Chapitres et versets citant Namatita

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 4.22 And Zillah, she also bare Tubalcain, an instructer of every artificer in brass and iron: and the sister of Tubalcain was Naamah. Ary Zila kosa niteraka an' i Tobala-kaina, mpanefy fiasana maranitra, na varahina na vy; ary ny anabavin' i Tobala-kaina dia Nama. Selà kosa niteraka an' i Tobal-Kaina izay mpanefy fiasana maranitra isan-karazany na varahina na vy. Ny anaran' ny anabavin' i Tobal-Kaina dia Noema. De son côté, Çilla enfanta Tubal-Caïn : il fut l' ancêtre de tous les forgerons en cuivre et en fer; la soeur de Tubal-Caïn était Naama.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 26.40 And the sons of Bela were Ard and Naaman: of Ard, the family of the Ardites: and of Naaman, the family of the Naamites. Ary ny taranak' i Bela dia Arda sy Namana; dia ny fokon' ny Ardita; ary avy tamin' i Namana ny fokon' ny Namanita. Ary ny zanak' i Belà, dia Hereda sy Noemana: ny fokon' ny Heredita, avy tamin' i Hereda; ny fokon' ny Noemanita, avy tamin' i Noemana; Béla eut pour fils Ard et Naamân : pour Ard, le clan Ardite ; pour Naamân, le clan Naamite.

  Book of Job Joba Joba Livre de Job
...............
Job / Jb 2.11 Now when Job' s three friends heard of all this evil that was come upon him, they came every one from his own place; Eliphaz the Temanite, and Bildad the Shuhite, and Zophar the Naamathite: for they had made an appointment together to come to mourn with him and to comfort him. Ary rehefa ren' ny sakaizan' i Joba telo lahy ny fahoriana rehetra izay nanjo azy, dia samy niainga avy tany amin' ny fonenany avy izy dia Elifaza Temanita sy Bildada Sohita ary Zofara Namatita ary nifamotoana izy mba handeha hitsapa alahelo sy hampionona azy. Nony nandre ny loza rehetra nanjo an' i Joba ireo sakaizany telo lahy: Elifaza avy any Temàna, Baldada avy any Sohe, ary Sofara avy any Naamà, dia samy niainga avy any amin' ny fonenany avy, ka niara-nidinika izay handehanana hitsapa alahelo sy hampionona azy. Trois amis de Job apprirent tous les malheurs qui l' avaient frappé. Ils arrivèrent chacun de son pays, Éliphaz de Témân, Bildad de Shuah, Çophar de Naama. Ensemble, ils décidèrent d' aller le plaindre et le consoler.
Job / Jb 11.1 Then answered Zophar the Naamathite, and said, Dia namaly Zofara Namatita ka nanao hoe: Dia niteny Sofara avy any Naama, ka nanao hoe: Çophar de Naama prit la parole et dit :
Job / Jb 20.1 Then answered Zophar the Naamathite, and said, Dia namaly Zofara Namatita ka nanao hoe: Dia niteny Sofara avy any Naama ka nanao hoe: Çophar de Naama prit la parole et dit :
...............
Job / Jb 42.9 So Eliphaz the Temanite and Bildad the Shuhite and Zophar the Naamathite went, and did according as the Lord commanded them: the Lord also accepted Job. Dia nandeha Elifaza Temanita sy Bildada Sohita ary Zofara Namatita ka nanao araka izay nandidian' i Jehovah azy; ary Jehovah dia nankasitraka an' i Joba. Dia nandeha Elifaza avy any Temana sy Baldada avy any Sohe ary Sofara avy any Naamana, nanao araka izay voalazan' ny Tompo taminy, ka nankasitrahan' ny Tompo ny fivavahan' i Joba. Eliphaz de Témân, Bildad de Shuah, Cophar de Naamat s' en furent exécuter l' ordre de Yahvé. Et Yahvé eut égard à Job.