Chapitres et versets citant Tamara

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 38.6 And Judah took a wife for Er his firstborn, whose name was Tamar. Ary Joda naka vady ho an' i Era lahimatoany, Tamara no anarany. Ary Jodà naka vady ho an' i Hera, lahimatoany; Tamara no anarany. Juda prit une femme pour son premier-né Er; Elle se nommait Tamar.
...............
Gen / Jen 38.11 Then said Judah to Tamar his daughter in law, Remain a widow at thy father' s house, till Shelah my son be grown: for he said, Lest peradventure he die also, as his brethren did. And Tamar went and dwelt in her father' s house. Ary hoy Joda tamin' i Tamara vinantoni-vavy: Tomoera ho mpitondratena ao an-tranon-drainao mandra-pahalehiben' i Sela zanako-lahy (fa hoy izy: Fandrao maty koa tahaka ny rahalahiny izy); dia nandeha Tamara ka nitoetra tao an-tranon-drainy. Ary hoy Jodà tamin i Tamara, vinantovaviny: Mitoera ho mpitondratena ao an-tranon-drainao mandra-pahalehiben' i Selà, zanako lahy. Fa hoy izy anakam-po: tsy tokony ho faty toa an' ireo rahalahiny koa izy. Dia nandeha Tamara, ka nitoetra tany an-tranon-drainy. Alors Juda dit à sa belle-fille Tamar : Retourne comme veuve chez ton père, en attendant que grandisse mon fils Shéla. Il se disait : Il ne faut pas que celui-là meure comme ses frères. Tamar s' en retourna donc chez son père.
...............
Gen / Jen 38.13 And it was told Tamar, saying, Behold thy father in law goeth up to Timnath to shear his sheep. Dia nisy nanambara tamin' i Tamara hoe Indro, ny rafozanao miakatra ho any Timna hanety ny ondriny. Ary nisy nilaza izany tamin' i Tamara nanao hoe: Indro, ny rafozanao miakatra any Tamnà hanety ny ondriny. On avertit Tamar : Voici, lui dit-on, que ton beau-père monte à Timna pour tondre ses brebis.
Gen / Jen 38.14 And she put her widow' s garments off from her, and covered her with a vail, and wrapped herself, and sat in an open place, which is by the way to Timnath; for she saw that Shelah was grown, and she was not given unto him to wife. Ary nanaisotra ny akanjony fanaon' ny mpitondratena izy, dia nisarona fisalobonana ka nisalobona, dia nipetraka teo am-bavahadin' i Enaima, izay eo amin' ny lalana mankany Timna; satria efa hitan' i Tamara fa efa lehibe Sela, nefa tsy mbola nomen' i Joda ho vadin' i Sela izy. Ka nesoriny ny akanjo fitondran' ny mpitondra tena teny aminy, dia nisarona voaly izy, ka nipetraka nisalobona teo am-bavahadin' i Enaïma, amin' ny làlana mankany Tamnà; satria hitany fa efa lehibe Selà, ary izy anefa tsy mbola nomena ho vadiny. Alors, elle quitta ses vêtements de veuve, elle se couvrit d' un voile, s' enveloppa et s' assit à l' entrée d'Énayim, qui est sur le chemin de Timna. Elle voyait bien que Shéla était devenu grand et qu' elle ne lui avait pas été donnée pour femme.
...............
Gen / Jen 38.24 And it came to pass about three months after, that it was told Judah, saying, Tamar thy daughter in law hath played the harlot; and also, behold, she is with child by whoredom. And Judah said, Bring her forth, and let her be burnt. Ary rehefa afaka tokony ho telo volana, dia nisy nanambara tamin' i Joda hoe: Efa nijangajanga Tamara vinantovavinao; ka indro, efa manan' anaka tamin' ny fijangajangana izy. Dia hoy Joda: Avoahy izy hodorana. Sahabo ho telo volana taorian' izany, dia nisy nilaza tamin' i Jodà hoe: Nijangajanga Tamara vinantovavinao; ary indro fa efa nanana anaka izy tamin' ny finjangajangana nataony. Ka hoy Jodà: Avoahy izy ka aoka hodorana. Environ trois mois après, on avertit Juda : Ta belle-fille Tamar, lui dit-on, s' est prostituée, elle est même enceinte par suite de son inconduite. Alors Juda ordonna : Qu' elle soit amenée dehors et brûlée vive !

  Ruth Rota Rota Livre de Ruth
...............
Rot Rt 4.12 And let thy house be like the house of Pharez, whom Tamar bare unto Judah, of the seed which the Lord shall give thee of this young woman. ary ho tahaka ny taranak' i Fareza, izay naterak' i Tamara tamin' i Joda, anie ny taranakao avy amin' ny zanaka izay homen' i Jehovah anao amin' ity vehivavy ity. Hanahaka ny tranon' i Fareza izay naterak' i Tamara tamin' i Jodà anie ny tranonao, amin' ny taranaka homen' ny Tompo anao amin' ity zazavavy ity. Que grâce à la postérité que Yahvé t' accordera de cette jeune femme, ta maison soit semblable à celle de Pérèç, que Tamar enfanta à Juda. "

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
2Sm / 2Sam 13.1 And it came to pass after this, that Absalom the son of David had a fair sister, whose name was Tamar; and Amnon the son of David loved her. Ary nony afaka izany, dia nisy toy izao: Absaloma, zanak' i Davida, nanana anabavy tsara tarehy, Tamara no anarany; ary tia azy Amnona, zanak' i Davida. Taty aorian' izany dia nanana anabavy tsara tarehy kosa Absaloma zanak' i Davida; Tamara no anarany, ary tia azy io Amnona zanak' i Davida. Voici ce qui arriva ensuite. Absalom, fils de David, avait une soeur qui était belle et qui se nommait Tamar, et Amnon, fils de David, s'éprit d' elle.
2Sm / 2Sam 13.2 And Amnon was so vexed, that he fell sick for his sister Tamar; for she was a virgin; and Amnon thought it hard for him to do anything to her. Ary Amnona nalahelo ka matiny ihany noho Tamara anabaviny; fa virijina izy, ka sarotra tamin' i Amnona ny haka azy. Niritra aina Amnona ka nandraiki-narary terý noho ny amin' i Tamara anabaviny, fa virjiny ity izy, ka noheverin' i Amnona fa toa tsy ho azony atao na inona na inona. Amnon était tourmenté au point de se rendre malade à cause de sa soeur Tamar, car elle était vierge et Amnon ne voyait pas la possibilité de lui rien faire.
...............
2Sm / 2Sam 13.4 And he said unto him, Why art thou, being the king' s son, lean from day to day? wilt thou not tell me? And Amnon said unto him, I love Tamar, my brother Absalom' s sister. Ka hoy izy taminy: Nahoana ianao, ry zanaky ny mpanjaka, no mihamahia isan' andro isan' andro? Tsy tianao hambara amiko va izany? Dia hoy Amnona taminy: Tia an' i Tamara, anabavin' i Absaloma rahalahiko, aho. Ka hoy io taminy: Nahoana ity hianao, ry zanaky ny mpanjaka, no dia milonika be ihany toy izao isa-maraina? Tsy tianao halaza amiko va ny amin' izany? Ka hoy Amnona taminy: Tia an' i Tamara anabavin' i Absaloma rahalahiko aho. Il lui dit : " D' où vient, fils du roi, que tu sois si languissant chaque matin ? Ne m' expliqueras-tu pas ? " Amnon lui répondit : " C' est que j' aime Tamar, la soeur de mon frère Absalom. "
2Sm / 2Sam 13.5 And Jonadab said unto him, Lay thee down on thy bed, and make thyself sick: and when thy father cometh to see thee, say unto him, I pray thee, let my sister Tamar come, and give me meat, and dress the meat in my sight, that I may see it, and eat it at her hand. Ary hoy Jonadaba taminy: Mandria eo amin' ny fandrianao ianao, ka modia marary; ary raha avy mamangy anao rainao, dia ataovy aminy hoe: Trarantitra ianao, aoka Tamara anabaviko mba ho avy hampihinan-kanina ahy ary hanao ny nahandro eto imasoko mba ho hitako ka hihinanako ny avy eny an-tànany. Dia hoy Jonadaba taminy: Mandria eo am-parafara, ka modia marary. Ary rahefa tonga hamangy anao rainao, dia lazao aminy hoe: Avelao kely Tamara anabaviko no ho avy hampihinan-kanina ahy, raha sitrakao; aoka hamboariny eo imasoko ny nahandro mba ho hitako, ary hihinana izany avy eny an-tànany aho. Alors Yonadab lui dit : " Mets-toi au lit, fais le malade et quand ton père viendra te voir, tu lui diras : "Permets que ma soeur Tamar vienne me donner à manger; elle apprêtera le plat sous mes yeux pour que je le voie et je mangerai de sa main". "
2Sm / 2Sam 13.6 So Amnon lay down, and made himself sick: and when the king was come to see him, Amnon said unto the king, I pray thee, let Tamar my sister come, and make me a couple of cakes in my sight, that I may eat at her hand. Dia nandry Amnona ka nody marary; ary nony avy mamangy azy ny mpanjaka, dia hoy izy taminy: Trarantitra ianao, aoka Tamara anabaviko hankatý hanao mofo roa ho ahy eto imasoko hihinanako ny avy eny an-tànany. Dia nandry tokoa Amnona sy nody marary. Tonga namangy azy ny mpanjaka ary hoy Amnona taminy: Raha sitrakao, aoka Tamara anabaviko ho avy hanao mofo mamy roa eto imasoko, ka hihinana izany avy eny an-tànany aho. Donc, Amnon se coucha et fit le malade. Le roi vint le voir et Amnon dit au roi : " Permets que ma soeur Tamar vienne et que, sous mes yeux, elle prépare une paire de beignets, et je me restaurerai de sa main. "
2Sm / 2Sam 13.7 Then David sent home to Tamar, saying, Go now to thy brother Amnon' s house, and dress him meat. Ary Davida naniraka nankany amin' i Tamara any an-tranony nanao hoe: Mankanesa kely any an-tranon' i Amnona anadahinao, ka manaova nahandro ho azy. Dia naniraka olona Davida hilaza amin' i Tamara tao an-trano hanao hoe: Mankanesa ao an-tranon' i Amnona, anadahinao, ka manaova nahandro ho azy. David envoya dire à Tamar au palais : " Va donc chez ton frère Amnon et prépare-lui un plat. "
2Sm / 2Sam 13.8 So Tamar went to her brother Amnon' s house; and he was laid down. And she took flour, and kneaded it, and made cakes in his sight, and did bake the cakes. Dia nandeha Tamara nankany an-tranon' i Amnona anadahiny; ary nandry ny anadahiny. Dia naka koba razazavavy, ka nofetafetainy ary nataony mofo teo imasony, ary nendasiny ny mofo. Lasa Tamara nankao amin' i Amnona anadahiny izay efa mandry. Naka koba izy, noditiny namboariny ho mofo mamy teo imasony, ary nandrahoiny ny mofo mamy; Tamar se rendit à la maison de son frère Amnon. Il était couché. Elle prit de la pâte, la pétrit, façonna des beignets sous ses yeux et fit cuire les beignets.
...............
2Sm / 2Sam 13.10 And Amnon said unto Tamar, Bring the meat into the chamber, that I may eat of thine hand. And Tamar took the cakes which she had made, and brought them into the chamber to Amnon her brother. Ary hoy Amnona tamin' i Tamara: Ento atý amin' ny efi-trano ny nahandro hihinanako ny avy eny an-tananao. Dia nalain' i Tamara ny mofo nataony ka nentiny tao amin' ny efi-trano tao amin' i Amnona anadahiny. dia hoy Amnona tamin' i Tamara: Ento ao anaty salobom-pandriana ny nahandro hihinanako azy avy eny an-tànanao. Dia nalain' i Tamara ny mofo nataony, ka nentiny tao amin' i Amnona anadahiny, tao anaty salobom-pandriana. Alors Amnon dit à Tamar : " Apporte le plat dans l' alcôve, que je me restaure de ta main. " Et Tamar prit les beignets qu' elle avait faits et les apporta à son frère Amnon dans l' alcôve.
2Sm / 2Sam 13.11 And when she had brought them unto him to eat, he took hold of her, and said unto her, Come lie with me, my sister. Ary nony nentiny tao aminy hohaniny izany; dia nihazona an' i Tamara izy ka nanao taminy hoe: Avia handry amiko, ranabaviko. Kanjo, raha ilay nanolotra izany hohaniny iny izy, dia nosavihiny ka hoy izy taminy: Avia handry amiko ranabavy. Comme elle lui présentait à manger, il la saisit et lui dit : " Viens, couche avec moi, ma soeur! "
...............
2Sm / 2Sam 13.19 And Tamar put ashes on her head, and rent her garment of divers colours that was on her, and laid her hand on her head, and went on crying. Ary nasian' i Tamara lavenona ny lohany, sady notriariny ny akanjo lava izay niakanjoany, dia niloloha tanana izy, sady nitomany nidradradradra teny am-pandehanana. Nohosenan' i Tamara vovoka ny lohany dia lasa nandeha izy, nidradradradra. Tamar, prenant de la poussière, la jeta sur sa tête, elle déchira la tunique de luxe qu' elle portait, mit la main sur sa tête et s' en alla, poussant des cris en marchant.
2Sm / 2Sam 13.20 And Absalom her brother said unto her, Hath Amnon thy brother been with thee? but hold now thy peace, my sister: he is thy brother; regard not this thing. So Tamar remained desolate in her brother Absalom' s house. Ary hoy Absaloma anadahiny taminy: Efa tany aminao va Amnona anadahinao? Mangina ihany aloha, ranabavy, fa anadahinao izy; fa aza malahelo noho izany. Ka dia nitoetra tao an-tranon' i Absaloma anadahiny Tamara sady ory. Hoy Absaloma anadahiny, taminy: Tsy maintsy nalehan' i Amnona anadahinao àry hianao izay ka? Fa amin' izao, ranabavy, mangina fa anadahinao iny, ka aza asiana alahelo ao am-ponao. Dia tao an-tranon' i Absaloma anadahiny, no nitoetra i Tamara notsindrian' ny alahelony. Son frère Absalom lui dit : " Serait-ce que ton frère Amnon a été avec toi ? Maintenant, ma soeur, tais-toi; c' est ton frère : ne prends pas cette affaire à coeur. " Tamar demeura abandonnée, dans la maison de son frère Absalom.
...............
2Sm / 2Sam 13.22 And Absalom spake unto his brother Amnon neither good nor bad: for Absalom hated Amnon, because he had forced his sister Tamar. Ary Absaloma tsy nifampiteny tamin' i Amnona rahalahiny akory na soa na ratsy; fa halan' i Absaloma izy noho ny nisavihany an' i Tamara anabaviny. Absaloma kosa tsy niteny tamin' i Amnona intsony na soa na ratsy na dia indraim-bava aza, fa halan' i Absaloma Amnona noho ny nametavetany an' i Tamara anabaviny. Quant à Absalom, il n' adressa plus la parole à Amnon, car Absalom s'était pris de haine pour Amnon, à cause de la violence qu' il avait faite à sa soeur Tamar.
...............
2Sm / 2Sam 13.32 And Jonadab, the son of Shimeah David' s brother, answered and said, Let not my lord suppose that they have slain all the young men the king' s sons; for Amnon only is dead: for by the appointment of Absalom this hath been determined from the day that he forced his sister Tamar. Ary Jonadaba, zanak' i Simea, rahalahin' i Davida, nanao hoe: Aoka ny tompoko tsy hanao hoe: Matiny avokoa ny zatovo rehetra, zanakalahin' ny mpanjaka; fa Amnona ihany no maty; fa Absaloma efa nifofo azy hatramin' ny andro nisavihany an' i Tamara anabaviny. Ary niteny Jonadaba zanak' i Semaa, rahalahin' i Davida, ka nanao hoe: Aoka ny tompoko tsy hilaza fa maty avokoa ny zazalahy rehetra, zanaky ny mpanjaka; Amnona irery no maty. Zavatra teo am-bavan' i Absaloma izany hatramin' ny andro nametavetan' i Amnona an' i Tamara anabaviny. Mais Yonadab, le fils de Shiméa, frère de David, prit ainsi la parole : " Que Monseigneur ne dise pas qu' on a fait périr tous les jeunes gens, les fils du roi, car seul Amnon est mort : Absalom s'était promis cela depuis le jour où Amnon avait outragé sa soeur Tamar.
...............
2Sm / 2Sam 14.27 And unto Absalom there were born three sons, and one daughter, whose name was Tamar: she was a woman of a fair countenance. Ary Absaloma niteraka zanaka telo mirahalahy sy vavy iray, atao hoe Tamara, ary vehivavy tsara tarehy izy. Zanakalahy telo no teraka tamin' i Absaloma sy zanaka vavy iray natao hoe: Tamara, vehivavy tsara tarehy io. Il naquit à Absalom trois fils, et une fille, qui se nommait Tamar; c'était une belle femme.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.4 And Tamar his daughter in law bore him Pharez and Zerah. All the sons of Judah were five. Ary Tamara vinantoni-vavy niteraka an' i Fareza sy Zera taminy. Dimy no zanakalahin' i Joda rehetra. Thamara, vinantovavin' i Jodà, niteraka an' i Faresa sy Zarà taminy. Dimy ny lahy rehetra, zanak' i Jodà. Tamar, la belle-fille de Juda, lui enfanta Pérèç et Zérah. Il y eut en tout cinq fils de Juda.
...............
1Tt / 1Tan 3.9 These were all the sons of David, beside the sons of the concubines, and Tamar their sister. Ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Davida, afa-tsy ny zanaky ny vaditsindranony sy Tamara, anabavin' ireo. Ireo no zanakalahin' i Davida rehetra, fa ny zana-baditsindranony, tsy nisaina. Ary anabavin' ireo dia Tamara. Ce sont là tous les fils de David, sans compter les fils des concubines. Tamar était leur soeur.

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 47.19 And the south side southward, from Tamar even to the waters of strife in Kadesh, the river to the great sea. And this is the south side southward. Ary ny lafiny atsimo dia hatrany Tamara dia hatramin' ny ranon' i Meriba any Kadesy sy ny lohasahan-driaka ka hatramin' ny Ranomasina Lehibe. Izany no lafiny atsimo. Ny lafiny atsimo handroso mianatsimo hatrany Thamara ka hatrany amin' ny ranon' i Meriba any Kadesa, dia ny amin' ny ranon' i Meriba any Kadesa, dia ny lohasahan-driaka mivarina mankany amin' ny ranomasina lehibe. Izany no lafiny atsimo mankany amin' ny Negeba. Du côté du midi, vers le sud, depuis Tamar jusqu' aux eaux de Meriba de Qadesh, vers le Torrent jusqu'à la Grande mer. C' est la limite méridionale.
...............
Eze / Ez 48.28 And by the border of Gad, at the south side southward, the border shall be even from Tamar unto the waters of strife in Kadesh, and to the river toward the great sea. Ary mifanolotra amin' ny faritanin' i Gada, amin' ny lafiny atsimo, dia hatrany Tamara sy ny ranon' i Meriba any Kadesy sy ny lohasahan-driaka ka hatramin' ny Ranomasina Lehibe. Ny sisin-tany, amin' ny lafin' ny Negeba manolotra ny sisin-tanin' i Gada, dia hatrany Thamara no mankany amin' ny ranon' i Meribà any Kadesa, sy ny lohasahan-driaka mivarina amin' ny ranomasina lehibe, no ho faritry ny tany. Et sur la frontière de Gad, du côté méridional, au midi, la frontière ira de Tamar aux eaux de Mériba de Qadesh, le torrent, jusqu'à la Grande mer.

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 1.3 And Judas begat Phares and Zara of Thamar; and Phares begat Esrom; and Esrom begat Aram; ary Joda niteraka an' i Fareza sy Zara tamin' i Tamara; ary Fareza niteraka an' i Hezrona; ary Hezrona niteraka an-dRama; Joda niteraka an' i Faresa sy Zara tamin' i Tamara; Faresa niteraka an' i Esrona; Esrona niteraka an' i Arama; Juda engendra Pharès et Zara, de Thamar, Pharès engendra Esrom, Esrom engendra Aram,