla me livreront-ils, moi et mes hommes, entre les mains de Saül ? " Yahvé répondit : " Ils vous livreront. "
1Sm / 1Sam 23:13 Then David and his men, which were about six hundred, arose and departed out of Keilah, and went whithersoever they could go. And it was told Saul that David was escaped from Keilah; and he forbare to go forth. Ary dia niainga Davida sy ny olony tokony ho enin-jato lahy ka niala tao Keila ary nandeha tamin' izay azony naleha. Ary nolazaina tamin' i Saoly fa efa nandositra niala tao Keila Davida, dia nijanona tsy nandeha izy. Dia niainga Davida sy ny olony, sahabo ho enin-jato lahy, ka niala tao Keilà, ka dia nandeha nankatsy nankary nanao anjoanjo tany. Nony ren' i Saola fa hoe nandositra niala tao Keilà Davida dia niato tsy nandeha izy. Alors David partit avec ses hommes, au nombre d' environ six cents, ils sortirent de Qéïla et errèrent à l' aventure. On rapporta à Saül que David s'était échappé de Qéïla et il abandonna l' expédition.
1Sm / 1Sam 23:14 And David abode in the wilderness in strong holds, and remained in a mountain in the wilderness of Ziph. And Saul sought him every day, but God delivered him not into his hand. Ary Davida nitoetra tany an-efitra tao amin' ny batery fiarovana sy nitoetra tany amin' ny tany havoana tany an-efitr' i Zifa. Ary Saoly nitady azy isan' andro, fa Andriamanitra tsy nanolotra azy ho eo an-tànany. Nonina tany an' efitra Davida tao amin' ny fitoerana mimanda, dia nitoetra tao amin' ny tendrombohitra amin' ny efitr' i Zifa. Nitady azy isan' andro Saola, fa tsy natolotr' Andriamanitra teo an-tànany izy. David demeura au désert dans les refuges; il demeura dans la montagne au désert de Ziph et Saül fut continuellement à sa recherche, mais Dieu ne le livra pas entre ses mains.
1Sm / 1Sam 23:15 And David saw that Saul was come out to seek his life: and David was in the wilderness of Ziph in a wood. Ary hitan' i Davida fa Saoly nivoaka hitady ny ainy; fa Davida dia tany an-efitr' i Zifa tany anaty ala. Fantatr' i Davida fa niainga niantafika hanala ny ainy Saola ary Davida nitoetra tao amin' ny efitr' i Zifa, any anaty ala. David se rendit compte que Saül était entré en campagne pour attenter à sa vie. David était alors dans le désert de Ziph, à Horsha.
1Sm / 1Sam 23:16 And Jonathan Saul' s son arose, and went to David into the wood, and strengthened his hand in God. Ary Jonatana, zanak' i Saoly, niainga, dia nankany amin' i Davida tany an' ala ka nampahery ny tànany tamin' Andriamanitra. Dia niainga nankany amin' i Davida tany an' ala Jonatasy zanak' i Saola. Nankahery ny tànany ao amin' Andriamanitra izy ka nanao taminy hoe: S'étant mis en route, Jonathan, fils de Saül, vint auprès de David à Horsha et le réconforta au nom de Dieu.
1Sm / 1Sam 23:17 And he said unto him, Fear not: for the hand of Saul my father shall not find thee; and thou shalt be king over Israel, and I shall be next unto thee; and that also Saul my father knoweth. Ary hoy izy tamin' i Davida: Aza matahotra, fa tsy hahazo anao ny tànan' i Saoly raiko; fa ianao no ho mpanjaka amin' ny Isiraely, ary izaho no hanarakaraka anao, ary fantatr' i Saoly raiko koa izany. Aza matahotra fa ny tànan' i Saola raiko tsy hahazo anao. Hianao hanjaka amin' Israely, ary izaho no ho lefitrao manaraka anao, fantatr' i Saola raiko tsara izany. Il lui dit : " Sois sans crainte, car la main de mon père Saül ne t' atteindra pas. C' est toi qui régneras sur Israël et moi je serai ton second; mon père Saül lui-même le sait bien. "
1Sm / 1Sam 23:18 And they two made a covenant before the Lord: and David abode in the wood, and Jonathan went to his house. Ary nanao fanekena teo anatrehan' i Jehovah izy roa lahy; ary Davida dia nitoetra tany an' ala, fa Jonatana kosa nankany an-tranony. Dia nanao fanekem-pihavanana teo anatrehan' ny Tompo izy roa lahy; ka Davida nijanona tany an' ala ary Jonatasy niverina nody any aminy. Ils conclurent tous les deux un pacte devant Yahvé. David demeura à Horsha et Jonathan s' en alla chez lui.
1Sm / 1Sam 23:19 Then came up the Ziphites to Saul to Gibeah, saying, Doth not David hide himself with us in strong holds in the wood, in the hill of Hachilah, which is on the south of Jeshimon? Ary niakatra nankany amin' i Saoly tany Gibea ny Zifita ka nanao hoe: Tsy miery any aminay ao amin' ny batery fiarovana any an' ala, any amin' ny havoana Hakila, izay atsimon' ny efitra, va Davida? Ary niakatra nankany amin' i Saola tany Gabaà, ny Zifiana, ka nilaza hoe: Miery any aminay Davida ao amin' ny fitoerana mimanda any an' ala, amin' ny havoan' i Hakila, atsimon' ny tany lava volo. Des gens de Ziph montèrent à Gibéa auprès de Saül pour lui dire : " David ne se cache-t-il pas parmi nous dans les refuges, à Horsha, sur la colline de Hakila, au sud de la steppe ?
1Sm / 1Sam 23:20 Now therefore, O king, come down according to all the desire of thy soul to come down; and our part shall be to deliver him into the king' s hand. Koa ankehitriny, ry mpanjaka, araka ny fanirian' ny fonao hidina, dia midìna ianao, fa azonay hatolotra eo an-tànan' ny mpanjaka izy. Koa araka ny fanirian' ny fanahinao rehetra dia midìna, ry mpanjaka, fa anay ny manolotra azy eo an-tànan' ny mpanjaka. Maintenant, quand tu désireras descendre, ô roi, descends : c' est à nous de le livrer entre les mains du roi. "
1Sm / 1Sam 23:21 And Saul said, Blessed be ye of the Lord; for ye have compassion on me. Ary hoy Saoly: Hotahin' i Jehovah anie ianareo; fa ianareo namindra fo tamiko. Dia hoy Saola: Hotahin' ny Tompo anie hianareo noho izao famindram-ponareo amiko izao. Saül répondit : " Soyez bénis de Yahvé pour avoir eu pitié de moi.
1Sm / 1Sam 23:22 Go, I pray you, prepare yet, and know and see his place where his haunt is, and who hath seen him there: for it is told me that he dealeth very subtilly. Masìna ianareo, mandehana, hevero indray, ka tsongoy tsara ny diany, ary fantaro izay nahita azy tany; fa manao saina lalina dia lalina, hono, izy. Ary miangavy anareo aho, mandehana tilio tsara indray aloha, fantaro ka zahao avokoa ny toerana alehany sy ny olona nahita azy tao, fa konjolahy anie izy izay, hono! Allez donc, informez-vous encore, rendez-vous bien compte de l' endroit où se hâteront ses pas; on m' a dit qu' il était très rusé.
1Sm / 1Sam 23:23 See therefore, and take knowledge of all the lurking places where he hideth himself, and come ye again to me with the certainty, and I will go with you: and it shall come to pass, if he be in the land, that I will search him out throughout all the thousands of Judah. Koa izahao sy fantaro tsara ny fierena rehetra izay iereny, dia miverena etý amiko indray hilaza marimarina, ary izaho dia hiaraka aminareo; koa raha mitoetra amin' ny tany izy, dia hotadiaviko eran' ny arivon' i Joda rehetra. Ka zahao sy fantaro avokoa ny toerana rehetra fiereny, dia miverena aty amiko mitondra fanoroana izany mazava, dia handeha miaraka aminareo aho. Fa raha eto amin' ny tany koa iny dia hokarohiko amin' ny arivon' i Jodà rehetra. Rendez-vous compte de toutes les cachettes où il se terre et revenez me voir quand vous serez sûrs. Alors, j' irai avec vous et, s' il est dans le pays, je le traquerai dans tous les clans de Juda. "
1Sm / 1Sam 23:24 And they arose, and went to Ziph before Saul: but David and his men were in the wilderness of Maon, in the plain on the south of Jeshimon. Dia niainga nankany Zifa ireo hialoha an' i Saoly; fa Davida sy ny olony dia tany amin' ny efitr' i Maona, tamin' ny tani-hay atsimon' ny efitra. Koa dia niainga ireo nankany Zifa hialoha an' i Saola. Fa Davida sy ny olony izany efa nankany amin' ny efitr' i Maona, amin' ny tany lemaka, atsimon' ny tany lava volo. Se mettant en route, ils partirent pour Ziph, en avant de Saül. David et ses hommes étaient au désert de Maôn, dans la plaine au sud de la steppe.
1Sm / 1Sam 23:25 Saul also and his men went to seek him. And they told David; wherefore he came down into a rock, and abode in the wilderness of Maon. And when Saul heard that, he pursued after David in the wilderness of Maon. Ary nandeha Saoly sy ny mpanompony hitady azy. Ary nolazaina tamin' i Davida izany, ka dia nidina tany amin' ny harambato izy ka nitoetra tany an-efitr' i Maona. Ary nony ren' i Saoly izany, dia nanenjika an' i Davida tany an-efitr' i Maona izy. Ary niainga Saola sy ny olony hikaroka. Nony nandre izany Davida dia nidina tao amin' ny haram-bato, ka nitoetra teo an' efitr' i Maona Davida. Saül et ses hommes partirent à sa recherche. On l' annonça à David et celui-ci descendit à la gorge qui se trouve dans le désert de Maôn. Saül l' apprit et il poursuivit David dans le désert de Maôn.
1Sm / 1Sam 23:26 And Saul went on this side of the mountain, and David and his men on that side of the mountain: and David made haste to get away for fear of Saul; for Saul and his men compassed David and his men round about to take them. Ary Saoly nandeha tamin' ny ilan' ny tendrombohitra iray, fa Davida sy ny olony tamin' ny ilany kosa; ary niezaka mafy handositra Davida noho ny tahony an' i Saoly; fa Saoly sy ny olony saiky nahodidina an' i Davida sy ny olony hisambotra azy. Saola moa nandeha tamin' ilan' ny tendrombohitra iray, Davida sy ny olony koa tamin' ny ilan' ny tendrombohitra iray. Niezaka Davida mba tsy ho tratran' i Saola, ka Saola sy ny olony kosa nanodidina an' i Davida sy ny olony hisambotra azy ireo. Saül et ses hommes suivaient un des versants de la montagne, David et ses hommes suivaient l' autre versant. David fuyait éperdument devant Saül et Saül et ses hommes cherchaient à passer du côté de David et de ses hommes pour s' emparer d' eux,
1Sm / 1Sam 23:27 But there came a messenger unto Saul, saying, Haste thee, and come; for the Philistines have invaded the land. Dia nisy iraka tonga tao amin' i Saoly nanao hoe: Avia haingana ianao, fa ny Filistina efa manafika ny tany. Dia inty nisy iraka anankiray tonga nanatona an' i Saola nanao hoe: Avie faingana hianao fa mananika ny tany ny Filistina! ka natsahatr' i Saola ny fanenjehana an' i Davida, ka lasa hifanena amin' ny Filistina izy. Izany no nanaovana io toerana io hoe Sela-Hamakelkoty. quand un messager vint dire à Saül : " Viens vite, les Philistins ont envahi le pays! "
1Sm / 1Sam 23:28 Wherefore Saul returned from pursuing after David, and went against the Philistines: therefore they called that place Selahammahlekoth. Dia niverina Saoly tamin' ny nanenjehany an' i Davida ary nandeha niady tamin' ny Filistina; ary ny anaran' izany tany izany dia nataony hoe: Sela-hamalekota. Saül cessa donc de poursuivre David et marcha à la rencontre des Philistins. C' est pourquoi on a appelé cet endroit la Gorge des Séparations.
1Sm / 1Sam 23:29 And David went up from thence, and dwelt in strong holds at Engedi.

<-
->