| 
|   | 
The Gospel according to Matthew | 
Matio | 
Matio | 
L'Évangile selon Saint Matthieu | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mat / Mt 26.3 | 
Then assembled together the chief priests, and the scribes, and the elders of the people, unto the palace of the high priest, who was called Caiaphas, | 
Ary tamin' izany dia nivory ny lohan' ny mpisorona sy ny loholona tao an-kianjan' ny tranon' ny mpisoronabe atao hoe Kaiafa. | 
Tamin' izay dia nivory tao an-tranon' ny lehiben' ny mpisorona atao hoe Kaifa ny lohandohan' ny mpisorona sy ny loholona, | 
Alors les grands prêtres et les anciens du peuple s' assemblèrent dans le palais du Grand Prêtre>, qui s' appelait Caïphe, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mat / Mt 26.57 | 
And they that had laid hold on Jesus> led him away to Caiaphas the high priest, where the scribes and the elders were assembled. | 
Ary izay efa nisambotra an' i Jesosy dia nitondra Azy ho any amin' i Kaiafa mpisoronabe, izay nivorian' ny mpanora-dalàna sy ny loholona. | 
Ary izay nisambotra an' i Jeso dia nitondra azy tany amin' i Kaifa lehiben' ny mpisorona, izay nivorian' ny mpanora-dalàna sy ny loholona. | 
Ceux qui avaient arrêté Jésus> l' emmenèrent chez Caïphe le Grand Prêtre>, où se réunirent les scribes et les anciens. | 
  | 
|   | 
The Gospel according to Luke | 
Lioka | 
Lioka | 
L'Évangile selon Saint Luc | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Lio / Lk 3.2 | 
Annas> and Caiaphas being the high priests, the word of God> came unto John> the son of Zacharias> in the wilderness. | 
ary Anasy sy Kaiafa no mpisoronabe,- dia tonga tamin' i Jaona, zanak' i Zakaria, tany an-efitra ny tenin' Andriamanitra. | 
ary Ana sy Kaifa no lehiben' ny mpisorona, dia tonga tamin' i Joany zanak' i Zakaria tany an' efitra ny tenin' Andriamanitra. | 
sous le pontificat d' Anne> et Caïphe, la parole de Dieu> fut adressée à Jean>, fils de Zacharie>, dans le désert. | 
  | 
|   | 
The Gospel according to John | 
Jaona | 
Joany | 
L'Évangile selon Saint Jean | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jao / Jo 11.49 | 
And one of them, named Caiaphas, being the high priest that same year, said unto them, Ye know nothing at all, | 
Ary ny anankiray taminy, dia Kaiafa, mpisoronabe tamin' izany taona izany, nanao taminy hoe: Hianareo tsy mahalala na inona na inona, | 
Dia hoy ny anankiray tamin' izy ireo atao hoe Kaifa, izay lehiben' ny mpisorona tamin' izany taona izany: Tsy mahalala na inona na inona hianareo, | 
Mais l' un d' entre eux, Caïphe, étant grand prêtre cette année-là, leur dit : " Vous n' y entendez rien. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jao / Jo 18.13 | 
And led him away to Annas> first; for he was father in law to Caiaphas, which was the high priest that same year. | 
dia nitondra Azy tany amin' i Anasy aloha, fa izy no rafozan' i Kaiafa, mpisoronabe tamin' izany taona izany. | 
Tany amin' i Ana aloha no nitondrany azy, fa io no rafozan' i Kaifa izay lehiben' ny mpisorona tamin' izany taona izany; | 
Ils le menèrent d' abord chez Anne> ; c'était en effet le beau-père de Caïphe, qui était grand prêtre cette année-là. | 
| Jao / Jo 18.14 | 
Now Caiaphas was he, which gave counsel to the Jews>, that it was expedient that one man should die for the people. | 
Ary Kaiafa no ilay nanome saina ny Jiosy fa mahatsara raha maty ny olona anankiray hamonjy ny firenena. | 
ary Kaifa kosa no ilay nanome saina ny Jody hoe mahasoa raha maty ho an' ny vahoaka ny lehilahy anankiray. | 
Or Caïphe était celui qui avait donné ce conseil aux Juifs> : " Il y a intérêt à ce qu' un seul homme meure pour le peuple. " | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jao / Jo 18.24 | 
Now Annas> had sent him bound unto Caiaphas the high priest. | 
Ary dia nasain' i Anasy nentina tamin' ny fatorany ho any amin' i Kaiafa mpisoronabe Izy. | 
Dia nasain' i Ana nentina am-patorana ho any amin' i Kaifa lehiben' ny mpisorona izy. | 
Anne> l' envoya alors, toujours lié, au grand prêtre, Caïphe. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jao / Jo 18.28 | 
Then led they Jesus> from Caiaphas unto the hall of judgment: and it was early; and they themselves went not into the judgment hall, lest they should be defiled; but that they might eat the passover. | 
Ary Jesosy dia nentiny niala tao amin' i Kaiafa ho ao anatirova; ary maraina koa ny andro tamin' izay; nefa ireo tsy niditra tao anati-rova, fandrao ho voaloto, fa efa hihinana ny Paska izy. | 
Dia nentiny niala tao amin' i Kaifa Jeso, ho any an-tranon' ny governora. Efa maraina ny andro tamin' izay. Tsy niditra tao an-trano anefa izy ireo, fandrao voaloto ka tsy afa-mihinana ny Paka. | 
Alors ils mènent Jésus> de chez Caïphe au prétoire. C'était le matin. Eux-mêmes> n' entrèrent pas dans le prétoire, pour ne pas se souiller, mais pour pouvoir manger la Pâque>. | 
  | 
|   | 
The Acts of the Apostles | 
Asa | 
Asa | 
Les Actes des Apôtres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Asa 4.6 | 
And Annas> the high priest, and Caiaphas, and John>, and Alexander>, and as many as were of the kindred of the high priest, were gathered together at Jerusalem>. | 
sy Anasy mpisoronabe sy Kaiafa sy Jaona sy Aleksandro mbamin' izay rehetra mety ho havan' ny mpisoronabe. | 
ary Ana lehiben' ny mpisorona, Kaifa, Joany Aleksandra, mbamin' ny havan' ny mpisorona rehetra, | 
Il y avait là Anne> le grand prêtre, Caïphe, Jonathan>, Alexandre> et tous les membres des familles pontificales. |