<-
->

1Sm / 1Sam 14:2 And Saul tarried in the uttermost part of Gibeah under a pomegranate tree which is in Migron: and the people that were with him were about six hundred men; Ary Saoly nitoetra tao an-tsisin' i Gibea teo ambanin' ny hazo ampongabendanitra any Migrona; ary ny vahoaka teo aminy dia tokony ho enin-jato lahy; Saola nitoetra teo an-tsisin' i Gabaà, ambanin' ilay ampongabendanitra any Magrona, ary sahabo ho enin-jato lahy ny vahoaka teo aminy. Saül était assis à la limite de Géba, sous le grenadier qui est près de l' aire, et la troupe qui était avec lui était d' environ six cents hommes.