<-
->

1Sm / 1Sam 16:17 And Saul said unto his servants, Provide me now a man that can play well, and bring him to me. Ary hoy Saoly tamin' ny mpanompony: Mizahà ary olona izay mahay mitendry tsara, ka ento etý amiko. Dia hoy ny navalin' i Saola tamin' ny mpanompony: Itadiavo olona mahay zava-maneno tsara àry aho, ka ento mankaty amiko. Saül dit à ses serviteurs : " Trouvez-moi donc un homme qui joue bien et amenez-le moi. "