<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 17:52 | And the men of |
Ary ny lehilahy amin' ny Isiraely sy ny Joda dia nitsangana ka nanakora sy nanenjika ny Filistina hatrany akaikin' i Gata sy ny vavahadin' i Ekrona; ary izay voa tamin' ny Filistina dia niampatrampatra teny amin' ny lalana mankany Saraima ary hatrany Gata ka hatrany Ekrona. | Nony hitan' ny Filistina fa maty ilay olo-maheriny, dia vaky nandositra izy ireo. Ary nitsangana ny lehilahy amin' Israely sy Jodà sady nanakora ary nanenjika ny Filistina hatrany amin' ny fidirana ao Geta, sy hatrany am-bavahadin' i Akarona. Niampatrampatra teny an-dàlana ny fatin' ny Filistina hatrany Saraima ka hatrany Geta sy Akarona. | Les hommes d' |