<-
->

1Sm / 1Sam 15:9 But Saul and the people spared Agag, and the best of the sheep, and of the oxen, and of the fatlings, and the lambs, and all that was good, and would not utterly destroy them: but every thing that was vile and refuse, that they destroyed utterly. Fa Saoly sy ny olona tsy namono an' i Agaga sy izay tsara indrindra tamin' ny ondry aman' osy sy ny omby sy ny mifahy sy ny zanak' ondry ary izay tsara rehetra, fa tsy foiny ho naringana ireny; fa ny ratsy rehetra sy izay tsy tiany kosa dia naringany ihany avokoa. Tsy novonoin' i Saola sy ny vahoaka anefa Agaga, mbamin' ny tsara indrindra tamin' ny ondry, ny omby, ny biby avy amin' ny terany fanindroany, ny zanak' ondry mbamin' izay tsara rehetra, tsy nekeny hatao anatema izany, fa ny ratsiratsy sy tsy misy vidiny ihany no nataony anatema. Mais Saül et l' armée épargnèrent Agag et le meilleur du petit et du gros bétail, les bêtes grasses et les agneaux, bref tout ce qu' il y avait de bon; il ne voulurent pas le vouer à l' anathème. Mais tout le troupeau vil et sans valeur, ils le vouèrent à l' anathème.