<-
->

1Sm / 1Sam 19:21 And when it was told Saul, he sent other messengers, and they prophesied likewise. And Saul sent messengers again the third time, and they prophesied also. Ary nony nisy nanambara izany tamin' i Saoly, dia naniraka olon-kafa izy, ary ireo koa dia mba naminany. Ary Saoly naniraka olonkafa indray fanintelony, nefa naminany ihany koa ireo. Nambara tamin' i Saola izany, ka naniraka olon-kafa izy, ary naminany koa ireo. Dia naniraka olona fanintelony indray Saola nefa naminany ihany koa ireo. On avertit Saül, qui envoya d' autres messagers, et ils furent pris de délire eux aussi. Saül envoya un troisième groupe de messagers, et ils furent pris de délire eux aussi.