Proverbes : anotrehana

Proverbe7785 Tsy misy nanao soa ohatra ny fandrahoam-bary ; fa raha vaky, nanotrehana akoho . [Cousins 1871]
Tsy misy nanao soa toy ny fandrahoam-bary , fa nony vaky nanotrehana akoho . [Rinara 1974 #4739]
Tsy nisy nanao soa ohatra ny vilany , fa raha vaky, natao fanotrehana akoho . [Houlder 1895]
Traduction française Personne n' a fait autant de bien qu' une marmite, car lorsqu' elle fut brisée, on s' en servit encore pour y mettre couver la poule. [Houlder 1895]

Index