Chapitres et versets citant Abiatara

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 22.20 And one of the sons of Ahimelech the son of Ahitub, named Abiathar, escaped, and fled after David. Ary ny anankiray tamin' ny zanak' i Ahimeleka, zanak' i Ahitoba, Abiatara no anarany, dia afa-nandositra ka nanaraka an' i Davida. Anankiray ihany tamin' ny zanak' i Akimeleka zanak' i Akitoba no afa-nandositra; Abiatara no anarany, ary nandositra tany amin' i Davida izy. Il n'échappa qu' un fils d' Ahimélek, fils d' Ahitub. Il se nommait Ébyatar et il s' enfuit auprès de David.
1Sm / 1Sam 22.21 And Abiathar shewed David that Saul had slain the Lord' s priests. Ary Abiatara nanambara tamin' i Davida ny namonoan' i Saoly ny mpisoron' i Jehovah. Nambaran' i Abiatara tamin' i Davida ny namonoan' i Saola ny mpisoron' ny Tompo. Ébyatar annonça à David que Saül avait massacré les prêtres de Yahvé,
1Sm / 1Sam 22.22 And David said unto Abiathar, I knew it that day, when Doeg the Edomite was there, that he would surely tell Saul: I have occasioned the death of all the persons of thy father' s house. Ary hoy Davida tamin' i Abiatara: Fantatro androtr' iny ihany fa tao Doega Edomita ka hilaza amin' i Saoly tokoa; koa izaho no anton' ny nahafaty ny olona rehetra tamin' ny tarana-drainao. Ka hoy Davida tamin' i Abiatara: Efa fantatro androtr' izay ihany fa Doega Edomita izay tao tamin' izay dia tsy maintsy hilaza amin' i Saola. Koa izaho no antony namonoana ny fianakavian-drainao rehetra. et David lui dit : " Je savais ce jour-là que Doèg l'Édomite, étant présent, avertirait sûrement Saül! C' est moi qui suis responsable de la vie de tous tes parents.
...............
1Sm / 1Sam 23.6 And it came to pass, when Abiathar the son of Ahimelech fled to David to Keilah, that he came down with an ephod in his hand. Ary raha nandositra nankany amin' i Davida tany Keila Abiatara, zanak' i Ahimeleka, dia nitondra efoda teny an-tànany izy. Fony Abiatara zanak' i Akimeleka nandositra tany amin' i Davida any Keilà dia nidina izy nitondra ny efoda eo an-tànany. Lorsque Ébyatar, fils d' Ahimélek, se réfugia auprès de David, il descendit à Qéïla, ayant en main l'éphod.
...............
1Sm / 1Sam 23.9 And David knew that Saul secretly practised mischief against him; and he said to Abiathar the priest, Bring hither the ephod. Ary fantatr' i Davida fa Saoly namorona sain-dratsy hamelezana azy; dia hoy izy tamin' i Abiatara mpisorona: Ento etý ny efoda. Fa rahefa fantratr' i Davida kosa fa niomana hanisy ratsy azy Saola, dia hoy izy tamin' i Abiatara mpisorona: Ento aty ny efoda. Quand David sut que c'était contre lui que Saül forgeait de mauvais desseins, il dit au prêtre Ébyatar : " Apporte l'éphod. "
...............
1Sm / 1Sam 30.7 And David said to Abiathar the priest, Ahimelech' s son, I pray thee, bring me hither the ephod. And Abiathar brought thither the ephod to David. Ary hoy Davida tamin' i Abiatara mpisorona, zanak' i Ahimeleka: Masìna ianao, ento etý amiko ny efoda. Dia nentin' i Abiatara teo amin' i Davida ny efoda. Hoy Davida tamin' i Abiatara mpisorona zanak' i Abimeleka: Ento aty amiko ny efoda; David dit au prêtre Ébyatar, fils d' Ahimélek : " Je t' en prie, apporte-moi l'éphod ", et Ébyatar apporta l'éphod à David.

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 8.17 And Zadok the son of Ahitub, and Ahimelech the son of Abiathar, were the priests; and Seraiah was the scribe; ary Zadoka, zanak' i Ahitoba, sy Ahimeleka, zanak' i Abiatara, no mpisorona; ary Seraia no mpanoratra; Sadaoka zanak' i Akitoba sy Akimeleka, zanak' i Abiatara, no mpisorona; Saraiasa no mpanoratra; Sadoq et Ébyatar, fils d' Ahimélek, fils d' Ahitub, étaient prêtres; Seraya était secrétaire;
...............
2Sm / 2Sam 15.24 And lo Zadok also, and all the Levites were with him, bearing the ark of the covenant of God: and they set down the ark of God; and Abiathar went up, until all the people had done passing out of the city. Ary indro koa Zadoka sy ny Levita rehetra nanaraka azy nitondra ny fiaran' ny faneken' Andriamanitra. Ary nametraka ny fiaran' Andriamanitra izy ary Abiatara niakatra mandra-pahatapitry ny olona rehetra avy tao an-tanàna. Ary indro ny fiaran' Andriamanitra fa napetrak' i Sadaoka, mbamin' ny Levita rehetra nitondra ny fiaran' ny faneken' Andriamanitra, raha ilay niakatra iny Abiatara, mandra-pahatapitry ny vahoaka rehetra nivoaka avy ao an-tanàna. On vit aussi Sadoq et tous les lévites portant l' arche de Dieu. On déposa l' arche de Dieu auprès d'Ébyatar jusqu'à ce que tout le peuple eût fini de défiler hors de la ville.
...............
2Sm / 2Sam 15.27 The king said also unto Zadok the priest, Art not thou a seer? return into the city in peace, and your two sons with you, Ahimaaz thy son, and Jonathan the son of Abiathar. Ary hoy koa ny mpanjaka tamin' i Zadoka mpisorona: Tsy mpahita va ianao? miverena soa aman-tsara any an-tanàna ianao mbamin' ny zanakareo roa lahy miaraka aminareo, dia Ahimaza zanakao sy Jonatana, zanak' i Abiatara. Izao koa no nolazain' ny mpanjaka tamin' i Sadaoka mpisorona: Ary hianao, ry mpahita, miverena ao an-tanàna amim-piadanana, miaraka amin' i Akimaasa zanakao sy Jonatasy zanak' i Abiatara, izy roalahy zanakareo miaraka aminareo. Le roi dit au prêtre Sadoq : " Voyez, toi et Ébyatar, retournez en paix à la ville, et vos deux fils avec vous, Ahimaaç ton fils et Yehonatân le fils d'Ébyatar.
...............
2Sm / 2Sam 15.29 Zadok therefore and Abiathar carried the ark of God again to Jerusalem: and they tarried there. Ary Zadoka sy Abiatara nitondra ny fiaran' Andriamanitra niverina nankany Jerosalema ihany; dia nitoetra tany izy. Koa dia nentin' i Sadaoka sy Abiatara niverina tany Jerosalema ny fiaran' Andriamanitra ka nitoetra tao izy. Sadoq et Ébyatar ramenèrent donc l' arche de Dieu à Jérusalem et ils y demeurèrent.
...............
2Sm / 2Sam 15.35 And hast thou not there with thee Zadok and Abiathar the priests? therefore it shall be, that what thing soever thou shalt hear out of the king' s house, thou shalt tell it to Zadok and Abiathar the priests. Ary tsy ao aminao va Zadoka sy Abiatara mpisorona? Koa izay zavatra rehetra renao avy ao an-tranon' ny mpanjaka, dia ambarao amin' i Zadoka sy Abiatara mpisorona. Ho mpiaraka aminao ao koa i Sadaoka sy Abiatara mpisorona, ka hanambaranao izay rehetra ho renao ny amin' ny tranon' ny mpanjaka i Sadaoka sy Abiatara mpisorona. Sadoq et Ébyatar, les prêtres, ne seront-ils pas avec toi ? Tout ce que tu entendras du palais, tu le rapporteras aux prêtres Sadoq et Ébyatar.
2Sm / 2Sam 15.36 Behold, they have there with them their two sons, Ahimaaz Zadok' s son, and Jonathan Abiathar' s son; and by them ye shall send unto me every thing that ye can hear. Indreo, any aminy ny zanany roa lahy, dia Ahimaza, zanak' i Zadoka, sy Jonatana, zanak' i Abiatara; ary izy no hampitondrainareo izay rehetra renareo ho atý amiko. Ary ao amin' izy ireo ny zanany roa lahy dia Akimaasa zank' i Sadaoka sy Jonatasy zanak' i Abiatara, ka ireo no hampandrenesanareo ahy izay rehetra ho renareo. Il y a avec eux leurs deux fils, Ahimaaç pour Sadoq, et Yehonatân pour Ébyatar : vous me communiquerez par leur intermédiaire tout ce que vous aurez appris. "
...............
2Sm / 2Sam 17.15 Then said Hushai unto Zadok and to Abiathar the priests, Thus and thus did Ahithophel counsel Absalom and the elders of Israel; and thus and thus have I counselled. Dia hoy Hosay tamin' i Zadoka sy Abiatara mpisorona: Izany ka izany no hevitra nomen' i Ahitofela an' i Absaloma sy ny loholon' ny Isiraely; ary izao ka izao kosa no hevitra nomeko azy. Dia hoy Kosaia tamin' i Sadaoka sy Abiatara mpisorona: Izany sy izany no hevitra natoron' i Akitofela an' i Absaloma sy ny loholon' Israely ary izao sy izao kosa no hevitra nomeko. Hushaï dit alors aux prêtres Sadoq et Ébyatar : " Ahitophel a donné tel et tel conseil à Absalom et aux anciens d' Israël, mais c' est telle et telle chose que moi, j' ai conseillée.
...............
2Sm / 2Sam 19.12 Ye are my brethren, ye are my bones and my flesh: wherefore then are ye the last to bring back the king? Ary Davida mpanjaka naniraka tany amin' i Zadoka sy Abiatara mpisorona ka nanao hoe: Ataovy amin' ny loholon' ny Joda hoe: Nahoana no dia ianareo indray no ho farany amin' ny fampodiana ny mpanjaka ho any an-tranony? fa ny tenin' ny Isiraely rehetra efa tonga tao amin' ny mpanjaka tao an-tranony Naniraka hilaza amin' i Sadaoka sy Abiatara mpisorona Davida nanao hoe: Mitenena hianareo amin' ny loholon' i Jodà, ka lazao aminy hoe: Nahoana no dia hianareo indray no ho farany amin' ny fampodiana ny mpanjaka ho any an-tranony? Fa efa tonga hatrany amin' ny mpanjaka, any aminy, ny teny voabitsibitsika eran' Israely rehetra. Ce qui se disait dans tout Israël arriva jusqu' au roi. Alors le roi David envoya dire aux prêtres Sadoq et Ébyatar : " Parlez ainsi aux anciens de Juda : "Pourquoi seriez-vous les derniers à ramener le roi chez lui ?
...............
2Sm / 2Sam 20.25 And Sheva was scribe: and Zadok and Abiathar were the priests: ary Seva no mpanoratra; ary Zadoka sy Abiatara no mpisorona; Sivà no mpanoratra; Sadaoka sy Abiatara no mpisorona, Shiya était secrétaire; Sadoq et Ébyatar étaient prêtres.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 1.7 And he conferred with Joab the son of Zeruiah, and with Abiathar the priest: and they following Adonijah helped him. Ary efa niresaka tamin' i Joaba, zanak' i Zeroia, sy Abiatara mpisorona izy; ka dia niandany tamin' i Adonia izy roa lahy ka nanampy azy. Nisy resadresaka natao tamin' i Joaba, zanak' i Sarvià sy tamin' i Abiatara mpisorona, ka rafitra niandany tamin' i Adoniasa ireo. Il s' aboucha avec Joab fils de Çeruya et avec le prêtre Ébyatar, qui se rallièrent à la cause d' Adonias ;
...............
1Mp 1.19 And he hath slain oxen and fat cattle and sheep in abundance, and hath called all the sons of the king, and Abiathar the priest, and Joab the captain of the host: but Solomon thy servant hath he not called. Ary efa namono omby sy zanak' omby mifahy ary ondry aman' osy betsaka izy ka efa nanasa ny zanakalahin' ny mpanjaka rehetra sy Abiatara mpisorona ary Joaba, komandin' ny miaramila; fa Solomona mpanomponao ihany no tsy mba nasainy. Izy efa namono omby aman-janak' omby matavy mbamin' ny ondry betsaka; efa nasainy avokoa ny zanakalahin' ny mpanjaka sy Abiatara mpisorona, ary Joaba filohan' ny tafika, fa Salomona mpanomponao tsy mba nasainy. Car il a immolé quantité de boeufs, de veaux gras et de moutons, et il a invité tous les princes royaux, le prêtre Ébyatar, le général Joab, mais ton serviteur Salomon, il ne l' a pas invité !
...............
1Mp 1.25 For he is gone down this day, and hath slain oxen and fat cattle and sheep in abundance, and hath called all the king' s sons, and the captains of the host, and Abiathar the priest; and, behold, they eat and drink before him, and say, God save king Adonijah. Fa he! izy nidina androany ary namono omby sy zanak' omby mifahy sy ondry aman' osy betsaka ka nanasa ny zanakalahin' ny mpanjaka rehetra sy ny komandin' ny miaramila sy Abiatara mpisorona; ary indreo izy mihinana ny misotro eo anatrehany ka manao hoe: Ho ela velona anie Adonia mpanjaka! Fa nidina androany izy izao, ka namono omby aman-janak' omby matavy sy ondry be dia be; nasainy avokoa ny zanakalahin' ny mpanjaka sy ny filohan' ny tafika ary Abiatara mpisorona. Indro mihinana sy misotro eo anatrehany ireo izao, ka manao hoe: Ho ela velona anie Adoniasa mpanjaka! Car il est descendu aujourd' hui, il a immolé quantité de boeufs, de veaux gras et de moutons et il a invité tous les princes royaux, les officiers de l' armée et le prêtre Ébyatar ; les voilà qui mangent et boivent en sa présence et qui crient : "Vive le roi Adonias ! "
...............
1Mp 1.42 And while he yet spake, behold, Jonathan the son of Abiathar the priest came; and Adonijah said unto him, Come in; for thou art a valiant man, and bringest good tidings. Fa raha mbola niteny izy, indro, tonga Jonatana, zanak' i Abiatara mpisorona; ary hoy Adonia taminy: Mandrosoa; fa lehilahy tsara fanahy ianao, ka ho teny tsara no entinao. Mbola miteny eo izy, no indro tonga Jonatasy zanak' i Abiatara mpisorona. Hoy Adoniasa taminy: Mandrosoa fa lehilahy mahery fo hianao, ka mpitondra zava-baovao tsara. Comme il parlait encore, voici qu' arriva Yonatân, le fils du prêtre Ébyatar, et Adonias dit : " Viens ! car tu es un honnête homme et tu dois apporter une bonne nouvelle. "
...............
1Mp 2.22 And king Solomon answered and said unto his mother, And why dost thou ask Abishag the Shunammite for Adonijah? ask for him the kingdom also; for he is mine elder brother; even for him, and for Abiathar the priest, and for Joab the son of Zeruiah. Fa Solomona mpanjaka namaly ka nanao tamin-dreniny hoe: Nahoana ianao no mangataka an' i Abisaga Sonemita ho an' i Adonia; angataho ho azy koa ary ny fanjakana, fa izy no zokiko, dia ho azy sy Abiatara mpisorona ary ho an' i Joaba, zanak' i Zeroia. Fa hoy ny navalin' i Salomona mpanjaka tamin-dreniny: Ahoana no angatahinao an' i Abisaga Sonamita ho an' i Adoniasa? Angataho ho azy koa ny fanjakana; fa izy rahateo no zokiko, dia ho azy sy ho an' i Abiatara mpisorona ary ho an' i Joaba zanak' i Sarvià. Le roi Salomon reprit et dit à sa mère : " Et pourquoi demandes-tu pour Adonias Abishag de Shunem ? Demande donc pour lui la royauté ! Car il est mon frère aîné et il a pour lui le prêtre Ébyatar et Joab fils de Çeruya ! "
...............
1Mp 2.26 And unto Abiathar the priest said the king, Get thee to Anathoth, unto thine own fields; for thou art worthy of death: but I will not at this time put thee to death, because thou barest the ark of the Lord God before David my father, and because thou hast been afflicted in all wherein my father was afflicted. Ary Abiatara mpisorona dia nilazan' ny mpanjaka hoe: Mandehana ianao hankany Anatota ho any an-tambohonao, fa olona tokony hatao maty ianao; nefa tsy hataoko maty amin' izao andro izao. satria nitondra ny fiaran' i Jehovah Tompo teo alohan' i Davida raiko ianao sady niara-nitondra fahoriana tamin' ny raiko tamin' izay rehetra nampahoriana azy. Ary hoy ny mpanjaka tamin' i Abiatara mpisorona: Mandehana hianao mankany amin' ny taninao, any Anatota, nefa noho hianao nitondra ny fiaran' ny Tompo Tompo teo anatrehan' i Davida raiko, sy noho hianao nanana anjara tamin' ny fahoriana rehetra nahazo an' ikaky, dia tsy hataoko maty amin' izao andro izao hianao. Quant au prêtre Ébyatar, le roi lui dit : " Va à Anatot dans ton domaine, car tu mérites la mort, mais je ne te ferai pas mourir aujourd' hui, car tu as porté l' arche de Yahvé en présence de mon père David et partagé toutes les épreuves de mon père. "
1Mp 2.27 So Solomon thrust out Abiathar from being priest unto the Lord; that he might fulfil the word of the Lord, which he spake concerning the house of Eli in Shiloh. Ary Solomona dia nanongana an' i Abiatara tsy ho mpisoron' i Jehovah, ka dia nahatanteraka ny tenin' i Jehovah, ilay nolazainy tao Silo ny amin' ny taranak' i Ely, izy. Koa nesorin' i Salomona tsy ho mpisoron' ny Tompo intsony Abiatara, ary tanterany tamin' izany ilay teny nolazain' ny Tompo tany Silao amin' ny fianakavian' i Helì. Et Salomon exclut Ébyatar du sacerdoce de Yahvé, accomplissant ainsi la parole que Yahvé avait prononcée contre la maison d'Éli à Silo.
...............
1Mp 2.35 And the king put Benaiah the son of Jehoiada in his room over the host: and Zadok the priest did the king put in the room of Abiathar. Ary Benaia, zanak' i Joiada, no notendren' ny mpanjaka ho solony ho komandin' ny miaramila; ary Zadota mpisorona no notendren' ny mpanjaka ho solon' i Abiatara. Banaiasa zanak' i Joiadasa no nataon' ny mpanjaka filohan' ny tafika, ho solony, ary Sadaoka no nataon' ny mpanjaka mpisorona, ho solon' i Abiatara. Le roi mit Benayahu fils de Yehoyada à sa place à la tête de l' armée ; et le roi mit le prêtre Sadoq à la place d'Ébyatar.
...............
1Mp 4.4 And Benaiah the son of Jehoiada was over the host: and Zadok and Abiathar were the priests: ary Benaia, zanak' i Joiada, no komandin' ny miaramila; ary Zadoka sy Abiatara no mpisorona; Banaiasa zanak' i Joiadasa no komandin' ny tafika; Sadaoka sy Abiatara no mpisorona, Benayahu, fils de Yehoyada, chef de l' armée. Sadoq et Ébyatar, prêtres.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 15.11 And David called for Zadok and Abiathar the priests, and for the Levites, for Uriel, Asaiah, and Joel, Shemaiah, and Eliel, and Amminadab, Nantsoin' i Davida ny mpisorona Sadaoka sy Abiatara, ary ny Levita, Oriela, Asaiasa, Joela, Semeiasa, Eliela ary Aminadaba. David convoqua les prêtres Sadoq et Ébyatar, les lévites Uriel, Asaya, Yoèl, Shemaya, Éliel et Amminadab,
...............
1Tt / 1Tan 18.16 And Zadok the son of Ahitub, and Abimelech the son of Abiathar, were the priests; and Shavsha was scribe; Ary Zadoka, zanak' i Ahitoba, sy Abimeleka, zanak' i Abiatara, no mpisorona; ary Saosa no mpanoratra. Sadaoka zanak' i Akitoba, sy Abimeleka zanak' i Abiatara, no mpisorona, Sosà no mpanoratra; Sadoq, fils d' Ahitub, et Ahimélek, fils d'Ébyatar, étaient prêtres; Shavsha était secrétaire;
...............
1Tt / 1Tan 24.6 And Shemaiah the son of Nethaneel the scribe, one of the Levites, wrote them before the king, and the princes, and Zadok the priest, and Ahimelech the son of Abiathar, and before the chief of the fathers of the priests and Levites: one principal household being taken for Eleazar, and one taken for Ithamar. Ary Semaia, zanak' i Netanela, mpanoratra anankiray tamin' ny Levita, no nanoratra azy teo anatrehan' ny mpanjaka sy ny mpanapaka sy Zadoka mpisorona sy Ahimeleka, zanak' i Abiatara, sy teo anatrehan' ny lohan' ny fianakaviana tamin' ny mpisorona sy ny Levita: fianakaviana iray no nalaina ho an' i Eleazara, ary iray kosa ho an' Itamara. Semeiasa zanak' i Natanaela mpanoratra, anankiray tamin' ny Levita, no nandatsaka an-tsoratra azy ireo, teo anatrehan' ny mpanjaka sy ny filohany, teo anatrehan' i Sadaoka mpisorona, sy Akimeleka zanak' i Abiatara, ary teo anatrehan' ny loham-pianakavian' ny mpisorona sy ny Levita; amin' ny filokana, maka fianakaviana iray avy amin' i Eleazara, dia iray avy amin' Itamara. L' un des lévites, le scribe Shemaya, fils de Netanéel, les inscrivit en présence du roi, des officiers, du prêtre Sadoq, d' Ahimélek fils d'Ébyatar, des chefs de familles sacerdotales et lévitiques; on tirait une fois au sort pour chaque famille des fils d'Éléazar, toutes les deux fois pour les fils d' Itamar.
...............
1Tt / 1Tan 27.33 And Ahithophel was the king' s counsellor: and Hushai the Archite was the king' s companion: ary Ahitofela dia mpanolo-tsaina ny mpanjaka; ary Hosay Arkita no sakaizan' ny mpanjaka; ary ny manarakaraka an' i Ahitofela dia Joiada, zanak' i Benaia, sy Abiatara; ary ny komandin' ny miaramilan' ny mpanjaka dia Joaba. Akitofela dia mpanolo-tsaina ny mpanjaka, ary Kosaì, Arkeana, dia sakaizan' ny mpanjaka; Ahitophel était conseiller du roi. Hushaï l' Arkite était ami du roi.
1Tt / 1Tan 27.34 And after Ahithophel was Jehoiada the son of Benaiah, and Abiathar: and the general of the king' s army was Joab. manarakaraka an' i Akitofela dia Joiadà, zanak' i Banaiasa, sy Abiatara. Joaba no komandin' ny tafiky ny mpanjaka. Yehoyada, fils de Benayahu, et Ébyatar succédèrent à Ahitophel. Joab était le général des armées du roi.

  The Gospel according to Mark Marka Marka L'Évangile selon Saint Marc
...............
Mar / Mk 2.26 How he went into the house of God in the days of Abiathar the high priest, and did eat the shewbread, which is not lawful to eat but for the priests, and gave also to them which were with him? fa niditra tao an-tranon' Andriamanitra tamin' ny andron' i Abiatara mpisoronabe izy ka nihinana ny mofo aseho, izay mahadiso raha misy homana izany, afa-tsy ny mpisorona ihany, ary nomeny koa izay nanaraka azy? Fa niditra tao an-tranon' Andriamanitra izy tamin' ny andron' i Abiatara lehiben' ny mpisorona, ka nihinana ny mofo alahatra izay tsy misy mahazo mihinana afa-tsy ny mpisorona ihany, sady nomeny mbamin' ny mpanaraka azy koa. comment il entra dans la demeure de Dieu, au temps du grand prêtre Abiathar, et mangea les pains d' oblation qu' il n' est permis de manger qu' aux prêtres, et en donna aussi à ses compagnons ? "