<-
->

1Sm / 1Sam 14:40 Then said he unto all Israel, Be ye on one side, and I and Jonathan my son will be on the other side. And the people said unto Saul, Do what seemeth good unto thee. Dia hoy kosa izy tamin' ny Isiraely rehetra: Hianareo no aoka ho an-daniny, ary izaho sy Jonatana zanako kosa ho an-daniny. Ary hoy ny vahoaka tamin' i Saoly: Ataovy izay sitrakao. Ka hoy izy tamin' Israely rehetra: Aoka hianareo ho an-daniny, ary izaho sy Jonatasy zanako kosa ho an-kilany. Dia hoy ny vahoaka tamin' i Saola: Ataovy izay sitrakao. Il dit à tout Israël : " Mettez-vous d' un côté et moi avec mon fils Jonathan nous nous mettrons de l' autre ", et le peuple répondit à Saül : " Fais ce qui te semble bon. "