Proverbes : akoraina

Proverbe33 Adin' ombalahin' ny mpianakavy : ny mahery tsy hobena , ny resy tsy akoraina . [Rajemisa 1985 #437]
Adin' ombalahin' ny mpianakavy : ny mahery tsy hobina , ny resy tsy akoraina . [Rajemisa 1985 #437]
Adin' ombalahin' ny mpianakavy , ny resy tsy akoraina , ny mahery tsy hobena . [Rajemisa 1985 #780]
Adin' ombilahin’ ny mpianakavy : ny mahery tsy hobena, ny resy, tsy akoraina . [Cousins 1871 #17]
Interprétation malgache Raha misy olona roa na antokon' olona roa tonta samy tiana mifaninana, izay mandresy aminy tsy tokony hoderaina mihoapampana, ary toraka izany koa, izay resy aminy tsy tokony hoesoina izaitsizy. [Rajemisa 1985 #437]
Raha mpihavana no miady eny amin' ny fitsarana, noho ny fitsimbinana ny fihavanana, dia tsy akoraina izay resy ary tsy hobena izay maharesy. [Rajemisa 1985 #780]

Index