<-
->

1Sm / 1Sam 19:23 And he went thither to Naioth in Ramah: and the Spirit of God was upon him also, and he went on, and prophesied, until he came to Naioth in Ramah. Dia nankany Naiota any Rama Saoly, ary tonga tao aminy koa ny Fanahin' Andriamanitra, dia nandroso izy sady naminany teny am-pandehanana ambara-pahatongany tany Naiota any Rama. Dia nizotra nankany Najota any Ramà izy, ary tonga tao aminy koa ny Fanahin' Andriamanitra dia nandeha ary naminany mandra-pahatongany tany Najota any Ramà. De là il se rendit donc aux cellules à Rama. Mais l' esprit de Dieu s' empara aussi de lui et il marcha en délirant jusqu'à son arrivée aux cellules à Rama.