<-
->

1Sm / 1Sam 14:36 And Saul said, Let us go down after the Philistines by night, and spoil them until the morning light, and let us not leave a man of them. And they said, Do whatsoever seemeth good unto thee. Then said the priest, Let us draw near hither unto God. Ary hoy Saoly: Andeha isika hidina hanenjika ny Filistina anio alina ka hamabo azy ambara-pahazavan' ny andro, ary tsy hasiantsika miangana izy. Dia hoy ny olona: Ataovy izay sitrakao. Fa hoy ny mpisorona: Andeha isika hanatona an' Andriamanitra etoana. Ary hoy Saola: Dieny mbola alina ny andro dia ndeha hidina manenjika ny Filistina isika; hobabointsika mandra-pahazavan' ny andro izy, ary tsy hasiantsika miangana na dia iray aza. Hoy izy ireo: Ataovy izay sitrakao rehetra. Ary hoy ny mpisorona; Andeha hanatona an' Andriamanitra etoana. Saül dit : " Descendons de nuit à la poursuite des Philistins et pillons-les jusqu' au lever du jour; nous ne leur laisserons pas un homme. " On lui répondit : " Fais tout ce qui te semble bon. " Mais le prêtre dit : " Approchons-nous ici de Dieu. "