<-
->

1Sm / 1Sam 15:24 And Saul said unto Samuel, I have sinned: for I have transgressed the commandment of the Lord, and thy words: because I feared the people, and obeyed their voice. Ary hoy Saoly tamin' i Samoela: Efa nanota aho, fa efa nandika ny tenin' i Jehovah sy ny teninao; fa natahotra ny vahoaka aho ka nihaino ny feony. Tamin' izay Saola no niteny tamin' i Samoela hoe: Nanota aho, fa nivadika ny didin' ny Tompo sy ny teninao: natahotra ny vahoaka aho ary nihaino ny teniny. Saül dit à Samuel : " J' ai péché en transgressant l' ordre de Yahvé et tes commandements, parce que j' ai eu peur du peuple et je lui ai obéi.