<-
->

1Sm / 1Sam 15:33 And Samuel said, As the sword hath made women childless, so shall thy mother be childless among women. And Samuel hewed Agag in pieces before the Lord in Gilgal. Fa hoy Samoela: Toy ny tsy nampananan' ny sabatrao zanaka ny vehivavy no tsy hananan' ny reninao zanaka kosa ao amin' ny vehivavy. Dia notetitetehin' i Samoela teo anatrehan' i Jehovah tao Gilgala Agaga. Hoy Samoela: Toy ny nampamoizan' ny sabatrao zanaka ny vehivavy no hamoizan' ny reninao zanaka kosa eo amin' ny vehivavy. Dia notetitetehin' i Samoela teo anatrehan' ny Tompo tany Galgalà Agaga. Samuel dit : " Comme ton épée a privé des femmes de leurs enfants, entre les femmes, ta mère sera privée de son enfant! " Et Samuel égorgea Agag devant Yahvé à Gilgal.