<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 21:10 | And |
Fa hoy ny mpisorona: Ny sabatr' i Goliata Filistina, ilay novonoinao tao amin' ny lohasaha Elaha, indro, fa mifono lamba ao ivohon' ny efoda izy; ka raha iny no ho entinao, dia ento; fa tsy misy afa-tsy iny eto. Ary hoy Davida: Tsy misy tahaka iny, fa omeo ahy. | Dia hoy ny navalin' ny mpisorona: Ny sabatr' i Goliata, ilay Filistina, izay novonoinao tao amin' ny lohasahan' ny Terebinta no ao, indro mifono ny lamba kapaoty ao ivohon' ny efoda ao izy. Ka raha tianao hoentina iny, dia ento, fa tsy misy afa-tsy iny eto. Ary hoy Davida: Tsy misy hoatra an' iny ka omeo ahy iny. | Le prêtre répondit : " L'épée de |