Chapitres et versets citant Jaira

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 32.41 And Jair the son of Manasseh went and took the small towns thereof, and called them Havothjair. Ary Jaira, zanak' i Manase, nandeha ka nahafaka ny tanàna madinika teo, ary ny anarany nataony hoe Havota-jaira. Dia nandroso Jaïra, zanak' i Manase, ka nahafaka ny zana-bohiny, izay nantsoiny hoe Zanabohitr' i Jaïra. Yaïr, fils de Manassé, alla s' emparer de leurs douars et les appela Douars de Yaïr.

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 3.14 Jair the son of Manasseh took all the country of Argob unto the coasts of Geshuri and Maachathi; and called them after his own name, Bashanhavothjair, unto this day. Jaïra, zanak' i Manase, no nahafaka ny tany Argoba rehetra, hatramin' ny fari-tanin' ny Gesorita sy ny Makatita; ary ny anaran' izany (dia Basana) nataony hoe Havota-jaira, araka ny anaran-tenany ihany, mandraka androany). Jaira, zanak' i Manase no nahazo ny tany Argoba, hatramin' ny sisin-tanin' ny Gesoriana sy ny Makatiana, ary nantsoiny amin' ny anarany ny vohitr' i Basàna izay atao hoe vohitr' i Jaira, mandrak' androany. Yaïr, fils de Manassé, s'était emparé de toute la confédération d' Argob jusqu' aux frontières des Geshurites et des Maakatites, qu' il appela - ce Bashân - de son nom " Douars de Yaïr " jusqu'à ce jour.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 13.30 And their coast was from Mahanaim, all Bashan, all the kingdom of Og king of Bashan, and all the towns of Jair, which are in Bashan, threescore cities: Ny fari-taniny hatrany Mahanaima, dia Basana rehetra, izay fanjakana rehetra an' i Oga, mpanjakan' i Basana, ary ny tanàna madinika rehetra an' i Jaira, izay any Basana, dia tanàna enim-polo. ka izao no faritaniny, hatrany Manaima: Basana rehetra, ny fanjakana rehetra an' i Jaira any Basana, dia tanàna enimpolo. Ils eurent pour territoire à partir de Mahanayim tout le Bashân, tout le royaume de Og, roi du Bashân, tous les Douars de Yaïr en Bashân, soit soixante villes.

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 10.3 And after him arose Jair, a Gileadite, and judged Israel twenty and two years. Ary nitsangana nandimby azy Jaïra Gileadita ka nitsara ny Isiraely roa amby roa-polo taona. Nitsangana nanaraka azy Jaira any Galaada izay nitsara an' Israely nandritra ny roa amby roapolo taona. Après lui se leva Yaïr de Galaad, qui jugea Israël pendant vingt-deux ans.
Mts / Mpits 10.4 And he had thirty sons that rode on thirty ass colts, and they had thirty cities, which are called Havothjair unto this day, which are in the land of Gilead. Ary nanana zanakalahy telo-polo izay nitaingina zana-boriky telo-polo izy, ary izy ireo nanana tanàna telo-polo any amin' ny tany Gileada; ary atao hoe Havota-jaïra mandraka androany ireo. Izy nanan-janaka telopolo lahy, izay nitaingina ampondra telopolo, sy nanan-tanàna telopolo, izay mbola antsoina mandra' androany hoe, Tranon' i Jaira, ary any amin' ny tany Galaada no nisy azy. Il avait trente fils qui montaient trente ânons et ils possédaient trente villes, qu' on appelle encore aujourd' hui les Douars de Yaïr, au pays de Galaad.
Mts / Mpits 10.5 And Jair died, and was buried in Camon. Dia maty Jaïra ka nalevina tany Kamona. Maty Jaira ka nalevina tao Kamòna. Puis Yaïr mourut et il fut enseveli à Qamôn.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 4.13 The son of Geber, in Ramothgilead; to him pertained the towns of Jair the son of Manasseh, which are in Gilead; to him also pertained the region of Argob, which is in Bashan, threescore great cities with walls and brasen bars: Beni-gabera tao Ramota-gileada; ny tanàna madinika an' i Jaïra, zanak' i Manase, izay any Gileada, no azy; azy koa ny tany Argoba, izay any Basana, dia tanana enim-polo lehibe nisy manda sy hidy varahina; Ben-Gabera tao Ramotan' i Galaada; izao no azy: ny tanàna madinik' i Jaira, zanak' i Manase, any Galaada; ny tany Argoba, any Basàna, misy tanàna lehibe enimpolo, mimanda sy misy hidy varahina; Fils de Géber, à Ramot de Galaad ; il avait les Douars de Yaïr, fils de Manassé, qui sont en Galaad ; il avait le territoire d' Argob qui est en Bashân, soixante villes fortes, emmurées et verrouillées de bronze.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.22 And Segub begat Jair, who had three and twenty cities in the land of Gilead. ary Segoba niteraka an' i Jaira, izay nanana tanàna madinika telo amby roa-polo tany amin' ny tany Gileada. Segoba niteraka an' i Jaira, izay nanana tanàna telo amby roapolo tany amin' ny tany Galaada. Segub engendra Yaïr qui détint vingt-trois villes dans le pays de Galaad.
1Tt / 1Tan 2.23 And he took Geshur, and Aram, with the towns of Jair, from them, with Kenath, and the towns thereof, even threescore cities. All these belonged to the sons of Machir the father of Gilead. Ary nalain' i Gesora sy Arama tamin' ny Jairita ny tanàna madinika an' i Jaira mbamin' i Kenata sy ny zana-bohiny, dia tanàna enim-polo izany. Ireo rehetra ireo no an' ny zanak' i Makira, rain' i Gileada. madinika an' i Jaira mbamin' i Kenata sy ny zana-bohiny, dia tanàna enim-polo izany. Ireo rehetra ireo no an' ny zanak' i Makira, rain' i Gileada. Nalain' ny Gesoriana sy ny Siriana taminy ny vohitr' i Jaira, sy Kanata mbamin' ny tanàna momba azy, tanàna enimpolo. Ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Makira, rain' i Galaada. Puis Aram et Geshur leur prirent les Douars de Yaïr, Qenat et ses dépendances, soixante villes. Tout cela appartenait aux fils de Makir père de Galaad.
...............
1Tt / 1Tan 20.5 And there was war again with the Philistines; and Elhanan the son of Jair slew Lahmi the brother of Goliath the Gittite, whose spear staff was like a weaver' s beam. Ary dia nisy ady tamin' ny Filistina indray ary Elanana, zanak' i Jaira, namono an' i Lamy, rahalahin' i Goliata Gatita, izay nanan-jaran-defona tahaka ny vodi-tenon' ny mpanenona. Dia nisy ady tamin' ny Filistina koa, izay nahafatesan' i Elkanàna zanak' i Jaira, an' i Lakmì rahalahin' i Goliata, avy any Geta, ilay nanan-defona hoatry ny vodi-tenon' ny mpanenona ny zarany. La bataille reprit encore avec les Philistins. Elhanân, fils de Yaïr, tua Lahmi, frère de Goliath de Gat; le bois de sa lance était comme un liais de tisserand.

  Book of Esther Estera Estera Livre d'Esther
...............
Est 2.5 Now in Shushan the palace there was a certain Jew, whose name was Mordecai, the son of Jair, the son of Shimei, the son of Kish, a Benjamite; Ary nisy Jiosy anankiray tany Sosana renivohitra. Mordekay no anarany, zanak' i Jaira, zanak' i Simey, zanak' i Kisy, avy tamin' ny taranak' i Benjamina, Tao Sosa renivohitra nisy Jody anankiray atao hoe Mardokea, zanak' i Jaira, zanak' i Semei, zanak' i Sisa, taranak' i Benjamina; Or, à la citadelle de Suse vivait un Juif nommé Mardochée, fils de Yaïr, fils de Shiméï, fils de Qish, de la tribu de Benjamin,
...............
Est 11.2 Tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Asoerosa mpanjaka lehibe, andro voalohan' ny volana Nisàna, dia nanonofy Mardokea, zanak' i Jaira, zanak' i Semeì, zanak' i Sisa, avy amin' ny firenen' i Benjamina.