Chapitres et versets citant Anania

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 10.28 Of the sons also of Bebai; Jehohanan, Hananiah, Zabbai, and Athlai. ary ny avy tamin' ny taranak' i Bebay dia Johanana sy Hanania sy Zabay sy Atlay; tamin' ny taranak' i Bebaì: Johanàna, Anania, Zabaì, Atalaì; des fils de Bébaï : Yohanân, Hananya Zabbaï, Atlaï;

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 3.8 Next unto him repaired Uzziel the son of Harhaiah, of the goldsmiths. Next unto him also repaired Hananiah the son of one of the apothecaries, and they fortified Jerusalem unto the broad wall. Manarakaraka ireo dia namboatra koa Oziela, zanak' i Haraia, isan' ny mpanefy volamena. Manarakaraka io dia namboatra koa Hanania, isan' ny mpangaroharo zava-manitra; ary nanamafy an' i Jerosalema izy hatramin' ny mandà lehibe. Oziela zanak' i Araiasa lohan' ny mpanefy volamena, nanamboatra teo anilany; ary Anania isan' ny fikambanan' ny mpanao zava-manitra no nanamboatra teo anilany; ary Anania isan' ny fikambanan' ny mpanao zava-manitra no nanamboatra teo anilany; navelany Jerosalema hatreo amin' ny manda malalaka. A leur suite répara Uzziel, membre de la corporation des orfèvres, et à sa suite répara Hananya, de la corporation des parfumeurs : ils renforcèrent Jérusalem jusqu'à la muraille large.
...............
Neh / Ne 3.23 After him repaired Benjamin and Hashub over against their house. After him repaired Azariah the son of Maaseiah the son of Ananiah by his house. Manarakaraka ireo dia namboatra koa Benjamina sy Hasoba teo amin' ny tandrifin' ny tranony ihany. Manarakaraka ireo dia namboatra koa Azaria, zanak' i Mahaseia, zanak' i Anania, teo anilan' ny tranony ihany. Manarakaraka ireo, dia Benjamina sy Hasoba nanamboatra teo an-trandrifin' ny tranony. Manaraka ireo, Azariasa zanak' i Maasiasa zanak' i Anania, nanamboatra teo akaikin' ny tranony. Après eux Binyamîn et Hashshub réparèrent en face de leurs maisons. Après eux Azarya, fils de Maaséya, fils d' Ananya, répara à côté de sa maison.
...............
Neh / Ne 7.2 That I gave my brother Hanani, and Hananiah the ruler of the palace, charge over Jerusalem: for he was a faithful man, and feared God above many. dia notendreko Hanany rahalahiko sy Hanania, lehiben' ny tao an-dapa, hitandrina an' i Jerosalema, fa lehilahy mahatoky izy sady matahotra an' Andriamanitra mihoatra noho ny maro. Ary Hananì rahalahiko sy Anania lehiben' ny rova no nomeko fahefana amin' i Jerosalema, fa lehilahy mahatoky sy matahotra an' Andriamanitra mihoatra noho ny maro izy. Je confiai l' administration de Jérusalem à Hanani, mon frère, et à Hananya, commandant de la citadelle, car c'était un homme de confiance et qui craignait Dieu plus que beaucoup d' autres;
...............
Neh / Ne 10.24 Hallohesh, Pileha, Shobek, Hosea, Hanania, Hasoba, Osea, Anania, Hasoba, Hoshéa, Hananya, Hashshub,
...............
Neh / Ne 11.32 And at Anathoth, Nob, Ananiah, ary tany Anatota sy Noba sy Anania tany Anatota, Nobà, Anania, Anatot, Nob, Ananya,
...............
Neh / Ne 12.12 And in the days of Joiakim were priests, the chief of the fathers: of Seraiah, Meraiah; of Jeremiah, Hananiah; Ary tamin' ny andron' i Joiakima dia nisy mpisorona, lohan' ny fianakaviana, dia izao: Ny avy tamin' i Seraia dia Meraia; ny avy tamin' i Jeremia dia Hanania; Izao no mpisorona avy amin' i Saraiasa: Anania avy amin' i Jeremia; Au temps de Yoyaqim, les familles sacerdotales avaient pour chefs : famille de Seraya : Meraya; famille de Yirmeya : Hananya;
...............
Neh / Ne 12.40 So stood the two companies of them that gave thanks in the house of God, and I, and the half of the rulers with me: Dia nijanona tao an-tranon' Andriamanitra izy roa tonta, ary izaho koa sy ny antsasaky ny mpanapaka izay niaraka tamiko ary koa ireo mpisorona: Eliasima, Maasiasa, Miamima, Mikeà, Elioenai, Zakaria, Anania, nitondra trompetra, Les deux choeurs prirent ensuite place dans le Temple de Dieu. J' avais avec moi une moitié des magistrats

      Tobia Livre de Tobie
...............
Tb 5.18 Mba hahafak' ahiahy anao anefa, dia izaho no Azariasa, zanak' i Anania malaza. Sa mère pleura, et elle dit à Tobit : "Pourquoi as-tu décidé le départ de mon enfant? N' est-ce pas lui le bâton de notre main, lui qui va et vient devant nous?

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 5.1 But a certain man named Ananias, with Sapphira his wife, sold a possession, Fa nisy kosa lehilahy atao hoe Ananiasy sy Safira vadiny nivarotra tany, Ary nisy kosa lehilahy anankiray atao hoe Anania, sy Safira vadiny, nivarotra tany, Un certain Ananie, d' accord avec Saphire sa femme, vendit une propriété ;
...............
Asa 5.3 But Peter said, Ananias, why hath Satan filled thine heart to lie to the Holy Ghost, and to keep back part of the price of the land? Ary hoy Petera: Ry Ananiasy, nahoana Satana no nameno ny fonao handainga amin' ny Fanahy Masina ka hanafina ny vola sasany vidin' ny tany? Fa hoy Piera: Ry Anania, nahoana Satana no nameno ny fonao handainga amin' ny Fanahy Masina, ka hanafina ny vola sasany amin' ny vidin' ny tany? " Ananie, lui dit alors Pierre, pourquoi Satan a-t-il rempli ton coeur, que tu mentes à l' Esprit Saint et détournes une partie du prix du champ ?
...............
Asa 5.5 And Ananias hearing these words fell down, and gave up the ghost: and great fear came on all them that heard these things. Ary Ananiasy, nony nandre izany teny izany, dia nikarapoka, ka afaka ny ainy; dia raiki-tahotra loatra izay rehetra nandre izany. Nony nandre izany teny izany Anania dia lavo, ka afaka ny ainy; ary raikitahotra izay tsy izy izay rehetra nandre izany. En entendant ces paroles, Ananie tomba et expira. Une grande crainte s' empara alors de tous ceux qui l' apprirent.
...............
Asa 9.10 And there was a certain disciple at Damascus, named Ananias; and to him said the Lord in a vision, Ananias. And he said, Behold, I am here, Lord. Ary nisy mpianatra anankiray tany Damaskosy, atao hoe Ananiasy; ary hoy ny Tompo taminy tamin' ny fahitana: Ry Ananiasy. Dia hoy izy: Inty aho, Tompoko. Tao Damasa fahizay dia nisy mpianatra anankiray atao hoe Anania; nilazàn' ny Tompo tamin' ny tsindrimandry hoe: Ry Anania. Dia hoy izy: Inty aho, Tompoko. Il y avait à Damas un disciple du nom d' Ananie. Le Seigneur l' appela dans une vision : " Ananie ! " - " Me voici, Seigneur ", répondit-il. -
...............
Asa 9.12 And hath seen in a vision a man named Ananias coming in, and putting his hand on him, that he might receive his sight. ary izy efa nahita lehilahy atao hoe Ananiasy niditra ka nametra-tanana taminy, mba hahiratra indray ny masony. (Tamin' izay koa Saoly dia nahita lehilahy anankiray tamin' ny tsindrimandry atao hoe, Anania izay niditra sy nametra-tànana taminy mba hampahiratra azy). et qui a vu un homme du nom d' Ananie entrer et lui imposer les mains pour lui rendre la vue. "
Asa 9.13 Then Ananias answered, Lord, I have heard by many of this man, how much evil he hath done to thy saints at Jerusalem: Ary Ananiasy namaly hoe: Tompoko, efa reko tamin' ny maro ny haben' ny ratsy nataon' izany lehilahy izany tamin' ny olonao masina tany Jerosalema. Ary Anania namaly hoe: Tompoko, reko tamin' ny olona maro fa loza loatra no nafitsok' io lehilahy io tamin' ny olonao masina tao Jerosalema; Ananie répondit : " Seigneur, j' ai entendu beaucoup de monde parler de cet homme et dire tout le mal qu' il a fait à tes saints à Jérusalem.
...............
Asa 9.17 And Ananias went his way, and entered into the house; and putting his hands on him said, Brother Saul, the Lord, even Jesus, that appeared unto thee in the way as thou camest, hath sent me, that thou mightest receive thy sight, and be filled with the Holy Ghost. Ary nandeha Ananiasy ka niditra tao an-trano, dia nametra-tanana taminy ka nanao hoe Ry Saoly rahalahy, ny Tompo, dia Jesosy Izay niseho taminao teo amin' ny lalana nalehanao, no efa naniraka ahy, mba hahiratan' ny masonao, ary mba ho feno ny Fanahy Masina ianao. Dia nandeha Anania, ka nony tonga tao an-trano, dia nametra-tànana taminy nanao hoe: Ry Saoly rahalahy, Jeso Tompo izay niseho taminao teo amin' ny làlana nalehanao, dia naniraka ahy mba hahiratra indray hianao sy ho feno ny Fanahy Masina. Alors Ananie partit, entra dans la maison, imposa les mains à Saul et lui dit : " Saoul, mon frère, celui qui m' envoie, c' est le Seigneur, ce Jésus qui t' est apparu sur le chemin par où tu venais ; et c' est afin que tu recouvres la vue et sois rempli de l' Esprit Saint. "
...............
Asa 22.12 And one Ananias, a devout man according to the law, having a good report of all the Jews which dwelt there, Ary ny lehilahy anankiray atao hoe Ananiasy, mpivavaka manaraka ny lalàna sady tsara laza teo amin' ny Jiosy rehetra izay nonina teo, Ary nisy lehilahy anankiray atao hoe Anania izay nanaraka ny Lalàna, sy tsara laza tamin' ny Jody rehetra nonina tao. " Il y avait là un certain Ananie, homme dévot selon la Loi et jouissant du bon témoignage de tous les Juifs de la ville ;
...............
Asa 23.2 And the high priest Ananias commanded them that stood by him to smite him on the mouth. Ary Ananiasy mpisoronabe nandidy izay nitsangana teo hamely ny vavany. Tamin' izay i Anania mpisorona lehibe dia nandidy ny mpiandry raharahany hamely tehamaina ny vavany, Mais le grand prêtre Ananie ordonna à ses assistants de le frapper sur la bouche.
Asa 24.1 And after five days Ananias the high priest descended with the elders, and with a certain orator named Tertullus, who informed the governor against Paul. Ary rehefa afaka hadimiana dia nidina Ananiasy mpisoronabe mbamin' ny loholona sasany sy Tertylo, mpandaha-teny anankiray, izay nanambara tamin' ny mpanapaka ny niampangany an' i Paoly. Nony afaka hadimiana, dia tonga i Anania lehiben' ny mpisorona sy ny loholona sasany, ary mpandaha-teny anankiray atao hoe Tertolosa, hiampanga an' i Paoly amin' ny governora. Cinq jours plus tard, le grand prêtre Ananie descendit avec quelques anciens et un avocat, un certain Tertullus, et, devant le gouverneur, ils se constituèrent accusateurs de Paul.