<-
->

Est 2:1 After these things, when the wrath of king Ahasuerus was appeased, he remembered Vashti, and what she had done, and what was decreed against her. Rehefa afaka izany, nony efa nionona ny fahatezeran' i Ahasoerosy mpanjaka, dia nahatsiaro an' i Vasty sy izay efa nataony izy ary ny efa nitsarana azy. Taorian' izany, nony nionona ny hatezeran' i Asoerosa mpanjaka, nahatsiaro an' i Vastì izy, dia ny nataony sy ny notapahina ny aminy. Quelque temps après, sa fureur calmée, le roi Assuérus se souvint de Vasthi, il se rappela la conduite qu' elle avait eue, les décisions prises à son sujet.
Est 2:2 Then said the king' s servants that ministered unto him, Let there be fair young virgins sought for the king: Ka dia hoy ireo zatovon' ny mpanjaka izay nanompo azy: Aoka ny mpanjaka hitadiavana zazavavy virijina tsara tarehy; Ary hoy ireo mpanompon' ny mpanjaka izay nanao raharaha teo aminy: Aoka hitadiavana zazavavy virjiny sy tsara tarehy ny mpanjaka; Les courtisans de service auprès du roi lui dirent : "Que l' on recherche pour le roi des jeunes filles, vierges et belles.
Est 2:3 And let the king appoint officers in all the provinces of his kingdom, that they may gather together all the fair young virgins unto Shushan the palace, to the house of the women, unto the custody of Hege the king' s chamberlain, keeper of the women; and let their things for purification be given them: ary aoka ny mpanjaka hanendry olona any amin' ny isan-tokony eran' ny ny fanjakany rehetra, dia aoka hovorin' ireny ny zazavavy virijina tsara tarehy rehetra ho ato Sosana renivohitra ho ao an-tranom-behivavy amin' ny fehin' i Hegay, tsindranolahin' 1 ny mpanjaka, mpifehy ny vehivavy; ary aoka homena ny zavatra fidiovany izy, ka isam-paritany rehetra eo amin' ny fanjakany dia hametrahan' ny mpanjaka manam-boninahitra hiadidy ny famoriana ny zazavavy virjiny sy tsara tarehy rehetra, ho eto Sosa, renivohitra, ao amin' ny tranom-behivavy, tandreman' i Egea, eonokan' ny mpanjaka, sy mpitandrina ny vehivavy, izay hamonona ny momba ny fiakanjoan' ireo; Que le roi constitue des commissaires dans toutes les provinces de son royaume afin de rassembler tout ce qu' il y a de jeunes filles vierges et belles à la citadelle de Suse, dans le harem, sous l' autorité de Hégé, eunuque du roi, gardien des femmes. Celui-ci leur donnera tout ce qu' il faut pour leurs soins de beauté
Est 2:4 And let the maiden which pleaseth the king be queen instead of Vashti. And the thing pleased the king; and he did so. koa izay zazavavy sitraky ny mpanjaka no aoka hanjaka hisolo an' i Vasty. Dia sitraky ny mpanjaka izany teny izany, ka dia nataony. dia izay zazavavy sitraky ny mpanjaka no ho mpanjakavavy, hisolo an' i Vastì. Sitraky ny mpanjaka izany hevitra izany ka dia nataony izany. et la jeune fille qui aura plu au roi succédera comme reine à Vasthi." L' avis convint au roi, et c' est ce qu' il fit.
Est 2:5 Now in Shushan the palace there was a certain Jew, whose name was Mordecai, the son of Jair, the son of Shimei, the son of Kish, a Benjamite; Ary nisy Jiosy anankiray tany Sosana renivohitra. Mordekay no anarany, zanak' i Jaira, zanak' i Simey, zanak' i Kisy, avy tamin' ny taranak' i Benjamina, Tao Sosa renivohitra nisy Jody anankiray atao hoe Mardokea, zanak' i Jaira, zanak' i Semei, zanak' i Sisa, taranak' i Benjamina; Or, à la citadelle de Suse vivait un Juif nommé Mardochée, fils de Yaïr, fils de Shiméï, fils de Qish, de la tribu de Benjamin,
Est 2:6 Who had been carried away from Jerusalem with the captivity which had been carried away with Jeconiah king of Judah, whom Nebuchadnezzar the king of Babylon had carried away. izay efa nentina ho babo avy tany Jerosalema tamin' ny babo izay nentina niaraka tamin' i Jekonia, mpanjakan' ny Joda, izay nobaboin' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona. nentina avy any Jerosalema, anisan' ireo babo nataon' i Nabokodonosora mpanjakan' i Babilona sesi-tany, niaraka tamin' i Jekoniasa mpanjakan' i Jodà. qui avait été exilé de Jérusalem parmi les déportés emmenés avec le roi de Juda, Jékonias, par le roi de Babylone, Nabuchodonosor,
Est 2:7 And he brought up Hadassah, that is, Esther, his uncle' s daughter: for she had neither father nor mother, and the maid was fair and beautiful; whom Mordecai, when her father and mother were dead, took for his own daughter. Ary izy nitaiza an' i Hadasa (Estera izany), zanakavavin' ny rahalahin-drainy, izay tsy nanana ray sy reny intsony; ary razazavavy dia soa sady tsara tarehy, ary noraisin' i Mordekay ho zanany izy, rehefa maty rainy sy reniny. Izy no nitaiza an' i Edisa izay hoe Estera, zana-drahalahin-drainy, fa tsy nanan-dray na reny intsony razazavavy. Sady bikana no tsara tarehy razazavavy; nony maty rainy aman-dreniny, dia natsangan' i Mardokea ho zanany izy. et élevait alors une certaine Hadassa, autrement dit Esther, fille de son oncle, car orpheline de père et de mère. Elle avait belle prestance et agréable aspect, et, à la mort de ses parents, Mardochée l' avait prise avec lui comme si elle eût été sa fille.
Est 2:8 So it came to pass, when the king' s commandment and his decree was heard, and when many maidens were gathered together unto Shushan the palace, to the custody of Hegai, that Esther was brought also unto the king' s house, to the custody of Hegai, keeper of the women. Koa nony re ny tenin' ny mpanjaka sy ny lalàny, ka voavory tany Sosana renivohitra ny zazavavy maro ho andin' ny fehin' i Hegay, dia mba nentina ho ao an-tranon' ny mpanjaka koa Estera ho amin' ny fehin' i Hegay, mpifehy ny vehivavy. Nony efa naely ny teny aman-didin' ny mpanjaka ka efa maro ny zazavavy tafangona tao Sosa, renivohitra, notandreman' i Egea, Estera koa nalaina ho ao an-tranon' ny mpanjaka, notandreman' i Egea, mpitandrina ny vehivavy. L' ordre royal et le décret proclamés, une foule de jeunes filles furent donc rassemblées à la citadelle de Suse et confiées à Hégé. Esther fut prise et amenée au palais royal. Or, confiée comme les autres à l' autorité de Hégé, gardien des femmes,
Est 2:9 And the maiden pleased him, and she obtained kindness of him; and he speedily gave her her things for purification, with such things as belonged to her, and seven maidens, which were meet to be given her, out of the king' s house: and he preferred her and her maids unto the best place of the house of the women. Ary nahafaly azy razazavavy ka nahita fitia teo imasony; dia nomeny faingana an-drazazavavy ny zavatra fidiovany sy ny anjara-haniny ary ny ankizivavy fito izay voafantina homena azy avy tao an-tranon' ny mpanjaka; ary nafindrany ho ao amin' ny fitoerana tsara indrindra ao an-tranom-behivavy izy sy ny ankizivaviny. Ary nahafaly azy sy nahita fitia teo imasony razazavavy, ka novononiny faingana ny zavatra ilainy momba ny fihaingoany aman' anjara haniny, ary zazavavy fito notsongainy tao an-tranon' ny mpanjaka, no nomeny azy, ary ny efi-trano tsara indrindra tao an-tranom-behivavy no nametrahany azy sy ireo zazavavy. la jeune fille lui plut et gagna sa faveur. Il prit à coeur de lui donner au plus vite ce qui lui revenait pour sa parure et pour sa subsistance et, de plus, lui attribua sept suivantes choisies de la maison du roi, puis la transféra, avec ses suivantes, dans un meilleur appartement du harem.
Est 2:10 Esther had not shewed her people nor her kindred: for Mordecai had charged her that she should not shew it. Nefa Estera tsy mbola nilaza ny fireneny na ny fianakaviany, satria nopeperan' i Mordekay mba tsy hilaza izany izy. Tsy nilaza izay fireneny na firazanany Estera, fa noraran' i Mardokea tsy hilaza izany. Esther n' avait révélé ni son peuple ni sa parenté, car Mardochée le lui avait défendu.
Est 2:11 And Mordecai walked every day before the court of the women' s house, to know how Esther did, and what should become of her. Ary Mordekay nitsangantsangana isanandro teo anoloan' ny kianjan' ny tranom-behivavy, mba hahafantarany izay toetran' i Estera sy izay anaovana azy. Nitsangantsangana isan' andro teo anoloan' ny kianjan' ny tranom-behivavy Mardokea, mba hahafantarany ny toe-pahasalaman' i Estera, sy izay fitondran' ny olona azy. Chaque jour celui-ci se promenait devant le vestibule du harem pour avoir des nouvelles de la santé d' Esther et de tout ce qui lui advenait.
Est 2:12 Now when every maid' s turn was come to go in to king Ahasuerus, after that she had been twelve months, according to the manner of the women, (for so were the days of their purifications accomplished, to wit, six months with oil of myrrh, and six months with sweet odours, and with other things for the purifying of the women;) Ary nony tonga ny andro hidiran' ny zazavavy tsirairay isan' andro tany amin' i Ahasoerosy mpanjaka, rehefa tapitra taminy ny roa ambin' ny folo volana, araka ny fomba fanomanana ny vehivavy (fa tapitra tamin' izay ny andro fidiovany, dia enim-bolana tamin' ny diloilo nisy miora, ary enim-bolana tamin' ny zava-manitra sy ny zavatra sasany koa fidiovan' ny vehivavy), Nony avy ny anjara fotoana handehanan' ireo zazavavy ireo amin' i Asoerosa avy, rahefa tapiny ny roa ambin' ny folo volana fanatanterahana izay voadidy hataon' ny vehivavy, dia izao kosa no zavatra alahatra atao amin' ny fotoana idiovany; ny enim-bolana nidiovany amin' ny diloilo misy mira, ary ny enim-bolana kosa amin' ny zava-manitra sy ny zavatra tsara fofona fanaon' ny vehivavy. Chaque jeune fille devait se présenter à son tour au roi Assuérus au terme du délai fixé par le statut des femmes, soit douze mois. L' emploi de ce temps de préparation était tel pendant six mois les jeunes filles usaient de l' huile de myrrhe, et pendant six autres mois du baume et des onguents employés pour les soins de beauté féminine.
Est 2:13 Then thus came every maiden unto the king; whatsoever she desired was given her to go with her out of the house of the women unto the king' s house. koa nony hiditra ao amin' ny mpanjaka ny zazavavy tamin' izany, dia nomena azy izay rehetra nilainy ho entiny avy amin' ny tranom-behivavy ho ao an-tranon' ny mpanjaka. Raha nandeha amin' ny mpanjaka ny zazavavy dia nahazo làlana hitondra izay tiany avy ao an-tranom-behivavy mba ho any an-tranon' ny mpanjaka. Quand elle se présentait au roi, chaque jeune fille obtenait tout ce qu' elle demandait pour le prendre avec elle en passant du harem au palais royal.
Est 2:14 In the evening she went, and on the morrow she returned into the second house of the women, to the custody of Shaashgaz, the king' s chamberlain, which kept the concubines: she came in unto the king no more, except the king delighted in her, and that she were called by name. Tamin' ny hariva no nandeha izy, ary nony maraina dia niverina izy ho ao an-trano faharoa nitoeran' ny vehivavy, ho amin' ny fehin' i Sasegaza, tsindranolahin' 1 ny mpanjaka, mpitandrina ny vaditsindrano; ary tsy mba niditra tao amin' ny mpanjaka intsony izy, raha tsy tian' ny mpanjaka, ka voatonona ny anarany. Ny hariva izy no mankao; nony ampitso maraina izy, dia mifindra ao amin' ny trano faharoa fitoeram-behivavy, tandreman' i Sosagaza, eonokan' ny mpanjaka, mpitandrina ny vaditsindrano. Tsy miverina ao amin' ny mpanjaka intsony izy, afa-tsy raha irin' ny mpanjaka izy, ka antsoina amin' ny anarany. Elle s' y rendait au soir et, le lendemain matin, regagnait un autre harem, confié à Shaashgaz, l' eunuque royal préposé à la garde des concubines. Elle ne retournait pas vers le roi à moins que le roi ne s' en fût épris et la rappelât nommément.
Est 2:15 Now when the turn of Esther, the daughter of Abihail the uncle of Mordecai, who had taken her for his daughter, was come to go in unto the king, she required nothing but what Hegai the king' s chamberlain, the keeper of the women, appointed. And Esther obtained favour in the sight of all them that looked upon her. Ary rehefa tonga ny anjara-andron' i Estera, zanakavavin' i Abihaila, rahalahin-drain' i Mordekay izay efa nandray azy ho zananivavy, hidirany ao an-tranon' ny mpanjaka, dia tsy nila na inona na inona izy mihoatra noho izay notononin' i Hegay, tsindranolahin' ny mpanjaka, mpitandrina ny vehivavy. Ary Estera nahita fitia teo imason' ny olona rehetra izay nijery azy. Nony tonga ny anjaran' i Estera zanak' i Abihaila, rahalahin-drain' i Mardokea, ilay nanangana azy ho zanaka, handehanany amin' ny mpanjaka, dia tsy mba nila na inona na inona izy, afa-tsy izay natoron' i Egea, eonokan' ny mpanjaka, sy mpitandrina ny vehivavy; nefa izay rehetra nahita an' i Estera nankasitraka azy avokoa. Mais Esther, fille d' Abihayil, lui-même oncle de Mardochée qui l' avait adoptée pour fille, son tour venu de se rendre chez le roi, ne demanda rien d' autre que ce qui lui fut indiqué par l' eunuque royal Hégé, commis à la garde des femmes. Et voici qu' Esther trouva grâce devant tous ceux qui la virent.
Est 2:16 So Esther was taken unto king Ahasuerus into his house royal in the tenth month, which is the month Tebeth, in the seventh year of his reign. Dia nentina ho ao amin' i Ahasoerosy mpanjaka Estera, ho ao an-tranon' ny fanjakana, tamin' ny volana fahafolo (volana Tebeta izany) tamin' ny taona fahafito nanjakany. Tamin' ny volana fahafolo, izay volana Tebeta, taona fahafito nanjakan' i Asoerosa mpanjaka, no nentina ho ao aminy ao an-tranom-panjaka Estera. Elle fut conduite au roi Assuérus, au palais royal, le dixième mois, qui est Tébèt, en la septième année de son règne,
Est 2:17 And the king loved Esther above all the women, and she obtained grace and favour in his sight more than all the virgins; so that he set the royal crown upon her head, and made her queen instead of Vashti. Ary tian' ny mpanjaka mihoatra noho ny vehivavy rehetra Estera, ka nahita fitia sy sitraka teo imasony mihoatra noho ny virijina rehetra izy, ka dia nosatrohany ny satro-boninahitry ny fanjakana izy ka nampanjakainy hisolo an' i Vasty. Ary Estera no tian' ny mpanjaka indrindra tamin' ny vehivavy rehetra, ka nahita fitia aman-tsitraka taminy mihoatra noho ny zazavavy hafa rehetra. Nosatrohany ny diademam-panjakana ny lohany, sady nataony mpanjakavavy hisolo an' i Vastì. et le roi la préféra à toutes les autres femmes, elle trouva devant lui faveur et grâce plus qu' aucune autre jeune fille. Il posa donc le diadème royal sur sa tête et la choisit pour reine à la place de Vasthi.
Est 2:18 Then the king made a great feast unto all his princes and his servants, even Esther' s feast; and he made a release to the provinces, and gave gifts, according to the state of the king. Ary ny mpanjaka nanao fanasana lehibe ho an' ny mpanapaka rehetra sy ny mpanompony, dia fanasan' i Estera izany; ary nanendry andro fifaliana ho an' ny fanjakana rehetra isan-tokony izy sady nanome zavatra araka ny fanomen' ny mpanjaka. Nanao fanasana lehibe ny mpanjaka, ho an' ny andriandahiny rehetra sy ny mpanompony, dia ny fanasan' i Estera, nanomezany fitsaharana ny faritaniny, ary nanaovany fanomezana be, amin' ny fahazavam-po mendrika ny mpanjaka. Après cela le roi donna un grand festin, le festin d' Esther, à tous les grands officiers et serviteurs, accorda un jour de repos à toutes les provinces et prodigua des présents avec une libéralité royale.
Est 2:19 And when the virgins were gathered together the second time, then Mordecai sat in the king' s gate. Ary raha nisy virijina novorina fanindroany, dia nipetraka teo am-bavahadin' ny mpanjaka Mordekay. Tamin' ny famoriana zazavavy fanindroany, nipetraka teo am-bavahadin' ny mpanjaka Mardokea; En passant, comme les jeunes filles, dans le second harem,
Est 2:20 Esther had not yet shewed her kindred nor her people; as Mordecai had charged her: for Esther did the commandment of Mordecai, like as when she was brought up with him. Nefa Estera tsy mbola nilaza izay fianakaviany na izay fireneny, araka ilay nameperan' i Mordekay azy ihany; fa ny tenin' i Mordekay dia nankatoavin' i Estera tahaka ny fony Izy mbola nitaiza azy ihany. Estera izany mbola tsy nilaza ny firazanany na ny fireneny, araka ilay efa nandidian' i Mardokea Estera, toy ny fony mbola notezainy ihany. Esther n' avait révélé ni sa parenté ni son peuple, ainsi que le lui avait prescrit Mardochée dont elle continuait à observer les instructions comme au temps où elle était sous sa tutelle.
Est 2:21 In those days, while Mordecai sat in the king' s gate, two of the king' s chamberlains, Bigthan and Teresh, of those which kept the door, were wroth, and sought to lay hands on the king Ahasuerus. Tamin' izany andro izany, raha Mordekay nipetraka teo am-bavahadin' ny mpanjaka, dia tezitra Bigtana sy Taresy, roa lahy isan' ny tsindranolahin' 1 ny mpanjaka, dia ilay mpiambina teo am-baravarana, ka nitady hamono an' i Ahasoerosy mpanjaka izy. Tamin' izany andro izany, raha ilay nipetraka teo am-bavahadin' ny mpanjaka iny Mardokea, nentin-katezerana Bagatana sy Taresa, izy roalahy samy eonokan' ny mpanjaka sy mpiambina ny lapa, ka nitady hamono an' i Asoerosa mpanjaka. Mardochée était alors attaché à la Royale Porte. Mécontents, deux eunuques royaux, Bigtân et Téresh, du corps des gardes du seuil, complotèrent de porter la main sur le roi Assuérus.
Est 2:22 And the thing was known to Mordecai, who told it unto Esther the queen; and Esther certified the king thereof in Mordecai' s name. Ary fantatr' i Mordekay izany ka nambarany tamin' i Estera, vadin' ny mpanjaka; dia nambaran' i Estera tamin' ny mpanjaka kosa izany araka ny nampilazain' i Mordekay azy. Fantatr' i Mardokea ny teti-dratsy, ka nambarany tamin' i Estera izay nilaza izany tamin' ny mpanjaka kosa, ho filazana avy amin' i Mardokea. Mardochée en eut vent, informa la reine Esther et celle-ci, à son tour, en parla au roi au nom de Mardochée.
Est 2:23 And when inquisition was made of the matter, it was found out; therefore they were both hanged on a tree: and it was written in the book of the chronicles before the king. Atý rehefa nodinihina izany zavatra izany, dia, indro, marina; ka dia nahantona tamin' ny hazo izy roa lahy; ary nosoratana tao amin' ny bokin' ny tantara teo anatrehan' ny mpanjaka izany. Nony nofotorana izany zavatra izany, ka hita fa marina, dia nahantona tamin' ny hazo izy roa lahy eonoka, ary nosoratana tamin' ny bokin' ny Tantarao teo anatrehan' ny mpanjaka izany. Après enquête, le fait se révéla exact. Ces deux-là furent envoyés au gibet et, en présence du roi, une relation de l' histoire fut consignée dans le livre des Chroniques.

<-
->