| Entrée (1/2) | 1 resy |
| Partie du discours | 2 participe |
| Explications en malgache |
3 Voa tamin' ny ady na lalao fifaninanana: Resin' ny Fortior ny mpanao baolina avy tany Lesotho
4 Maty (loka): Resy tamin' ny loka Rabe ka niozonozona tsy hamerina intsony 5 Tsy nahazo rariny tamin' ny ady amin' ny fitsarana: Resy tamin' ilay ady lova Rakoto ka tsy manana na inona na inona intsony izao 6 Tsy mahatohitra: Resin' alahelo izy 7 Maty antoka: Alaovy ho anao valopolo io akoho io fa resy aho raha latsaka izany [1.1] |
| Explications en anglais |
8 defeated conquered, overcome
[1.7] |
| Explications en français |
9 battu, conquis
[1.8] 10 vaincu, qui a perdu sa valeur [1.196] |
| Exemples |
11 Maty Ratsimive ary resy ny tafiny.
[2.508#277]
12 Hoy aho nandraiki-dresy tsy fidiny. [2.944] 13 Ho resy miandalana ny andro mahory! [1.267] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Analogues | 30 ambaka noho, 31 latsaka ambany noho, 32 mandray sanga, 33 mangataka ranomandry, 34 maty an-daharana, 35 miamboho lahy, 36 mifori-drambo, 37 milavo lefona, 38 Resy tosika, 39 resy tsy miady, 40 sendra tolona tsy omby tratra, 41 tsy mahaleo, 42 tsy mahasehaka, 43 tsy mahatohitra, 44 tsy mahazo an-tsahala, 45 tsy mahovoka, 46 voasongona, 47 voatosika |
| Combinaisons | 48 19 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot resy |
| Entrée (2/2) | 49 resy |
| Partie du discours | 50 verbe passif |
| Explications en malgache |
51 [Antesaka+Tanosy] noana
[1.78] |
| Anagrammes | resy, 52 sery |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|