|
|
|
|

Entrée (1/3)1  voalavo
Radical  2 lavo
Partie du discours  3  participe passé
Explications en anglais  4 put down, thrown [1.2]
Explications en français  5 renversé, jeté à terre [1.3]

Entrée (2/3)6  voalavo
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8 Biby lavalava vatana, tsoky loha, lava rambo, mpanimba zavatra (indrindra ny voly sy tahirin-tsakafo) ary mpanely ny areti-mifindra amin' ny parasy entiny. Misy karazany telo ny voalavo: ny voalavo mainty, ny voalavo fotsy ary ny voalavon-drano [1.1]
Explications en anglais  9 a rat [1.7]
Explications en français  10 a species of rat. Mus alexandrinus. [Fiji: kalavo; Dyak: blawow; Mankassar: balawo] [1.3]
11 rat [1.54, 1.8, 1.13]
12 souris, rat [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Exemples  13  voalavo maro be mihitsy no hitako tamin' izany. [2.445]
14  Ny ampitson' iny, betsaka ny olona no nahita voalavo maty. [2.472#]
15  Nony tonga teny am-povoan-drano, nahatsiaro noana ny voalavo. [2.442]
Vocabulaire  16  Zoologie: mammifères
Tous les mots composés  17  18 combinaisons de ce mot
Proverbes  18  Proverbes contenant ce mot

Entrée (3/3)19  voalavo
Partie du discours  20  nom
Explications en français  21 Se disait des sorciers [2.415]
22 sorcier [1.3]
Tous les mots composés  23  2 combinaisons de ce mot

Anagrammes  voalavo, 24 voavalo, 25 voavola

Mis à jour le 2025/11/09