Chapitres et versets citant Sedara

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 25.13 And these are the names of the sons of Ishmael, by their names, according to their generations: the firstborn of Ishmael, Nebajoth; and Kedar, and Adbeel, and Mibsam, Izao no anaran' ny zanakalahin' Isimaela, araka ny anarany sy araka ny taranany: Nebaiota, lahimatoan' Isimaela, sy Kedara sy Adbela sy Mibsama Izao no anaran' ny zanakalahin' Ismaely, araka ny anaran' ny taranany avy: Nebaiota no lahimatoan' Ismaely, dia Sedara, Adbeela, Mabsama, Voici les noms des fils d' Ismaèl, selon leurs noms et leur lignée : le premier-né d' Ismaèl Nebayot, puis Qédar, Adbéel, Mibsam,

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.29 These are their generations: The firstborn of Ishmael, Nebaioth; then Kedar, and Adbeel, and Mibsam, Izao no taranany: Nebaiota, lahimatoan' Isimaela, dia Kedara sy Abdela sy Mibsama Ka izao no taranak' ireo: Nabaiota, zanak' Ismaela lahimatoa, Sedara, Adbeela, Mabsana, Voici leur postérité : Le premier-né d' Ismaèl, Nebayot, puis Qédar, Adbéel, Mibsam,

      Jodita Livre de Judith
...............
Jdt 1.8 ny vahoaka any Karmela sy Sedara, ny monina any Galilea, amin' ny tany lemaka lehibe Esdrelona, aux peuplades du Carmel, de Galaad, de la Haute-Galilée, de la grande plaine d' Esdrelon,

  The Psalms Salamo Salamo Les Psaumes
...............
Sal 120.5 Woe is me, that I sojourn in Mesech, that I dwell in the tents of Kedar! Lozako, fa mivahiny eto amin' ny Maseka aho Ary mitoetra ato an-dain' ny Kedarita! Endrey, ity manjo ahy mitoetra eto amin' i Meseka, sy monina aty an-dain' i Sedara! Malheur à moi de vivre en Méshek, d' habiter les tentes de Qédar!

  The Song of Songs Tononkira Tononkira Le Cantique des Cantiques
...............
Ton 1.5 I am black, but comely, O ye daughters of Jerusalem, as the tents of Kedar, as the curtains of Solomon. Mivalomainty aho, nefa tsara tarehy, ry zanakavavin' i Jerosalema, toy ny lain' i Kedara, toy ny ambain-dain' i Solomona. Mainty aho, ry zanakavavin' i Jerosalema, nefa tsara tarehy, Sahala amin' ny lain' i Sedara, tahaka ny trano lain' i Salomona. Je suis noire et pourtant belle, filles de Jérusalem, comme les tentes de Qédar, comme les pavillons de Salma.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 21.16 For thus hath the Lord said unto me, Within a year, according to the years of an hireling, and all the glory of Kedar shall fail: Fa izao no nolazain' i Jehovah tamiko: Ato anatin' ny herintaona, tahaka ny taonan' ny mpikarama, dia ho levona avokoa ny voninahitr' i Kedara; Satria izao no nolazain' ny Tompo tamiko: Herintaona, araka ny fanisana ny taonan' ny mpikarama, sisa dia ho levona avokoa ny voninahitr' i Sedara; ary amin' ireo tsipika maro an' ny lehilahy mahery, zanak' i Sedara, dia kely foana no sisa tavela, fa Iaveh Andriamanitr' Israely no efa niteny. Car ainsi m' a parlé le Seigneur : Encore une année comme des années de mercenaire, et c' en est fait de toute la gloire de Qédar.
Isa / Iz 21.17 And the residue of the number of archers, the mighty men of the children of Kedar, shall be diminished: for the Lord God of Israel hath spoken it. Ary ny tsipìka sisa izay; an' ny lehilahy mahery, taranak' i Kedara, dia ho vitsy foana, fa Jehovah Andriamanitry ny Isiraely, ao efa niteny. Et du nombre des vaillants archers, des fils de Qédar, il ne restera presque rien, car Yahvé, Dieu d' Israël, a parlé.
...............
Isa / Iz 42.11 Let the wilderness and the cities thereof lift up their voice, the villages that Kedar doth inhabit: let the inhabitants of the rock sing, let them shout from the top of the mountains. Aoka ny efitra sy ireo tanàna eny aminy hanandratra ny feony, dia ny vohitra izay onenan' i Kedara; Aoka hihoby ny mponina any Sela; Ary aoka hanao feo avo any an-tampon' ny tendrombohitra izy. Aoka hanandra-peo ny efitra mbamin' ny tanàna eo aminy; ny toby onenan' i Sedara! Aoka hientan-kafaliana, ny mponina any Selà; aoka hihobim-piravoravoana any an-tampon-tendrombohitra! Que se fassent entendre le désert et ses villes, les campements où habite Qédar, qu' ils crient de joie les habitants de la Roche, au sommet des montagnes, qu' ils poussent des clameurs.
...............
Isa / Iz 60.7 All the flocks of Kedar shall be gathered together unto thee, the rams of Nebaioth shall minister unto thee: they shall come up with acceptance on mine altar, and I will glorify the house of my glory. Ny ondry aman' osy rehetra any kedara dia hangonina ho ao aminao, ary ny ondrilahin' i Nebaiota hanompo anao; hiakatra amin' ny fankasitrahana ho eo ambonin' ny alitarako ireo, ary hataoko be voninahitra ny tranon' ny voninahitro. Hivory ao aminao ny biby fiompy rehetra any Sedara; hozakainao ny ondralahin' i Nabaiota, hiakatra ho fanatitra ankasitrahana eo ambony oteliko ireny, ary hataoko be voninahitra ny tranon' ny voninahitro. Tous les troupeaux de Qédar se rassembleront chez toi, les béliers de Nebayot seront à ton service, ils monteront à mon autel en sacrifice agréable, et je glorifierai ma maison de splendeur.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 2.10 For pass over the isles of Chittim, and see; and send unto Kedar, and consider diligently, and see if there be such a thing. Fa mità ho any amin' ny moron-dranomasin' i Kitima, ka izahao, ary maniraha ho any Kedara, ka diniho tsara, dia aoka ho hitanareo na mba efa nisy toy izao, na tsia: Fa mità ary eny amin' ireo nosin' i Setima ka mijere; maniraha ho any Sedara, ka mandiniha tsara; dia jereo raha mba misy izay toy izao any. Passez donc aux îles des Kittim et voyez, envoyez enquêter à Qédar et examinez bien, voyez si chose semblable s' est produite!
...............
Jer / Jr 49.28 Concerning Kedar, and concerning the kingdoms of Hazor, which Nebuchadrezzar king of Babylon shall smite, thus saith the Lord; Arise ye, go up to Kedar, and spoil the men of the east. Ny amin' i Kedara sy ny fanjakan' i Hazora, izay resin' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona. Izao no lazain' i Jehovah: Mitsangàna ianareo, ka miakara hamely an' i Kedara, ary aringano ny zanaky ny atsinanana. Teny mamely an' i Sedara sy ireo fanjakan' i Hasora, izay nasian' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona. Izao no lazain' ny Tompo: Mitsangàna, mandehana mamely an' i Sedara, aringano ny taranaky ny Atsinanana! A Qédar et aux royaumes de Haçor, que vainquit Nabuchodonosor, roi de Babylone. Ainsi parle Yahvé. Levez-vous, montez contre Qédar, anéantissez les fils de l' Orient!

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 27.21 Arabia, and all the princes of Kedar, they occupied with thee in lambs, and rams, and goats: in these were they thy merchants. Arabia sy ireo andriandahin' i Kedara rehetra no nandranto tany aminao, ka zanak' ondry sy ondrilahy ary osilahy no nentiny natao varotra tao aminao. Arabia sy ny andriana rehetra tany Sedara nifampivarotra taminao; ondry sy ondralahy aman' osilahy no nifampivarotany taminao. L' Arabie et tous les princes de Qédar eux-mêmes étaient tes clients; ils payaient en agneaux, béliers et boucs.