Chapitres et versets citant Efrata

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 35.16 And they journeyed from Bethel; and there was but a little way to come to Ephrath: and Rachel travailed, and she had hard labour. Dia nifindra niala tany Betela izy; ary nony efa kely foana no sisa tsy nahatongavany tao Efrata, dia nihetsi-jaza Rahely sady sarotiny. Dia niala teo Betela izy; ary nony mbola lavidavitra ihany vao ho tonga tao Efratà, dia teraka Rasela sady sarotiny erý. Ils partirent de Béthel. Il restait un bout de chemin pour arriver à Éphrata quand Rachel accoucha. Ses couches furent pénibles
...............
Gen / Jen 35.19 And Rachel died, and was buried in the way to Ephrath, which is Bethlehem. Dia maty Rahely ka nalevina teo amin' ny lalana mankany Efrata (Betlehema izany). Dia maty Rasela, ka nalevina teo amin' ny làlana mankany Efratà dia Betleema izany. Rachel mourut et fut enterrée sur le chemin d'Éphrata - C' est Bethléem.
...............
Gen / Jen 48.7 And as for me, when I came from Padan, Rachel died by me in the land of Canaan in the way, when yet there was but a little way to come unto Ephrath: and I buried her there in the way of Ephrath; the same is Bethlehem. Ary izaho, raha niala tany Mesopotamia aho, dia maty teo anatrehako Rahely tany amin' ny tany Kanana, tany an-dalana, rehefa kely foana no sisa tsy nahatongavana tao Efrata, ary nandevina azy aho teo amoron' ny lalana mankany Efrata (Betlehema izany). Ary izaho fony niverina avy any Padana dia maty teo anatrehako teny an-dàlana Rasela tany amin' ny tany Kanaana, efa mby lavitra akaiky an' i Efratà, ka dia naleviko teo, amin' ny làlana mankany Efratà, dia Betleema izany. Lorsque je revenais de Paddân, ta mère Rachel est morte, pour mon malheur, au pays de Canaan, en route, encore un bout de chemin avant d' arriver à Éphrata, et je l' ai enterrée là, sur le chemin d'Éphrata - c' est Bethléem.

  Ruth Rota Rota Livre de Ruth
...............
Rot Rt 4.11 And all the people that were in the gate, and the elders, said, We are witnesses. The Lord make the woman that is come into thine house like Rachel and like Leah, which two did build the house of Israel: and do thou worthily in Ephratah, and be famous in Bethlehem: Dia hoy ny vahoaka rehetra izay teo amin' ny vavahady sy ny loholona: Eny, vavolombelona izahay; hataon' i Jehovah tahaka an' i Rahely sy tahaka an' i Lea anie izay vehivavy efa ho tonga ao an-tranonao; fa izy roa vavy no nanangana ny tranon' ny Isiraely; ary aoka ho lehibe any Efrata anie ianao, ary halaza any Betlehema anie ny anaranao; Dia hoy ny vahoaka rehetra teo am-bavahady mbamin' ny loholona: Vavolombelona izahay. Enga anie ka hataon' ny Tompo tahaka an-dRasely sy Lià ny vehivavy izay miditra ao amin' ny tranonao, dia tahaka azy roa vavy izay nanangana ny tranon' Israely. Ary hianao kosa, matanjaha any Efrata ary aoka hianao hampanan-daza ny anaranao any Betleema. Tout le peuple qui se trouvait à la porte répondit : " Nous en sommes témoins ", et les anciens répondirent : " Que Yahvé rende la femme qui va entrer dans ta maison semblable à Rachel et à Léa qui, à elles deux, ont édifié la maison d' Israël. Deviens puissant en Ephrata et fais-toi un nom dans Bethléem.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.19 And when Azubah was dead, Caleb took unto him Ephrath, which bare him Hur. Ary nony maty Azoba, dia Efrata no nalain' i Kaleba ho vadiny, ary izy niteraka an' i Hora taminy; Ary maty Azobà, ka naka an' i Efratà ho vady Kaleba; io no niterahany an' i Hora. Azuba mourut et Caleb épousa Éphrata, qui lui enfanta Hur.
...............
1Tt / 1Tan 2.50 These were the sons of Caleb the son of Hur, the firstborn of Ephratah; Shobal the father of Kirjathjearim. Izao no zanakalahin' i Kaleba, zanak' i Hora, lahimatoan' i Efrata: Sobala, razamben' ny any Kiriata-Jearima, Izao no zanakalahin' i Kaleba. Zanakalahin' i Hora, lahimatoan' i Efratà: Sobala, rain' i Kariatiarima, Tels furent les descendants de Caleb. Fils de Hur, premier-né d'Éphrata : Shobal, père de Qiryat-Yéarim,
...............
1Tt / 1Tan 4.4 And Penuel the father of Gedor, and Ezer the father of Hushah. These are the sons of Hur, the firstborn of Ephratah, the father of Bethlehem. ary Penoela, rain' i Gedora, sy Ezera, rain' i Hosa. Ireo no zanak' i Hora, lahimatoan' i Efrata, razamben' ny any Betlehema. Fanoela no rain' i Gedora, ary Ezera no rain' i Hosa. Ireo no zanakalahin' i Hora, lahimatoan' i Efratà, rain' i Betleema. Penuel était père de Gedor, Ézer père de Husha. Tels sont les fils de Hur, premier-né d'Éphrata, père de Bethléem.

  The Psalms Salamo Salamo Les Psaumes
...............
Sal 132.6 Lo, we heard of it at Ephratah: we found it in the fields of the wood. Indro, nandre azy tany Efrata isika; Nahita azy tao amin' ny saha anaty ala isika. Indro rentsika fa hoe any Efrata izy; hitantsika tany an-tsahan' i Jaara izy. Voici : on parle d' Elle en Ephrata, nous l' avons découverte aux Champs-du-Bois!

  Book of Micah Mika Mikea Livre de Michée
Mik / Mi 5.1 Now gather thyself in troops, O daughter of troops: he hath laid siege against us: they shall smite the judge of Israel with a rod upon the cheek. Fa ianao, ry Betlehema Efrata, Izay kely tsy tokony ho isan' ny arivon' i Joda akory, Dia avy ao aminao no hivoahan' Izay anankiray ho Mpanapaka ho Ahy ao amin' ny Isiraely; Hatry ny fahagola no efa nivoahany, dia hatrizay hatrizay. Ary hianao, ry Betleema Efrata, kely tsy tokony ho isan' ireo arivon' i Jodà akory, avy aminao no hivoaka ho ahy ilay tsy maintsy ho Mpanapaka amin' Israely, ary ny niandohany dia efa hatramin' ny andro fahagola, hatramin' ny andro mandrakizay. Et toi Bethléem , Éphrata, le moindre des clans de Juda, c' est de toi que me naîtra celui qui doit régner sur Israël; ses origines remontent au temps jadis, aux jours antiques.