<-
->

1Sm / 1Sam 14:34 And Saul said, Disperse yourselves among the people, and say unto them, Bring me hither every man his ox, and every man his sheep, and slay them here, and eat; and sin not against the Lord in eating with the blood. And all the people brought every man his ox with him that night, and slew them there. Ary hoy koa izy: Mieleza eny amin' ny olona ianareo, ka lazao aminy hoe: Samia mitondra ny ombiny etý amiko, ary samia mitondra ny ondriny, ka vonoy eto izy, dia hano, ary aza manota amin' i Jehovah amin' ny fihinanana zavatra mbamin' ny ràny. Ary ny vahoaka rehetra samy nitondra ny ombiny niaraka taminy tamin' izany alina izany ka namono azy teo. Ary hoy Saola: Mieleza any amin' ny vahoaka, ka lazao aminy hoe: Samia mitondra ny ombiny na ny ondriny aty amiko sy mamono azy eto, vao hihinana, ka tsy hanota amin' ny Tompo hianareo amin' ny fihinanan-javatra miaraka amin' ny rany. Dia samy nitondra ny ombiny, tamin' ny tànany, nandritra ny alina ny vahoaka rehetra, ka namony azy teo. Puis Saül dit : " Répandez-vous dans le peuple et dites : "Que chacun m' amène son boeuf ou son mouton"; vous les immolerez ici et vous mangerez, sans pécher contre Yahvé en mangeant avec le sang. " Les hommes amenèrent chacun ce qu' il avait cette nuit-là et ils firent l' immolation en cet endroit.