Chapitres et versets citant Edomita

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 36.9 And these are the generations of Esau the father of the Edomites in mount Seir: Ary izao no taranak' i Esao, rain' ny Edomita any an-tendrombohitra Seira: Izao no taranak' i Esao, rain' i Edoma tany an-tendrombohitra Seira. Voici la descendance d'Ésaü, père d'Édom, dans la montagne de Séïr.
...............
Gen / Jen 36.43 Duke Magdiel, duke Iram: these be the dukes of Edom, according to their habitations in the land of their possession: he is Esau the father of the Edomites. sy Magdiela loham-pireneny ary Irama loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena tamin' ny Edomita, araka ny fonenany, tany amin' ny taniny avy. Izany no Esao, rain' ny Edomita. Magdiela, loham-pirenena; Hirama, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena amin' i Edoma, araka ny fonenany, any amin' ny tany onenany avy. Izany no Esao, rain' i Edoma. le chef Magdiel, le chef Iram. Tels sont les chefs d'Édom, selon leurs résidences au pays qu' ils possédaient. C' est Ésaü, père d'Édom.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 20.18 And Edom said unto him, Thou shalt not pass by me, lest I come out against thee with the sword. Fa hoy ny Edomita taminy: Tsy mahazo mandeha mamaky ny taniko ianao, fandrao hivoaka hamely anao amin' ny sabatra aho. Hoy Edoma taminy: Tsy handalo aty amiko hianao, fa raha tsy izany, hivoaka hitsena anao amin' ny sabatra aho. Édom lui répondit : " Tu ne passeras pas chez moi, sinon je marcherai en armes à ta rencontre. "
...............
Nom / Fan 20.20 And he said, Thou shalt not go through. And Edom came out against him with much people, and with a strong hand. Fa hoy izy: Tsy mahazo mandalo atý ianao. Ary nivoaka hisakana azy ny Edomita nitondra vahoaka betsaka sady nanao tàna-mahery. Hoy ny navaliny: Tsy handalo hianao. Sady nivoaka hitsena azy Edoma, nombam-bahoaka be sy tafika mahery. Édom répondit : " Tu ne passeras pas ", et Édom marcha à sa rencontre en grand nombre et en grande force.
Nom / Fan 20.21 Thus Edom refused to give Israel passage through his border: wherefore Israel turned away from him. Toy izany no nandavan' ny Edomita ka tsy namela ny Isiraely hamaky ny taniny, ka dia nivily niala taminy ny Zanak' Isiraely. Nolavin' i Edoma tsy handalo ny faritaniny Israely, ka dia nivily niala taminy Israely. Édom ayant ainsi refusé à Israël le passage sur son territoire, Israël s' en écarta.

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 23.7 Thou shalt not abhor an Edomite; for he is thy brother: thou shalt not abhor an Egyptian; because thou wast a stranger in his land. Aza mitady izay hiadanany na izay hahasoa azy amin' ny andronao rehetra mandrakizay. Aza mankahala ny Edomita, fa rahalahinao izy; aza mankahala ny Ejipsiana, fa efa vahiny tany amin' ny taniny hianao: Jamais, tant que tu vivras, tu ne rechercheras leur prospérité et leur bonheur.
Deo / Dt 23.8 The children that are begotten of them shall enter into the congregation of the Lord in their third generation. Aza atao ho fahavetavetana ny Edomita, fa rahalahinao izy, na ny Egyptiana, fa efa mba vahiny tany amin' ny taniny ianao. azo raisina hiditra amin' ny fiangonan' ny Tompo ny zaza nateraka avy amin' izy ireo, hatreo amin' ny taranaka fahatelo. Tu ne tiendras pas l'Édomite pour abominable, car c' est ton frère. Tu ne tiendras pas l'Égyptien pour abominable, car tu as été un étranger dans son pays.

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 14.47 So Saul took the kingdom over Israel, and fought against all his enemies on every side, against Moab, and against the children of Ammon, and against Edom, and against the kings of Zobah, and against the Philistines: and whithersoever he turned himself, he vexed them. Ary Saoly nahazo ny fanjakan' Isiraely ary niady tamin' ny fahavalony rehetra manodidina, dia tamin' ny Moaba sy ny taranak' i Amona sy ny Edomita sy ny mpanjakan' i Zoba ary ny Filistina; ary izay nalehany rehetra dia resiny avokoa. Rahefa azon' i Saola ny fanjakana tamin' Israely, niady tamin' ny fahavalony rehetra manodidina izy, dia tamin' i Moaba, tamin' ny taranak' i Amona, tamin' i Edoma, tamin' ireo mpanjakan' i Sobà ary tamin' ny Filistina, ka izay nitodihany rehetra na aiza na aiza resiny avokoa. Saül s' assura la royauté sur Israël et fit la guerre de tous côtés contre tous ses ennemis, contre Moab, les Ammonites, Édom, le roi de Çoba et les Philistins; où qu' il se tournât, il était victorieux.
...............
1Sm / 1Sam 21.8 And David said unto Ahimelech, And is there not here under thine hand spear or sword? for I have neither brought my sword nor my weapons with me, because the king' s business required haste. (Nefa nisy anankiray tamin' ny mpanompon' i Saoly teo tamin' izany andro izany, voahazona teo anatrehan' i Jehovah, Doega Edomita no anarany; lehiben' ny mpiandrin' i Saoly izy.) Tao indrindra ny lehilahy anankiray amin' ny mpanompon' i Saola tamin' izay andro izay, fa voahazona teo anatrehan' ny Tompo; Doega Edomita no anarany, ary lehiben' ny mpiandry ny ondrin' i Saola izy. Or, ce jour même, se trouvait là un des serviteurs de Saül, retenu devant Yahvé; il se nommait Doèg l'Édomite et était le plus robuste des bergers de Saül.
...............
1Sm / 1Sam 22.9 Then answered Doeg the Edomite, which was set over the servants of Saul, and said, I saw the son of Jesse coming to Nob, to Ahimelech the son of Ahitub. Ary Doega Edomita, mpifehy ny mpanompon' i Saoly, namaly ka nanao hoe: Nahita ny zanak' i Jese tonga tany Noba aho tany amin' i Ahimeleka, zanak' i Ahitoba. Dia hoy Doega ilay Edomita lehiben' ny mpanompon' i Saola namaly azy: Hitako tonga tany Nobe, tao amin' i Akemeleka zanak' i Akitoba, ny zanak' i Isaï. Doèg l'Édomite, qui se tenait près des officiers de Saül, prit la parole et dit : " J' ai vu le fils de Jessé qui venait à Nob chez Ahimélek, fils d' Ahitub.
...............
1Sm / 1Sam 22.18 And the king said to Doeg, Turn thou, and fall upon the priests. And Doeg the Edomite turned, and he fell upon the priests, and slew on that day fourscore and five persons that did wear a linen ephod. Ary hoy ny mpanjaka tamin' i Doega: Mihodina ianao, ka asio ny mpisorona. Ary Doega Edomita nihodina ka namely ny mpisorona, dia nahafaty olona dimy amby valo-polo izay nisalotra efoda rongony fotsy. Ka hoy ny mpanjaka tamin' i Doega: Mihodìna, hianao ka vonoy ny mpisorona! Dia nihodina Doega ilay Edomita ka izy no namono ny mpisorona, ary olona valopolo lahy samy manao efoda rongony no matiny tamin' izay andro izay. Alors, le roi dit à Doèg : " Toi, approche et frappe les prêtres. " Doèg l'Édomite s' approcha et frappa lui-même les prêtres : il mit à mort ce jour-là quatre-vingt-cinq hommes qui portaient le pagne de lin.
...............
1Sm / 1Sam 22.22 And David said unto Abiathar, I knew it that day, when Doeg the Edomite was there, that he would surely tell Saul: I have occasioned the death of all the persons of thy father' s house. Ary hoy Davida tamin' i Abiatara: Fantatro androtr' iny ihany fa tao Doega Edomita ka hilaza amin' i Saoly tokoa; koa izaho no anton' ny nahafaty ny olona rehetra tamin' ny tarana-drainao. Ka hoy Davida tamin' i Abiatara: Efa fantatro androtr' izay ihany fa Doega Edomita izay tao tamin' izay dia tsy maintsy hilaza amin' i Saola. Koa izaho no antony namonoana ny fianakavian-drainao rehetra. et David lui dit : " Je savais ce jour-là que Doèg l'Édomite, étant présent, avertirait sûrement Saül! C' est moi qui suis responsable de la vie de tous tes parents.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
1Mp 11.1 But king Solomon loved many strange women, together with the daughter of Pharaoh, women of the Moabites, Ammonites, Edomites, Zidonians, and Hittites: Fa Solomona mpanjaka tia vehivavy maro hafa firenena, fa tsy ilay zanakavavin' i Farao ihany, dia vehivavy Moabita sy Amonita sy Edomita sy Sidoniana ary Hetita, Afatsy ny zanakavavin' i Faraona, maro koa no vehivavy hafa firenena tian' i Salomona, dia ny Moabita, ny Amonita, ny Edomita, ny Sidoniana, ny Heteana, Le roi Salomon aima beaucoup de femmes étrangères - outre la fille de Pharaon - : des Moabites, des Ammonites, des Édomites, des Sidoniennes, des Hittites,
...............
1Mp 11.14 And the Lord stirred up an adversary unto Solomon, Hadad the Edomite: he was of the king' s seed in Edom. Ary Jehovah nanangana fahavalo hanohitra an' i Solomona, dia Hadada Edomita, tamingan' ny mpanjakan' i Edoma. Nananganan' ny Tompo fahavalo Salomona, dia Adada Edomita, tamingam-panjakan' i Edoma. Yahvé suscita un adversaire à Salomon : l'Édomite Hadad, de la race royale d'Édom.
...............
1Mp 11.17 That Hadad fled, he and certain Edomites of his father' s servants with him, to go into Egypt; Hadad being yet a little child. dia nandositra Hadada sy ny Edomita, sasany mpanompon-drainy izay nanaraka azy ka nankany Egypta; fa mbola zazalahy kely Hadada tamin' izay. Tamin' izany Adada niara-nandositra tamin' ny Edomita sasany, izay isan' ny mpanompon-drainy, mba ho any Ejipta. Mbola zazalahy tanora Adada fahizay. Hadad s'était enfui en Égypte avec des Édomites au service de son père. Hadad était alors un jeune garçon.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 8.21 So Joram went over to Zair, and all the chariots with him: and he rose by night, and smote the Edomites which compassed him about, and the captains of the chariots: and the people fled into their tents. ka dia nankany Zaira Jehorama, ary ny kalesy rehetra nentiny hiaraka aminy; ary nanaovany latsak' alina ny Edomita, izay nanodidina azy, mbamin' ny komandin' ny kalesy; ary ny olona nandositra nody. Ka nankany Seira Jorama nomban' ny kalesy rehetra; nifoha mbola alina izy namono ny Edomita manodidina azy, sy ny lehiben' ny kalesy, ary nandositra nankany an-dainy ny vahoaka. Joram passa à Caïr, et avec lui tous les chars... Il se leva de nuit et força la ligne des Edomites qui l' encerclaient, et les commandants de chars avec lui; le peuple s' enfuit à ses tentes.
...............
2Mp 14.7 He slew of Edom in the valley of salt ten thousand, and took Selah by war, and called the name of it Joktheel unto this day. Izy no nahafaty ny Edomita iray alina tao amin' ny Lohasahan-tsira sady nahafaka an' i Sela tamin' ny ady ary nanao azy hoe Joktela, izay mbola anarany mandraka androany. Nandresy Edomita iray alina tao amin' ny lohasahan-tSira izy, ary nananika nahafaka an' i Sela dia nomeny anarana hoe Jektehela io mandrak' androany. C' est lui qui battit les Edomites dans la vallée du Sel, au nombre de 10.000 hommes, et qui prit de haute lutte la Roche, il lui donna le nom de Yoqtéel, qu' elle porte jusqu'à ce jour.
...............
2Mp 14.10 Thou hast indeed smitten Edom, and thine heart hath lifted thee up: glory of this, and tarry at home: for why shouldest thou meddle to thy hurt, that thou shouldest fall, even thou, and Judah with thee? Efa namely an' i Edoma tokoa ianao, ka dia nirehareha ny fonao; aoka hahafa-po anao ary izany voninahitra izany, ka mitoera ao an-tranonao ihany; fa nahoana no hihaika ny loza hahalavo ny tenanao mbamin' ny Joda koa ianao? nandresy ny Edomita marina hianao, ka dia nisandratra ny fonao. Mirehareha ary mijanona any aminao. Nahoana hianao no dia mihitsoka amin' ny loza; ka ho lavo hianao, dia ny tenanao sy Jodà miaraka aminao? Tu as remporté une victoire sur Edom et tu te montes la tête! Sois glorieux et reste chez toi. Pourquoi provoquer le malheur et amener ta chute et celle de Juda avec toi?"

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 18.12 Moreover Abishai the son of Zeruiah slew of the Edomites in the valley of salt eighteen thousand. Ary Abisay, zanak' i Zeroia, naharesy ny Edomita teo amin' ny Lohasahan-tsira, dia lehilahy valo arivo sy iray alina. Resin' i Abisaia zanak' i Sarvia tao amin' ny lohasahan-tsira ny Edomita valo arivo sy iray alina, Abishaï, fils de Çeruya, battit les Édomites dans la vallée du Sel, au nombre de dix-huit mille.
1Tt / 1Tan 18.13 And he put garrisons in Edom; and all the Edomites became David' s servants. Thus the Lord preserved David whithersoever he went. Ary nametraka miaramila tany Edoma izy; dia tonga mpanompon' i Davida ny Edomita rehetra. Fa Jehovah nampahery an' i Davida teny amin' izay rehetra nalehany. ary nametrahany miaramila mponina tao Edoma, ka dia tonga mpanompon' i Davida avokoa Edoma rehetra. Nomen' ny Tompo an' i Davida ny fandresena tany amin' izay rehetra nalehany. Il établit des gouverneurs en Édom et tous les Édomites devinrent sujets de David. Partout où David allait, Dieu lui donna la victoire.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 21.8 In his days the Edomites revolted from under the dominion of Judah, and made themselves a king. Tamin' ny andron' i Jehorama no niodinan' ny Edomita ka tsy nanoa ny Joda, fa nanangana mpanjaka ho azy izy. Tamin' ny androny niodina tamin' ny fapanahan' i Jodà Edoma, ka nanangana mpanjaka ho azy. De son temps, Édom s' affranchit de la domination de Juda et se donna un roi.
2Tt / 2Tan 21.9 Then Jehoram went forth with his princes, and all his chariots with him: and he rose up by night, and smote the Edomites which compassed him in, and the captains of the chariots. Ka dia nivoaka Jehorama sy ireo mpanjaka nitondra ny kalesiny rehetra; ary nanaovany latsak' alina ny Edomita izay nanodidina azy sy ny komandin' ny kalesy. Dia niainga Jorama nomban' ireo lehibe aman-kalesiny rehetra, ka nifoha mbola alina izy dia nandresy ny Edomita nanodidina azy mbamin' ny lehiben' ny kalesy. Joram passa la frontière, et avec lui ses officiers et tous ses chars. Il se leva de nuit, et força la ligne des Édomites qui l' encerclaient, et les commandants de chars avec lui.
2Tt / 2Tan 21.10 So the Edomites revolted from under the hand of Judah unto this day. The same time also did Libnah revolt from under his hand; because he had forsaken the Lord God of his fathers. Nefa ny Edomita mbola niodina ka tsy nanoa ny Joda ihany ambaraka androany. Ary tamin' izany andro izany Libna koa niodina tsy nety nanoa an' i Jehorama, satria efa nahafoy an' i Jehovah, Andriamanitra ny razany, izy. Nitsoaka tamin' ny fanapahan' i Jodà anefa Edoma mandrak' androany. Lobnà koa nitsoaka tamin' ny fanapahany, tamin' izany fotoana izany ihany, noho izy efa nahafoy an' ny Tompo Andriamanitry ny razany. Ainsi Édom s' affranchit de la domination de Juda, jusqu'à ce jour. C' est aussi l'époque où Libna s' affranchit de sa domination. Il avait en effet abandonné Yahvé, le Dieu de ses pères.
...............
2Tt / 2Tan 25.14 Now it came to pass, after that Amaziah was come from the slaughter of the Edomites, that he brought the gods of the children of Seir, and set them up to be his gods, and bowed down himself before them, and burned incense unto them. Ary Amazia, nony niverina avy nanafika ny Edomita, dia nitondra ny andriamanitry ny taranak' i Seira ka nanangana azy ho andriamaniny; ary niankohoka teo anatrehany izy sady nandoro ditin-kazo manitra ho azy. Nony tonga avy nandresy ny Edomita Amasiasa, dia nentiny ny andriamanitry ny taranak' i Seira, ka natsangany ho andriamaniny, niankohofany teo anatrehany, ary nanaterany zava-manitra. Une fois rentré de sa campagne victorieuse contre les Édomites, Amasias introduisit les dieux des fils de Séïr, en fit ses dieux, se prosterna devant eux et les encensa.
...............
2Tt / 2Tan 25.19 Thou sayest, Lo, thou hast smitten the Edomites; and thine heart lifteth thee up to boast: abide now at home; why shouldest thou meddle to thine hurt, that thou shouldest fall, even thou, and Judah with thee? Lazainao fa namely an' i Edoma ianao, ka dia nanesika anao hirehareha ny fonao; mitoera ihany ange ao an-tranonao, fa nahoana no hihaika ny loza hahalavo ny tenanao mbamin' ny Joda koa ianao? Efa nahavoa ny Edomita hianao, hoy ny hevitrao, ka taomin' ny fonao hirehareha hianao. Koa ankehitriny mipetraha tsara ao an-tranonao. Nahoana no dia mihaika loza hahalavo ny tenanao mbamin' i Jodà koa ity hianao? "Me voici vainqueur d'Édom", as-tu dit, et tu te montes la tête! Sois glorieux et reste maintenant chez toi. Pourquoi provoquer le malheur et amener ta chute et celle de Juda avec toi ? "
2Tt / 2Tan 25.20 But Amaziah would not hear; for it came of God, that he might deliver them into the hand of their enemies, because they sought after the gods of Edom. Fa tsy nanaiky Amazia, satria avy tamin' Andriamanitra izany, mba hanolorany azy ho eo an-tànan' ny fahavalony noho ny nitadiavany ny andriamanitry ny Edomita. Tsy nohenoin' i Amasiasa akory izany, fa avy amin' Andriamanitra izany, hanolorany azy ho eo an-tanan' ny fahavalo, noho izy nivavaka tamin' ny andriamanitr' i Edoma. Mais Amasias n'écouta pas; c'était le fait de Dieu qui voulait livrer ces gens-là pour avoir recherché les dieux d'Édom.
...............
2Tt / 2Tan 28.17 For again the Edomites had come and smitten Judah, and carried away captives. Fa ny Edomita dia tonga indray ka namely ny Joda ary namabo azy. fa tonga indray ny Edomita, nandresy an' i Jodà sy namabo azy. Les Édomites envahirent de nouveau Juda, le battirent et emmenèrent des prisonniers.

  The Psalms Salamo Salamo Les Psaumes
Sal 52.1 Why boastest thou thyself in mischief, O mighty man? the goodness of God endureth continually. Ho an' ny mpiventy hira. Maskila nataon' i Davida, fony tonga Doega Edomita ka nilaza tamin' i Saoly hoe: Davida dia efa tonga ao an-tranon' i Ahimeleka. Nahoana no mandoka tena amin' ny haratsiana ianao, ry ilay mahery? Ny famindram-pon' Andriamanitra maharitra mandrakariva. Ho an' ny mpampianatra hira. Hira nataon' i Davida, Du maître de chant. Poème. De David.
Sal 52.2 The tongue deviseth mischiefs; like a sharp razor, working deceitfully. Loza no heverin' ny lelanao, tahaka ny hareza maranitra, ry mpanao fitaka. fony Doega, Edomita, tonga nilaza tamin' i Saola hoe: Nankany an-tranon' i Akimeleka Davida. Quand Doèg l' Edomite vint avertir Saül en lui disant : "David est entré dans la maison d' Ahimélek."
Sal 60.1 O God, thou hast cast us off, thou hast scattered us, thou hast been displeased; O turn thyself to us again. Ho an' ny mpiventy hira Al-sho-shanedoth. Miktama nataon' i Davida hampianarana, fony izy nanafika an' i Mesopotamia sy Arama-zoba tamin' ny niverenan' i Joaba ka namelezany ny Edomita roa arivo amby iray alin-dahy teo amin' ny lohasahan-tsira. Andriamanitra ô, efa nanary sy nampihahaka anay Hianao; efa tezitra Hianao, velombelomy izahay. Ho an' ny mpampianatra hira. Amin' ny Lisin' ny vavolombelona. Hira nataon' i Davida, hampianarina. Du maître de chant. Sur "Un lys est le précepte." A mi-voix. De David. Pour apprendre.
Sal 60.2 Thou hast made the earth to tremble; thou hast broken it: heal the breaches thereof; for it shaketh. Efa nampihorohoro ny tany Hianao ka namaky azy; amboary izay rava aminy, fa mihozongozona izy. Fony izy niady tamin' ny Siriana any Mesopotamia sy ny Siriana any Sobà; sy tamin' ny niverenan' i Joaba avy namely ny Edomita, tao amin' ny lohasahan-tSira, ka nahafatesany roa arivo sy iray alin-dahy. Quand il lutta avec Aram Naharayim et Aram de Çoba, et que Joab revint pour battre Edom dans la vallée du Sel, 12.000 hommes.
...............
Sal 83.6 The tabernacles of Edom, and the Ishmaelites; of Moab, and the Hagarenes; Dia ny lain' ny Edomita sy ny Isimaelita, ny Moabita sy ny Hagarita, Miray fo avokoa izy rehetra mioko, manao fanekena hanohitra anao izy, Ils conspirent tous d' un seul coeur, contre toi ils scellent une alliance