<-
->

1Sm / 1Sam 20:30 Then Saul' s anger was kindled against Jonathan, and he said unto him, Thou son of the perverse rebellious woman, do not I know that thou hast chosen the son of Jesse to thine own confusion, and unto the confusion of thy mother' s nakedness? Dia nirehitra tamin' i Jonatana ny fahatezeran' i Saoly, ka hoy izy taminy: Hianao zanaky ny vehivavy maditra sy mpiodina, moa tsy fantatro va fa mifidy ny zanak' i Jese ianao ho henatrao sy ho henatry ny kibon' ny reninao. Izay dia nirehitra tamin' i Jonatasy ny fahatezeran' i Saola ka hoy izy taminy: Ry zana-behivavy ratsy sy maditra. Moa tsy fantatro fa misakaiza amin' ny zanak' Isaï hianao? Ho fahafaham-baraka hoanao sy ho fahafaham-baraka ho an' ny kibon-dreninao izany! Saül s' enflamma de colère contre Jonathan et il lui dit : " Fils d' une dévoyée! Ne sais-je pas que tu prends parti pour le fils de Jessé, à ta honte et à la honte de la nudité de ta mère ?