<-
->

1Sm / 1Sam 10:26 And Saul also went home to Gibeah; and there went with him a band of men, whose hearts God had touched. Fa Saoly kosa nandeha nody tany Gibea, ary nomba azy ny olona maro, izay voatendrin' ny tànan' Andriamanitra ny fony. Saola koa nandeha nody ho any an-tranony, any Gabaà, notronin' olona mahery fo, izay nohetsehin' ny Tompo ny fony. Fa ny olon' i Beliala kosa dia nanao hoe: Dia iny ve no hamonjy antsika? Sady naneso azy izy no tsy nitondra fanatitra ho azy, nefa tsy nasian' i Saola raharaha akory izany. Saül aussi rentra chez lui à Gibéa, et partirent avec lui les vaillants dont Dieu avait touché le coeur.