<-
->

1Sm / 1Sam 13:9 And Saul said, Bring hither a burnt offering to me, and peace offerings. And he offered the burnt offering. Ary hoy Saoly: Ento etý amiko ny fanatitra dorana sy ny fanati-pihavanana; ka dia nanatitra ny fanatitra dorana izy. Hoy Saola tamin' izay: Ento aty amiko ny sorona dorana sy ny fanati-pihavanana. Dia nanatitra ny sorona dorana izy. Alors celui-ci dit : " Amenez-moi l' holocauste et les sacrifices de communion ", et il offrit l' holocauste.