<-
->

1Tt / 1Tan 20:1 And it came to pass, that after the year was expired, at the time that kings go out to battle, Joab led forth the power of the army, and wasted the country of the children of Ammon, and came and besieged Rabbah. But David tarried at Jerusalem. And Joab smote Rabbah, and destroyed it. Ary rehefa niherina ny taona, ka mby amin' ny andro fandehanan' ny mpanjaka hiady, dia nitondra ny miaramila rehetra Joaba ka nandrava ny tanin' ny taranak' i Amona, dia tonga izy ka nanao fahirano an' i Raba; fa Davida kosa nijanona tany Jerosalema ihany. Ary Joaba nahafaka an' i Raba, ka dia nandrava azy. Tamin' ny fitsingerenan' ny taona, nony mby tamin' ny fotoana fiaingan' ny mpanjaka handeha hiady, dia nitarika tafika tsy anerany Joaba, ka nandrava ny tanin' ny taranak' i Amona, sy tonga nanao fahirano an' i Rabà; fa Davida kosa nijanona tao Jerosalema. Noresen' i Joaba Rabà, sady noravany. Au retour de l' année, au temps où les rois se mettent en campagne, Joab emmena les troupes et ravagea le pays des Ammonites. Puis il vint mettre le siège devant Rabba, tandis que David restait à Jérusalem. Joab abattit Rabba et la démantela.
1Tt / 1Tan 20:2 And David took the crown of their king from off his head, and found it to weigh a talent of gold, and there were precious stones in it; and it was set upon David' s head: and he brought also exceeding much spoil out of the city. Dia nesorin' i Davida ny satro-boninahitr' ilay mpanjaka teo an-dohany, ka hitany fa talenta volamena iray no lanjany, sady nisy vato soa, ary dia nisatrohan' i Davida. Ary navoakany ny babo azo tao an-tanàna ka be dia be. Dia nesorin' i Davida ny satrok' andriana teny an-dohan' ny mpanjakany, ary talenta iray no lanjan' ny volamena hita tao aminy, sady nisy vato soa anankiray koa, natao teny an-dohan' i Davida. David ôta de la tête de Milkom la couronne qui s' y trouvait. Il constata qu' elle pesait un talent d' or et qu' elle enchâssait une pierre précieuse. David la mit sur sa tête. Il emporta le butin de la ville en énorme quantité.
1Tt / 1Tan 20:3 And he brought out the people that were in it, and cut them with saws, and with harrows of iron, and with axes. Even so dealt David with all the cities of the children of Ammon. And David and all the people returned to Jerusalem. Ary dia navoakany koa ny olona izay tao, ka nasiany tamin' ny tsofa sy tamin' ny fangao-by lehibe sy ny famaky; toy izany no nataon' i Davida tamin' ny tanànan' ny taranak' i Amona rehetra. Ary Davida sy ny vahoaka rehetra dia niverina nankany Jerosalema. Babo be dia be no nentiny avy ao an-tanàna. Ary ny vahoaka hita tao dia navoakany, ka noriatiny tamin' ny tsofa amam-dapìka vy sy famaky. Sady nataon' i Davida toy izany avokoa ny tanànan' ny taranak' i Amona rehetra. Dia niverina nankany Jerosalema Davida mbamin' ny vahoakany rehetra. Quant à sa population, il la fit sortir, la mit à manier la scie, les pics de fer ou les haches. Ainsi agit-il envers toutes les villes des Ammonites. Puis David et toute l' armée revinrent à Jérusalem.
1Tt / 1Tan 20:4 And it came to pass after this, that there arose war at Gezer with the Philistines; at which time Sibbechai the Hushathite slew Sippai, that was of the children of the giant: and they were subdued. Ary nony afaka izany, dia nisy ady tamin' ny Filistina tao Gazera; tamin' izany no namonoan' i Sibekay Hosatita an' i Sipay, izay isan' ny taranaky ny Refaita, ka dia naetriny ny Filistina. Tatý aorian' izany nisy ady tamin' ny Filistina tao Gazera. Tamin' izay no nahafatesan' i Sabokaì Hosatita, an' i Safaì isan-taranak' i Rafà, ka voaetry ny Filistina. Après cela, la guerre se poursuivit avec les Philistins à Gézer. C' est alors que Sibbekaï de Husha tua Sippaï, un descendant des Rephaïm. Les Philistins furent abaissés.
1Tt / 1Tan 20:5 And there was war again with the Philistines; and Elhanan the son of Jair slew Lahmi the brother of Goliath the Gittite, whose spear staff was like a weaver' s beam. Ary dia nisy ady tamin' ny Filistina indray ary Elanana, zanak' i Jaira, namono an' i Lamy, rahalahin' i Goliata Gatita, izay nanan-jaran-defona tahaka ny vodi-tenon' ny mpanenona. Dia nisy ady tamin' ny Filistina koa, izay nahafatesan' i Elkanàna zanak' i Jaira, an' i Lakmì rahalahin' i Goliata, avy any Geta, ilay nanan-defona hoatry ny vodi-tenon' ny mpanenona ny zarany. La bataille reprit encore avec les Philistins. Elhanân, fils de Yaïr, tua Lahmi, frère de Goliath de Gat; le bois de sa lance était comme un liais de tisserand.
1Tt / 1Tan 20:6 And yet again there was war at Gath, where was a man of great stature, whose fingers and toes were four and twenty, six on each hand, and six on each foot and he also was the son of the giant. Ary nisy ady indray tao Gata; ary tao nisy lehilahy vaventibe izay enin-drantsana, ka dia efatra amby roa-polo no isan' ny rantsan-tànany sy ny rantsan-tongony; ary izy koa mba isan' ny taranaky ny Refaita. izay enin-drantsana, ka dia efatra amby roa-polo no isan' ny rantsan-tànany sy ny rantsan-tongony; ary izy koa mba isan' ny taranaky ny Refaita. Ary nisy ady tany Geta. Ka tao no nisy lehilahy avo be anankiray, enin-drantsana isan-tànana aman-tongotra, efatra amby roapolo no totaliny, ka taranak' i Rafà koa izy. Il y eut encore un combat à Gat et il se trouva là un homme de grande taille qui avait vingt-quatre doigts, six à chaque extrémité. Il était, lui aussi, descendant de Rapha.
1Tt / 1Tan 20:7 But when he defied Israel, Jonathan the son of Shimea David' s brother slew him. Ary nony nihaika ny Isiraely izy, dia nahafaty azy Jonatana, zanak' i Simea, rahalahin' i Davida. Naniratsira an' Israely izy, ka matin' i Jonatàna, zanak' i Samaà, rahalahin' i Davida. Comme il défiait Israël, Yehonatân, fils de Shiméa frère de David, le tua.
1Tt / 1Tan 20:8 These were born unto the giant in Gath; and they fell by the hand of David, and by the hand of his servants. Ireo no taranaky ny Refaita tao Gata, ka matin' ny tànan' i Davida sy ny tanan' ny mpanompony ireo. Tarana-dRafà tao Geta ireo lehilahy ireo, ary matin' ny tànan' i Davida sy ny tànan' ny mpanompony izy ireo. Ces hommes étaient issus de Rapha à Gat et ils succombèrent sous la main de David et de ses gardes.

<-
->