<-
->

1Sm / 1Sam 14:22 Likewise all the men of Israel which had hid themselves in mount Ephraim, when they heard that the Philistines fled, even they also followed hard after them in the battle. Ary ny lehilahy rehetra amin' ny Isiraely izay niery tany amin' ny tany havoan' i Efraima, raha nandre ny nandosiran' ny Filistina, dia nanenjika azy fatratra koa tamin' ny ady. Ireo lehilahy rehetra amin' Israely, izay niery tany amin' ny tendrombohitr' i Efraima, nony nandre ny nandosiran' ny Filistina, dia rafitra nanenjika sy niady tamin' ireny koa. Tous les Israélites qui s'étaient cachés dans la montagne d'Éphraïm, apprenant que les Philistins étaient en fuite, les talonnèrent aussi, en combattant.