Proverbes : angivy

Proverbe4208 Mikantoy valana karaha ron' angivy . [Samson 1965 #M114]

Proverbe6364 Ron’ angivy : tsy madilo asetra . [Samson 1965 #R47]

Proverbe8190 Viavy voan’ angivy : fangalàna ny zanahy . [Samson 1965 #V50]

Proverbe8260 Voan’ angivy ny olombelona : tsy miarak’ antitra . [Samson 1965 #V71]

Index