Chapitres et versets citant Zakora

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 13.4 And these were their names: of the tribe of Reuben, Shammua the son of Zaccur. Ary izao no anarany: Avy tamin' ny firenen' i Robena dia Samoa, zanak' i Zakora; Ireto no anarany: Samoà zanak' i Zekora, avy amin' ny fokon-dRobena; En voici les noms :Pour la tribu de Ruben, Shammua, fils de Zakkur ;

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 4.26 And the sons of Mishma; Hamuel his son, Zacchur his son, Shimei his son. Ary ny zanakalahin' i Misma dia Hamoela, ary Zakora no zanakalahin' i Hamoela, Simey no zanakalahin' i Zakora. Zanakalahin' i Masmà: Hamoela zanany, Zakora zanany, Semeì zanany. Fils de Mishma : Hammuel son fils, Zakkur son fils, Shiméï son fils.
...............
1Tt / 1Tan 24.27 The sons of Merari by Jaaziah; Beno, and Shoham, and Zaccur, and Ibri. Ny zanakalahin' i Merary tamin' i Jazia dia Beno sy Sohama sy Zakora ary Ibry. Avy amin' i Moholì, Eleazara izay tsy nitera-dahy; fils de Merari : pour Yaaziyyahu son fils : Shoham, Zakkur et Ibri;
...............
1Tt / 1Tan 25.2 Of the sons of Asaph; Zaccur, and Joseph, and Nethaniah, and Asarelah, the sons of Asaph under the hands of Asaph, which prophesied according to the order of the king. Tamin' ny zanakalahin' i Asafa dia Zakora sy Josefa sy Netania ary Asarela, zanak' i Asafa, nofehezin' i Asafa, izay naminany araka izay nifehezan' ny mpanjaka azy. Amin' ny zanakalahin' i Asafa: Zakora, Josefa, Nataniì ary Asarelì, ireo no zanakalahin' i Asafa, tarik' i Asafa, naminany araka ny didy avy amin' ny mpanjaka. Pour les fils d' Asaph : Zakkyr, Yoseph, Netanya, Asarééla; les fils d' Asaph dépendaient de leur père qui prophétisait sous la direction du roi.
...............
1Tt / 1Tan 25.10 The third to Zaccur, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny fahatelo an' i Zakora, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo; ny fahatelo, an' i Zakora, mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le troisième fut Zakkur; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 3.2 And next unto him builded the men of Jericho. And next to them builded Zaccur the son of Imri. Ary manarakaraka ireo dia nandrafitra koa ny mponina tany Jeriko. Ary manarakaraka ireo indray dia nandrafitra koa Zakora, zanak' Imry. Ny mponina ao Jerikao no nanorina teo anilany, ary Zakora, zanak' i Amrì, nanorina teo anilany. A leur suite, construisirent les gens de Jéricho; à leur suite, construisit Zakkur, fils d' Imri.
...............
Neh / Ne 10.13 Hodijah, Bani, Beninu. Zakora, Serebia, Sebania, Zakora, Serebiasa, Sabaniasa, Zakkur, Shérébya, Shebanya,
...............
Neh / Ne 12.34 Judah, and Benjamin, and Shemaiah, and Jeremiah, sy Joda sy Benjamina sy Semaia ary Jeremia, ny sasany amin' ny taranaky ny mpisorona, nitondra trompetra: Zakaria zanak' i Jonatàna, zanak' i Semeiasa, zanak' i Mataniasa, zanak' i Mikea, zanak' i Zekora, zanak' i Asafa, Yehuda, Benjamin, Shemaya et Yirmeya,
Neh / Ne 12.35 And certain of the priests' sons with trumpets; namely, Zechariah the son of Jonathan, the son of Shemaiah, the son of Mattaniah, the son of Michaiah, the son of Zaccur, the son of Asaph: ary ny sasany tamin' ny taranaky ny mpisorona nitondra trompetra, dia Zakaria, zanak' i Jonatana, zanak' i Semaia, zanak' i Matania, zanak' i Mikaia, zanak' i Zakora, zanak' i Asafa, mbamin' ny rahalahiny, Semeiasa, Azareela, Malalaì, Galalaì, Maaì, Natanaela, Jodà, ary Hananì, nitondra ny zava-manenon' i Davida, olon' Andriamanitra. Esdrasa mpanora-dalana no nialoha an' ireo. choisis parmi les prêtres et munis de trompettes; puis Zekarya, fils de Yonatân, fils de Shemaya, fils de Mattanya, fils de Mika, fils de Zakkur, fils d' Asaph,
...............
Neh / Ne 13.13 And I made treasurers over the treasuries, Shelemiah the priest, and Zadok the scribe, and of the Levites, Pedaiah: and next to them was Hanan the son of Zaccur, the son of Mattaniah: for they were counted faithful, and their office was to distribute unto their brethren. Ary nanendry mpitandrina ny trano firaketana aho, dia Selemia mpisorona sy Zadoka mpanoratra ary Pedaia avy tamin' ny Levita; ary manarakaraka azy telo lahy dia Hanana, zanak' i Zakora, zanak' i Matania; fa natao ho mahatoky ireo; ary ny adidin' ireo dia ny hizara ho an' ny rahalahiny. Ary notendreko ho mpitandrina ny trano fitehirizana Selemiasa mpisorona, Sadaoka mpanora-dalàna, Fadaiasa, anankiray tamin' ny levita; ary nataoko mpanampy an' ireo Hanàna zanak' i Zakora, zanak' i Mataniasa, fa ireo no hita toetra ho mahatoky. Azy ireo ny mizara ho an' ny rahalahiny. Je préposai aux magasins le prêtre Shélémya, le scribe Sadoq, Pedaya, l' un des lévites, et, pour les assister, Hanân, fils de Zakkur, fils de Mattanya, car ils passaient pour intègres; leur office fut de faire les distributions à leurs frères.