Chapitres et versets citant Asdoda

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 11.22 There was none of the Anakims left in the land of the children of Israel: only in Gaza, in Gath, and in Ashdod, there remained. Tsy nisy sisa tany amin' ny tanin' ny Zanak' Isiraely ny Anakita; fa tany Gaza sy Gata ary Asdoda ihany no mbola nisy sisa. ka tsy nisy Enakima intsony, teo amin' ny tanin' ny zanak' Israely; fa tany Gazà sy Geta ary Azota no sisa nisy. Il ne resta plus d' Anaqim dans le pays des Israélites, sauf à Gaza, à Gat et à Ashdod.
...............
Jos 13.3 From Sihor, which is before Egypt, even unto the borders of Ekron northward, which is counted to the Canaanite: five lords of the Philistines; the Gazathites, and the Ashdothites, the Eshkalonites, the Gittites, and the Ekronites; also the Avites: hatrany Sihora, izay atsinanan' i Egypta, ka hatramin' ny fari-tanin' i Elzrona eo avaratra, izay atao ho an' ny Kananita, ireo andriana dimy amin' ny Filistina dia ny Gazita sy ny Asdodita sy ny Askelonita sy ny Gatita sy ny Ekronita ary ny Avita hatramin' i Sikora, izay eo atsinanan' i Ejipta ka hatrany amin' ny faritanin' i Akarona eo avaratra, izay tokony hatao ho tany Kananeana; ny andrianan' ny Filistina dimy, ny an' i Gazà, ny an' i Azota, ny an' i Askalona, ny an' i Geta, ny an' i Akarona; depuis le Shihor qui fait face à l'Égypte jusqu'à la frontière d'Éqrôn au nord, c' est compté comme cananéen. Les cinq princes des Philistins sont celui de Gaza, celui d' Ashdod, celui d' Ashqelon, celui de Gat et celui d'Éqrôn; les Avvites sont
...............
Jos 15.46 From Ekron even unto the sea, all that lay near Ashdod, with their villages: hatrany Ekrona no ho miankandrefana, dia izay rehetra akaiky an' i Asdoda, sy ny zana-bohitr' ireo, Hatreo Akarona no ho miankandrefana, dia ny tanàna rehetra akaikin' i Azota, mbamin' ny zanabohiny, D'Éqrôn jusqu'à la mer, tout ce qui se trouve du côté d' Ashdod avec ses villages.
Jos 15.47 Ashdod with her towns and her villages, Gaza with her towns and her villages, unto the river of Egypt, and the great sea, and the border thereof: Asdoda sy ny tanànany ary ny zana-bohiny, Gaza sy ny tanànany ary ny zana-bohiny, hatramin' ny lohasahan-driak' i Egypta sy ny amoron' ny Ranomasina Lehibe. Azota sy ny tanàna momba azy ary ny zanabohiny; Gazà sy ny tanàna momba azy, mbamin' ny zanabohiny, hatramin' ny ranondriakan' i Ejipta, sy hatramin' ny ranomasina Lehibe izay fariny. Ashdod avec ses dépendances et ses villages, Gaza avec ses dépendances et ses villages jusqu' au Torrent d'Égypte, la Grande mer formant la frontière.

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
1Sm / 1Sam 5.1 And the Philistines took the ark of God, and brought it from Ebenezer unto Ashdod. Dia nalain' ny Filistina ny fiaran' Andriamanitra ka nentiny niala tany Ebenezera ho any Asdoda. Nony azon' ny Filistina ny fiaran' Andriamanitra dia nentiny avy tany Eben-Ezera ho any Azota. Lorsque les Philistins se furent emparés de l' arche de Dieu, ils la conduisirent d'Ében-ha-Ézèr à Ashod.
...............
1Sm / 1Sam 5.5 Therefore neither the priests of Dagon, nor any that come into Dagon' s house, tread on the threshold of Dagon in Ashdod unto this day. izany no tsy anitsahan' ny mpisoron' i Dagona, na izay miditra ao an-tranony, ny tokonam-baravaran' i Dagona ao Asdoda mandraka androany). fa ny tenabeny miendri-kazandrano no sisa. Izany no tsy anitsahan' ny mpisoron' i Dagona mbamin' izay rehetra miditra ao an-tranon' i Dagona any Azota, ny tokonam-baravaran' i Dagona mandrak' androany. C' est pourquoi les prêtres de Dagôn et tous ceux qui entrent dans le temple de Dagôn ne foulent pas du pied le seuil de Dagôn à Ashdod, encore aujourd' hui.
1Sm / 1Sam 5.6 But the hand of the Lord was heavy upon them of Ashdod, and he destroyed them, and smote them with emerods, even Ashdod and the coasts thereof. Ary navesatra tamin' ny Asdodita ny tànan' i Jehovah, fa nandringana azy Izy; ary nasiany vay ny tao Asdoda sy ny tamin' ny fari-taniny rehetra. Ary niampatra namely ny Azotiana ny tànan' ny Tompo ka nampiferin' aina azy; fa namely azy tamin' ny vay, tao Azota sy tao amin' ny faritaniny. La main de Yahvé s' appesantit sur les Ashdodites : il les ravagea et les affligea de tumeurs, Ashdod et son territoire.
1Sm / 1Sam 5.7 And when the men of Ashdod saw that it was so, they said, The ark of the God of Israel shall not abide with us: for his hand is sore upon us, and upon Dagon our god. Ary rehefa hitan' ny mponina tao Asdoda fa nisy izany, dia hoy izy: Aza avela hitoetra eto amintsika ny fiaran' ny Andriamanitry ny Isiraely; fa mavesatra amintsika sy amin' i Dagona andriamanitsika ny tànany. Nony nahita ny nahazo azy ny Azotiana dia nanao hoe: Aoka tsy hijanona aty amintsika ny fiaran' ny Andriamanitr' Israely, fa manampatra ny tànany amintsika sy amin' i Dagona andriamanitsika izy. Quand les gens d' Ashdod virent ce qui arrivait, ils dirent : " Que l' arche du Dieu d' Israël ne reste pas chez nous, car sa main s' est raidie contre nous et contre notre dieu Dagôn. "
...............
1Sm / 1Sam 6.17 And these are the golden emerods which the Philistines returned for a trespass offering unto the Lord; for Ashdod one, for Gaza one, for Askelon one, for Gath one, for Ekron one; Ary izao no sary volamenan' ny vay naterin' ny Filistina ho fanati-panonerana ho an' i Jehovah: an' i Asdoda iray, an' i Gaza iray, an' i Askelona iray, an' i Gata iray, an' i Ekrona iray; Izao no vay volamena nomen' ny Filistina an' ny Tompo ho fanati-panonerana: iray tamin' i Azota, iray tamin' i Gazà, iray tamin' i Askalona, iray tamin' i Geta, iray tamin' i Akarona. Voici les tumeurs d' or que les Philistins payèrent en réparation à Yahvé : pour Ashdod une, pour Gaza une, pour Ashqelôn une, pour Gat une, pour Éqrôn une.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 26.6 And he went forth and warred against the Philistines, and brake down the wall of Gath, and the wall of Jabneh, and the wall of Ashdod, and built cities about Ashdod, and among the Philistines. Ary nivoaka izy ka niady tamin' ny Filistina, dia nandrava ny mandan' i Gata sy ny an' i Jabne sy ny an' i Asdoda ary nanao tanàna tany Asdoda sy tany amin' ny Filistina. Nandeha niady tamin' ny Filistina izy, nazerany avokoa ny mandan' i Geta sy ny mandan' i Jabnia ary ny mandan' i Azota, dia nanao tanàna tany amin' ny faritanin' i Azota sy tany amin' ny Filistina izy. Il partit combattre les Philistins, démantela les murailles de Gat, celles de Yabné et d' Ashdod, puis restaura des villes dans la région d' Ashdod et chez les Philistins.

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 13.23 In those days also saw I Jews that had married wives of Ashdod, of Ammon, and of Moab: Ary tamin' izany andro izany dia hitako ny Jiosy izay efa nanambady vehivavy avy any Asdoda sy Amona sy Moaba; Tamin' izany andro izany koa aho, dia nahita Jody namponina tao aminy vehivavy Azotiana, Amonita, Moabita. En ces jours-là encore, je vis des Juifs qui avaient épousé des femmes Ashdodites, ammonites ou moabites.

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 4.15 lavon-tsabatra avokoa ny vody làlana, ary nenjehin' ny Jody hatrany Gazara, sy hatrany amin' ireo tany lemak' i Jodea sy Azota ary Jamnia, ka nahafatesany efa ho telo arivo lahy. mais tous les ennemis qui se trouvaient à l' arrière tombèrent sous l'épée. La poursuite atteignit Gazara et les plaines de l' Idumée, d' Azôtos et de Iamnia : 3.000 hommes environ y succombèrent.
...............
1M 5.68 Rahefa izany, nizotra ho any Azota tamin' ny Filistina Jodasa, noravany ny otelin' ireny, nodorany ny sarin-tsampy voasokitr' ireny, ary nony efa nobaboiny ny tanànany, dia niverina ho amin' ny tanin' i Jodà izy. Judas se dirigea ensuite sur Azôtos, district des Philistins, renversa leurs autels, livra au feu les images taillées de leurs dieux, y soumit les villes à un pillage en règle et revint au pays de Juda.
...............
1M 9.15 ka noreseny ny vazan-tafika havanan' ny Siriana, dia notanahiny hatrany an-tendrombohitra Azota. l' aile droite fut écrasée par eux et ils la poursuivirent jusqu' aux monts Azâra.
...............
1M 10.78 ka nizotra tamin' ny hitsin' i Azota, toy ny ndeha hihataka izy; ary tamin' izay indrindra ihany anefa, dia nandroso ho eo amin' ny tany lemaka, fa nanana mpitaingin-tsoavaly maro, izay nitokiany. Nozohin' i Jonatasa nankany Azota izy, ka rafitra ny adin' ny tafika roa tonta. Jonathan se mit à le poursuivre du côté d' Azôtos, et les deux armées en vinrent aux mains.
...............
1M 10.83 Niparitaka teo amin' ny tany lemaka ny mpitaingin-tsoavaly, ary niditra tao Azota ny mpandositra, dia nitsofoka tao Beta-Dagona, tempolin-tsampin' izy ireo, mba hahita fialofana ao. La cavalerie se débanda à travers la plaine et les fuyards gagnèrent Azôtos et entrèrent dans Beth-Dagôn, le temple de leur idole, afin d' y trouver le salut.
1M 10.84 Nodoran' i Jonatasa Azota mbamin' ireo tanàna manodidina azy, nony avy namaboany; nodorany koa ny tempolin' i Dagona mbamin' izay rehetra nialoka tao. Mais Jonathan mit le feu à Azôtos et aux villes des alentours, il prit leurs dépouilles et livra aux flammes le sanctuaire de Dagôn et ceux qui s' y étaient réfugiés.
...............
1M 11.4 Nony mby teo akaikin' i Azota izy, nasehon' ny mponina azy ny tempolin' i Dagona may, ny tanàna mbamin' ny manodidina azy rava; ny faty maro nihahaka; ny sisan' ireo nodorana tamin' ny ady nangoniny hiavosa teny amin' ny làlana; Lorsqu' il approcha d' Azôtos, on lui montra le sanctuaire de Dagôn incendié, Azôtos et ses environs ravagés, les cadavres épars, et les restes calcinés de ceux que Jonathan avait brûlés dans la guerre, car ils en avaient fait des tas sur le parcours du roi.
...............
1M 14.34 Nohamafisiny Jope, miorina eo amoron-dranomasina, sy Gazara eo amin' ny sisin-tanin' i Azota, nonenan' ny fahavalo teo aloha: dia Jody no namponeniny tao, sy namononany ny zavatra rehetra ilainy hiarenany indray. Il fortifia Joppé sur la mer et Gazara sur les limites d' Azôtos, habitée naguère par des ennemis, où il plaça des colons juifs et entreposa tout ce qui convenait à leur entretien.
...............
1M 16.10 Nandositra hatrany amin' ireo tilikambo teo an-tsahan' i Azota ireo resy; ary izy kosa nandoro ny tanàna tamin' ny afo. Roa arivo tamin-dry zareo no maty vao niverina soa aman-tsara ho any Jodea Joany. Ils s' enfuirent jusqu' aux tours qui sont dans les champs d' Azôtos, que Jean incendia. 2.000 d' entre eux succombèrent et il retourna en paix dans la Judée.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
Isa / Iz 20.1 In the year that Tartan came unto Ashdod, (when Sargon the king of Assyria sent him,) and fought against Ashdod, and took it; Tamin' ny taona nankanesan' i Tartana tany Asdoda, raha nirahin' i Sargona, mpanjakan' i Asyria, izy ka namely an' i Asdoda ary nahafaka azy, Tamin' ny taona nahatongavan' i Tartana nirahin' i Sargona mpanjakan' i Asiria tany Azota, sy nanaovany fahirano azy, sy nahafahany azy, L' année où le général en chef envoyé par Sargon, roi d' Assur, vint à Ashdod pour l' attaquer et s' en emparer,

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 25.20 And all the mingled people, and all the kings of the land of Uz, and all the kings of the land of the Philistines, and Ashkelon, and Azzah, and Ekron, and the remnant of Ashdod, ary ny olona samy hafa firenena rehetra sy ny mpanjaka rehetra amin' ny tany Oza sy ny mpanjaka rehetra amin' ny tanin' ny Filistina sy Askelona sy Gaza sy Ekrona ary ny sisa any Asdoda; ny vahoaka mifangaro rehetra; ny mpanjaka rehetra amin' ny tany Otsa, ny mpanjaka rehetra amin' ny tanin' ny Filistina, Askalona, Gazà, Akarona, mbamin' ny sisa any Azota; ainsi que tout le ramassis des étrangers tous les rois du pays de Uç ; tous les rois du pays des Philistins, Ashqelôn, Gaza, Eqrôn et ce qui reste encore d' Ashdod;

  Book of Amos Amosa Amosy Livre d'Amos
...............
Amo / Am 1.8 And I will cut off the inhabitant from Ashdod, and him that holdeth the sceptre from Ashkelon, and I will turn mine hand against Ekron: and the remnant of the Philistines shall perish, saith the Lord GOD. Ary hofoanako Asdoda tsy hisy mponina, ary Askelona tsy hisy hitana tehina fanapahana; Dia haveriko ny tanako hamely an' i Ekrona, ka ho faty izay sisa amin' ny Filistina, hoy Jehovah Tompo haringako ny mponina rehetra ao Azota, sy izay mitana tehim-panjakana ao Askalona; dia hafotitro amin' i Akkarona indray ny tànako; ka ho faty izay sisa amin' ny Filistina, hoy ny Tompo Iaveh. d' Ashdod je supprimerai l' habitant, et d' Ashqelôn, celui qui tient le sceptre; je tournerai ma main contre Eqrôn et ce qui reste des Philistins périra, dit le Seigneur Yahvé.
...............
Amo / Am 3.9 Publish in the palaces at Ashdod, and in the palaces in the land of Egypt, and say, Assemble yourselves upon the mountains of Samaria, and behold the great tumults in the midst thereof, and the oppressed in the midst thereof. Ambarao ao an-tranoben' i Asdoda sy ao an-tranobe any amin' ny tany Egypta, ka ataovy hoe: Miangona any an-tendrombohitr' i Samaria ianareo, ary jereo ny tabataba be ao aminy sy ny fampahoriana ao anatiny. Ampandreneso eo ambonin' ny lapan' i Azota izao teny izao, ary eo ambonin' ny lapan' ny mpanjakan' i Ejipta koa, ka ataovy hoe: Miangona any an-tendrombohitr' i Samaria hianareo, ka zahao izato fikorontanam-be ao aminy, sy izato fahasiahana ao anatiny. Proclamez-le sur les palais d' Assur et sur les palais du pays d'Égypte; dites : rassemblez-vous sur les monts de Samarie, et voyez, que de désordres au milieu d' elle et que d' oppression en son sein !

  Book of Zephaniah Zefania Sofonia Livre de Sophonie
...............
Zef / Sof 2.4 For Gaza shall be forsaken, and Ashkelon a desolation: they shall drive out Ashdod at the noon day, and Ekron shall be rooted up. Fa hafoy Gaza, Ary ho lao Askelona; Horoahiny mitataovovonana Asdoda, Ary hofongorana Ekrona. Fa Gaza, hafoy; Askalona, hanjary efitra; Azota horoahina mitataovovonana; ary Akarona hofongorana. Oui, Gaza va être abandonnée, Ashqelôn sera une solitude. Ashdod, en plein midi on la chassera; Éqrôn sera déracinée.

  Book of Zechariah Zakaria Zakaria Livre de Zacharie
...............
Zak / Za 9.6 And a bastard shall dwell in Ashdod, and I will cut off the pride of the Philistines. Zazasary no ho mpanjaka ao Asdoda, Ary hofoanako ny reharehan' ny Filistina. Vahiny tsy manjary no haka fonenana ao Azota, ary hofoanako ny avonavon' ny Filistina. et un bâtard habitera Ashdod. Je détruirai l' orgueil du Philistin,

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 8.40 But Philip was found at Azotus: and passing through he preached in all the cities, till he came to Caesarea. Fa Filipo hita tany Azota, dia nitory ny filazantsara tany amin' ny tanàna rehetra izay nalehany ambara-pahatongany tany Kaisaria. Fa Filipo kosa tonga tany Azota, ary nitory ny Evanjely tamin' ny tanàna rehetra nandalovany mandra-pahatongany tany Sezarea. Quant à Philippe, il se trouva à Azot ; continuant sa route, il annonçait la Bonne Nouvelle dans toutes les villes qu' il traversait, jusqu'à ce qu' il arrivât à Césarée.