Proverbes : andoavana

Proverbe2792 Kabaro tsy hefaina tsy andoavana andevo antitra . [Samson 1965 #K4]
Kabaro tsy hifaina , tsy andoavana andevo antitra . [Houlder 1895]
Interprétation malgache Kabary tsy efa tsy andoavana andevo antitra. [Houlder 1895]

Proverbe6782 Taizan' amboabe , ka ny tsy vokin' ny nono andoavana . [Rinara 1974 #4000]
Taizan' amboabe : ny tsy voky ny nono andoavana . [Cousins 1871 #2978]

Index