<-
->

1Sm / 1Sam 31:12 All the valiant men arose, and went all night, and took the body of Saul and the bodies of his sons from the wall of Bethshan, and came to Jabesh, and burnt them there. dia niainga ny lehilahy mahery rehetra ka nandeha mandritra ny alina ary naka ny fatin' i Saoly sy ny fatin' ny zanany teo amin' ny màndan' i Beti-sana; ary tonga tao Jabesy izy ka nandoro azy tao. dia niainga ny lehilahy mahery rehetra, ka nandeha mandritra ny alina manontolo dia nanesotra ny fatin' i Saola sy ny fatin-janany teo amin' ny mandan' i Betsàna vao niverina tany Jabesa, dia nodorany tao ireo. tous les braves se mirent en route et, après avoir marché toute la nuit, ils enlevèrent du rempart de Bet-Shân le corps de Saül et de ses fils et, les ayant apportés à Yabesh, ils les y brûlèrent.