<-
->

1Sm / 1Sam 14:18 And Saul said unto Ahiah, Bring hither the ark of God. For the ark of God was at that time with the children of Israel. Dia hoy Saoly tamin' i Ahia: Ento etý ny fiaran' Andriamanitra (fa teo amin' ny Zanak' Isiraely ny fiaran' Andriamanitra fahizany). Ary hoy Saola tamin' i Akiasy: Ento mankaty ny fiaran' Andriamanitra, fa teo amin' ny zanak' Israely ny fiaran' Andriamanitra tamin' izany andro izany. Alors Saül dit à Ahiyya : " Apporte l'éphod ", car c'était lui qui portait l'éphod en présence d' Israël.