Index

Proverbes : amandotra

Proverbe 1Valavo nitety amandotra : tsy mbola dila ny lohany ka mikiokioka. [1.147 #V63]
Valavo nitety amandotra: tsy mbola dila ñy lohany koza ka mikiokioka. [2.165]
Interprétation malgacheVoalavo nitety mandotra: tsy mbola afaky ny lohany akory ka mikiakiaka. [2.165]

Index