<-
->

1Sm / 1Sam 2:11 And Elkanah went to Ramah to his house. And the child did minister unto the Lord before Eli the priest. Ary Elkana nankany an-tranony tany Rama; fa ny zaza kosa nanao fanompoam-pivavahana tamin' i Jehovah teo anatrehan' i Ely mpisorona. Dia nandeha Elkanà nody tany an-tranony any Ramà; ary ny zaza nijanona nanompo an' ny Tompo teo anatrehan' i Helì, mpisorona. Elqana partit pour Rama dans sa maison mais l' enfant restait à servir Yahvé, en présence du prêtre Éli.