<-
->

1Sm / 1Sam 31:6 So Saul died, and his three sons, and his armourbearer, and all his men, that same day together. Ka dia niara-maty androtrizay ihany Saoly sy ny zanany telo lahy sy ny mpitondra ny fiadiany ary ny olony rehetra. Izany no niarahany maty androtr' izay ihany, dia Saola sy ny zanany telo lahy, ary ny mpitondra fiadiany, mbamin' ny olona rehetra. Ainsi moururent ensemble ce jour-là Saül, ses trois fils et son écuyer.