<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 18:5 | And |
Ary Davida nanafika ka hita fa hendry tamin' izay rehetra nanirahan' i Saoly azy; ka dia nataon' i Saoly mpifehy ny miaramila izy sady nankasitrahan' ny vahoaka rehetra sy ny mpanompon' i Saoly koa. | Raha nivoaka Davida na aiza na aiza no nanirahan' i Saola azy dia nahomby izy; nataon' i Saola filohan' ny lehilahy mpiady izy, ary nankasitrahan' ny vahoaka rehetra hatramin' ny mpanompon' ny mpanjaka aza. | Dans ses sorties, partout où l' envoyait |