<-
->

1Sm / 1Sam 23:11 Will the men of Keilah deliver me up into his hand? will Saul come down, as thy servant hath heard? O Lord God of Israel, I beseech thee, tell thy servant. And the Lord said, He will come down. Ka moa ny mponina etý Keila hanolotra ahy ho eo an-tànany va? Hidina etý va Saoly toy ny efa ren' ny mpanomponao? Ry Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely ô, mifona aminao aho, ambarao amin' ny mpanomponao. Ary hoy Jehovah: Hidina izy. Ka moa hatolotry ny mponina eto Keilà eo an-tànany va aho? Ary moa hidina va Saola araka ny ren' ny mpanomponao? Ho sitrakao anie ny hanambara izany amin' ny mpanomponao, ry Iaveh Andriamanitr' Israely! Dia hoy Iaveh namaly: Hidina izy. Saül descendra-t-il, comme ton serviteur l' a appris ? Yahvé, Dieu d' Israël, veuille informer ton serviteur! " Yahvé répondit : " Il descendra. "