<-
->

1Sm / 1Sam 10:16 And Saul said unto his uncle, He told us plainly that the asses were found. But of the matter of the kingdom, whereof Samuel spake, he told him not. Dia hoy Saoly tamin' ny rahalahin-drainy: Nolazainy marimarina taminay fa efa hita ny boriky. Fa ilay nolazain' i Samoela ny amin' ny fanjakana tsy mba nambarany taminy. Dia hoy Saola tamin' ity rahalahin-drainy: Nambarany taminay fa efa hita ny ampondravavy. Fa tsy nolazainy taminy ny momba ny fanjakana nambaran' i Samoela azy. Saül répondit à son oncle : " Il nous a seulement annoncé que les ânesses étaient retrouvées ", mais il ne lui raconta pas l' affaire de la royauté, que Samuel avait dite.