<-
->

1Sm / 1Sam 14:44 And Saul answered, God do so and more also: for thou shalt surely die, Jonathan. Dia hoy Saoly: Hataon' Andriamanitra toy izany anie, eny mihoatra noho izany aza, raha tsy hatao maty tokoa ianao, ry Jonatana. Dia hoy Saola: Hasian' Andriamanitra mafy indrindra anie aho, raha tsy hatao maty tokoa hianao, ry Jonatasy! Saül reprit : " Que Dieu me fasse ce mal et qu' il ajoute cet autre si tu ne meurs pas, Jonathan! "