Index |
|
|
|
|
|
Proverbes : alanona
|
| |
|
Proverbe | |
Kitay telo an-dalana : ny roa alanon' ny lahy, ary ny iray alanon' ny vavy. [Veyrières 1913 #1765]
Kitay telo an-dalana; ny roa alanon' ny lahy, ny iray alanon' ny vavy. [Rajemisa 1985 #51]
|
Interprétation malgache | |
Enti-milaza ny fomba nisy hatry ny fahagolan-tany, izay nametra ny anjara entin' ny mpivady tsirairay avy raha misy fisarahana, ka ny ampahatelony an' ny vavy, hoy izy, ary ny androatokony an' ny lahy; amin' ny fananana arin' izy roa nandritra ny fanambadiany ireo. [Rajemisa 1985 #51]
|
Traduction française | |
Trois rangées de paille ou herbe à faire le feu : il y en a deux pour l' homme et une pour la femme. [Veyrières 1913 #1765]
|
Interprétation française | |
Paroles de contrat de mariage réglant la distribution des biens en cas de séparation : deux tiers à l' homme et un tiers à la femme. [Veyrières 1913 #1765]
|
| |
|
Index |
|
|
|